Conseil Communal de la Jeunesse Toliara

Call Directions Contact the organization

Conseil Communal de la Jeunesse Toliara Plateforme réunissant toutes les associations de jeunes de la ville de Toliara

🌍 𝗬𝗢𝗨𝗧𝗛𝗖𝗢𝗡𝗡𝗘𝗞𝗧 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗖𝗔 𝗦𝗨𝗠𝗠𝗜𝗧 𝟮𝟬𝟮𝟲 Tanora Malagasy hofantenana handrafitra ny delegasiona Malagasy 🇲🇬🌍 Kigali, Rwanda | 2...
17/09/2026

🌍 𝗬𝗢𝗨𝗧𝗛𝗖𝗢𝗡𝗡𝗘𝗞𝗧 𝗔𝗙𝗥𝗜𝗖𝗔 𝗦𝗨𝗠𝗠𝗜𝗧 𝟮𝟬𝟮𝟲

Tanora Malagasy hofantenana handrafitra ny delegasiona Malagasy 🇲🇬

🌍 Kigali, Rwanda | 25–27 Novambra 2026

👥 𝑻𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 𝑴𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, 𝒊𝒛𝒂𝒐 𝒏𝒐 𝒇𝒐𝒕𝒐𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒂𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒆𝒐𝒏𝒂𝒐 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂 𝑨𝒇𝒓𝒊𝒌𝒂𝒏𝒂!

📣Ny Minisitera ny Tanora sy ny Fanatanjahantena dia manao antso ho an’ireo tanora liana handrafitra ny delegasion’i Madagasikara amin’ny 𝐅𝐢𝐡𝐚𝐨𝐧𝐚𝐦𝐛𝐞 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟗 𝐘𝐨𝐮𝐭𝐡𝐂𝐨𝐧𝐧𝐞𝐤𝐭 𝐀𝐟𝐫𝐢𝐜𝐚 , hatao any Kigali, Rwanda.

🎯 18–35 taona ve ianao?
➡️Mpisehatra anatin'ny fandraharahana, fikambanana, hetsika sy sehatra maha-olom-pirenena?
➡️Mpikambana ao amin’ny CCJ/CRJ, Efa avy nisitraka ny fandaharan'asa PPEJ, nandresy tamin’ny Hackathon YouthConnekt Madagascar, na nandray anjara tamin’ny Girl’s Empowerment ve ianao?

👉 Asehoy ny talentanao. Zarao ny hevitrao. Ataovy re ny feon’ny tanora Malagasy.

📅 Fe-potoana farany handefasana ny fangatahana : 30 septambra 2026
📩Alefaso ny antontan-taratasy fangatahanao amin’ny adiresy mailaka: [email protected].

🇲🇬 « 𝑹𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂 , 𝒏𝒚 𝒇𝒆𝒐𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 , 𝒏𝒚 𝒉𝒐𝒂𝒗𝒊𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 ! »

Ministère de la Jeunesse et des Sports
DRJS Atsimo Andrefana
Conseil Régional de la Jeunesse Atsimo-Andrefana
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara




🇲🇬🔥 TANORA ATSIMO-ANDREFANA, FOTOANA HO ANTSIKA IZAO! 🔥🇲🇬🎉 ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA 2026 🎉📅 12 – 13 – 14 A...
10/08/2026

🇲🇬🔥 TANORA ATSIMO-ANDREFANA, FOTOANA HO ANTSIKA IZAO! 🔥🇲🇬
🎉 ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TANORA 2026 🎉

📅 12 – 13 – 14 Aogositra 2026
📍 Toliara

🌍 “Tontolo samihafa, hetaheta iombonana”
Ho fanamarihana ny Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Tanora, dia miara-mientana ny tanora eto Atsimo-Andrefana mandritra ny 3 andro feno hetsika, fianarana, fifanakalozana ary fialamboly.

