Commandos du Christ Toamasina Officiel

Commandos du Christ Toamasina Officiel Ny Commandos du Christ Toamasina Officiel dia vondrona tanora Zazalahy eo anivon'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy Toamasina .

Ny tanjonay dia ny hampiely ny filazantsara
"Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay "
lKorintiana.3:9

Famintinana an-tsary  (ASANDRATO SY DERAO JESOSY ,) 🎀🎄🎄Jesosy Mamonjy Brickaville ✨✨15/03/2026Ho an'Andriamanitra irery ...
19/03/2026

Famintinana an-tsary (ASANDRATO SY DERAO JESOSY ,) 🎀🎄🎄
Jesosy Mamonjy Brickaville ✨✨
15/03/2026
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra🙏

Sary vitsivitsy nanamarika  ny fandraisana anjara hiran'ireo solontenan'ny zanam-piangonana Brickaville nandritra ny fan...
16/03/2026

Sary vitsivitsy nanamarika ny fandraisana anjara hiran'ireo solontenan'ny zanam-piangonana Brickaville nandritra ny fankalazana ny famerenana noely.
Brickaville 14 Martsa 2026
Raha toa ka ireo ny manodidina dia ho arahinao an-tsary tsy ho ela eto amin'ny pejy kosa ny fandraisana anjara hiran'ny tompon-toerana.(Vohibinany)
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra🙏

FAMINTINANA AN-TSARY BONNE ANNÉE 2026 COMMANDOS DU CHRIST JESOSY MAMONJY TOAMASINA.Na dia teo aza ny zava-nisy izay nian...
28/02/2026

FAMINTINANA AN-TSARY BONNE ANNÉE 2026 COMMANDOS DU CHRIST JESOSY MAMONJY TOAMASINA.
Na dia teo aza ny zava-nisy izay nianjady tamin'ny tsirairay dia tsy nahasakana ny firahalahiana sy ny fifankatiavana izany .
Ny tena zanak'Andriamanitra dia misaotra an'Andriamanitra foana amin'ny zavatra rehetra.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.

Toy izao ny fahasimban'ny  fiangonana Jesosy Mamonjy Morarano  Toamasina💔🥺😭 taorian'ny fandalovan'ny cyclone GEZANI.Hisa...
19/02/2026

Toy izao ny fahasimban'ny fiangonana Jesosy Mamonjy Morarano Toamasina💔🥺😭 taorian'ny fandalovan'ny cyclone GEZANI.
Hisaorana an'Andriamanitra ny zavatra rehetra satria miara-miasa hahatanteraka ny programany .
Azon'Andriamanitra natao tsara ny niaro an'io fiangonana io tsy ho potika toy izao fa misy programany matoa toy izao
Ny finoanay dia tsy fahasimbana na faharavana tanteraka ny anton'izao fa FANARENANA HO AMIN'NY TSARATSARA KOKOA 💪

Toy izao ny fahasimban'ny  fiangonana Jesosy Mamonjy Tanambao V Toamasina taorian'ny fandalovan'ny cyclone GEZANI.Hisaor...
16/02/2026

Toy izao ny fahasimban'ny fiangonana Jesosy Mamonjy Tanambao V Toamasina taorian'ny fandalovan'ny cyclone GEZANI.
Hisaorana an'Andriamanitra ny zavatra rehetra satria miara-miasa hahatanteraka ny programany .
Azon'Andriamanitra natao tsara ny niaro an'io fiangonana io tsy ho potika toy izao fa misy programany matoa toy izao
Ny finoanay dia tsy fahasimbana na faharavana tanteraka ny anton'izao fa FANARENANA HO AMIN'NY TSARATSARA KOKOA 💪

🕯️"Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin'izay modi-mandry, mba tsy hahalahelovanareo tahaka ny sasany i...
13/01/2026

🕯️"Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin'izay modi-mandry, mba tsy hahalahelovanareo tahaka ny sasany izay tsy manana fanantenana. Fa raha inoantsika fa efa maty Jesosy. sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesosy hiaraka aminy.🕯️
I Tesaloniana 4 : 13 - 14

✝️Ny Commandos du Christ eto amin'ny fiangonana Jesosy Mamonjy Toamasina dia miondrika ary miara-ory amin'ny Pasteur TANDRA Eugéne mianakavy amin'izao fodiamandrin'ny vadiny Évangéliste VAVISOA Marinette izao.
✝️Jesosy hampionona sy hanasitrana ny fo maratra ry hamafa ny ranomaso rehetra

Ireo "   Jesosy Mamonjy Toamasina" nandritra ny fankalazana ny noely 2025 🥳🥳
30/12/2025

Ireo " Jesosy Mamonjy Toamasina" nandritra ny fankalazana ny noely 2025 🥳🥳

17/09/2025

Tsarovy ry tanora fa   sy ny filàny fa izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay
11/09/2025

Tsarovy ry tanora fa sy ny filàny fa izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commandos du Christ Toamasina Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share