✨ Inona avy no miandry anao?
🥁 12 Aogositra – CARNAVAL
👕 Fitafy nentim-paharazana
🎶 Hetsika ara-kolontsaina sy fiaraha-mientana
📍 DRJS Ankilifaly | ⏰ 8 ora maraina

📚 13 Aogositra – FORMATIONS
👥 Leadership politique
💼 Culture entrepreneuriale
❤️ Santé
➡️ Fotoana iray hampivelarana ny fahalalana, ny fahaiza-mitarika ary ny fandraisana andraikitra ho an’ny tanora.
📍 Fisoratana anarana : https://forms.gle/Y2NffHQkCjxbPHce6
📍 Tongava misoratra ao amin'ny DRJS Ankilifaly

🎤 14 Aogositra – CONFÉRENCE
📰 Média et information
⚽ Football
🤝 Fifanakalozana sy fihaonana amin’ny tanora.
🎶 Ary mazava ho azy… MIARAKA AMIN’NY ARTISTA SURPRISE! 🔥🎤
💚 Tanora, aza mijanona ho mpijery fotsiny!
Avia mandray anjara, mianatra, mifampizara, maneho ny talentanao ary manorina ny hoavin’ny tanindrazana.
👉 Hetsika misokatra ho an’ny tanora ary MAIMAIM-POANA!
🇲🇬 Tontolo samihafa, hetaheta iombonana.
🔥 Tanora mirotsaka an-tsehatra, Tanora mandray andraikitra, Tanora manangana ny hoavy!

Ministère de la Jeunesse et des Sports
DRJS Atsimo Andrefana
Conseil Régional de la Jeunesse Atsimo-Andrefana
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara





30/07/2026

🇲🇬 CONCERTATION NATIONALE DES JEUNES

📍 FARITRA ATSIMO-ANDREFANA

HOAN'NY TANORA - FANAVAOZANA AN'I MADAGASCAR

✊

Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
Conseil Régional de la Jeunesse Atsimo-Andrefana

‎FANOHANANA TANORA AVY ATSIMO-ANDREFANA 🇲🇬 🔹 Izy Monja Tomboraza Tsirokay ,‎Nianatra aty Université Toliara, ‎Manana Mas...
08/07/2026

‎FANOHANANA TANORA AVY ATSIMO-ANDREFANA 🇲🇬

🔹 Izy Monja Tomboraza Tsirokay ,
‎Nianatra aty Université Toliara,
‎Manana Master II, en Biodiversité et Environnement,
‎Tanora Mpitarika fikambanana miaro ny tontolo iainana no ahaizana azy, Ary koa isany Doyen ny Mpianatra Zanak'Anzoabo ihany koa izy.
‎Efa nandray anjara amin'ny fihaonambe iraisam-pirenena momba ny fiovan'ny toetr'andro tany DUBAÏ izy tamin'ny taona 2023.
‎Amin'izao anefa izy dia milatsaka ho .
‎
🔹 ‎Koa mangataka fanohanana amitsika rehetre ny tenany amin'io io amin'ny alalan'ny vote .
‎
📍 ‎TSINDRIO ITY 👉 : https://openagora.innovationdemocratie.org/project/ocean-indien-parlement-panafricain-des-jeunes-pour-la-democratie/collect/depot/proposals/monja-tomboraza-tsirokay?_locale=fr-FR
‎
‎Na midira mp Monja Tomboraza Tsirokay, direct fa afaka manome torolanana izy amin'ny famenoana azy,
‎
‎MBA ATAOVY LAHY HO FANOHANATSIKA AZY.
‎
‎"TIAVO GNATEGNA FA GNAN'OLO TSY HOMENY"

Aza hadino ny fotoantsika androany, faha 20 Jona 2026.📍 Trano ben'ny Tanora (Maison des Jeunes) Ankilifaky🕜 2 Ora sy sas...
20/06/2026

Aza hadino ny fotoantsika androany, faha 20 Jona 2026.

📍 Trano ben'ny Tanora (Maison des Jeunes) Ankilifaky
🕜 2 Ora sy sasany tolankandro

Ministère de la Jeunesse et des Sports
DRJS Atsimo Andrefana
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
Association des Jeunes AgroActeurs du Développement Durable
fans

Ho fiarahantsika rehetra mientana sy fanampiana ny rehetra ANDAO ary tsika ✨Andro : Rahampitso, zoma faha 19 Jona 2026Fo...
18/06/2026

Ho fiarahantsika rehetra mientana sy fanampiana ny rehetra

ANDAO ary tsika ✨

Andro : Rahampitso, zoma faha 19 Jona 2026
Fotoana : 8 Ora maraina ka hatramin’ny 5 Ora hariva
Toerana : CRTS Toliara - CHU Tanambao

🩸 Le Don Sauveur revient — 2ᵉ édition !

Cette année encore, les internes en médecine de Toliara s'engagent pour une belle cause : sauver des vies.

📅 Vendredi 19 juin 2026 🕗 8h – 17h
📍 CRTS Toliara – CHU Antanambao

Un geste simple peut redonner espoir à toute une famille.
Vous souhaitez en savoir plus ou nous rejoindre ?
📞 +261 34 46 688 23 / +261 33 05 664 21

✅ Ho fanabeazana sy fampitana ireo soatoavina fototra toy ny 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚-𝐨𝐥𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚, ny 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬...
17/06/2026

✅ Ho fanabeazana sy fampitana ireo soatoavina fototra toy ny 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐨𝐦𝐛𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚-𝐨𝐥𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚, ny 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧-𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚, ary ny 𝐟𝐢𝐭𝐢𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐡𝐚𝐫𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐡𝐚-𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬y🇲🇬.

Ao anatin'ny tetik'asa "SLAMEDU - La Citoyenneté", ny South Slam Community dia mikaraka ny hetsika famaranana lehibe, izay ao anatin'ny dingana farany ny Tetik'asa. Izany dia ho tanterahina ny :
Andro : Alahady faha 21 Jona 2026
Fotoana : Amin'ny 3 Ora
Toerana : Vakok'Arts, Amorondriaka.

Ireo sekolim-panjakana telo hiatrika ny fifaninanana :
📍 Lycée Laurent Botokeky
📍 Lycée Mixte Mahavatsy
📍 Lycée Antaninarenina

TONGAVA MARO✨
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA 🤝



09/06/2026

🇲🇬 CONCERTATION REGIONALE ATSIMO-ANDREFANA - Le 11 et 12 Juin 2026

Ministère de la Jeunesse et des Sports
DRJS Atsimo Andrefana
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
Préfecture de Toliara
Commune Urbaine de Toliara
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara
fans

Mankasitraka hatrany amin'ny fiaraha-miasa sy fiaraha-mientana hoan'ny Tanora✨ Les Grands Orateurs Du Sud. Ministère de ...
03/06/2026

Mankasitraka hatrany amin'ny fiaraha-miasa sy fiaraha-mientana hoan'ny Tanora✨ Les Grands Orateurs Du Sud.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
DRJS Atsimo Andrefana
Faritra Atsimo-Andrefana Ofisialy
Commune Urbaine de Toliara
Conseil Communal de la Jeunesse Toliara

✨ La Nouvelle Génération : Parole, Jeunesse et Développement. 🔹 Ao anatin’ny hetsika isan-taona, izay karakaraina ny fik...
29/05/2026

✨ La Nouvelle Génération : Parole, Jeunesse et Développement.

🔹 Ao anatin’ny hetsika isan-taona, izay karakaraina ny fikambanana Les Grands Orateurs Du Sud dia anisan'ny manohana izany ny eto anivon'ny Conseil Communal de la Jeunesse Toliara.

🤝 Hetsika karakarin'ny Tanora ary hoan'ny Tanora.

📍 Ka manasa antsika rehetra ho tonga fa maro ireo karazana hetsika hatao, hisy ny:
🎙️ Fihaonambe sy famelabelaran-kevitra
🎙️ Adihevitra (Panels)
🎙️ Fijoroana vavolombelona
🎙️ Fizarana traikefa sy torohevitra avy amin’ireo mpanazatra (Coach)
🎙️ Seho sy fampisehoana ara-javakanto
🎙️ Fifanakalozana sy aingam-panahy

📅 Andro : Alahady, faha 31 May 2026
🕑 Fotoana : 2Ora 30 ka hatramin’ny 5Ora 30
📌 Toerana : Efitrano - Présidence de l'université de Toliara

Mitongava maro🤝



Address

Toliara

Telephone

+261348106991

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Conseil Communal de la Jeunesse Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Conseil Communal de la Jeunesse Toliara:

Shortcuts

Share