Federation Madagascar Est - FME

Federation Madagascar Est - FME Fédération des Églises Adventistes de Madagascar Est

21/08/2026
10/08/2026
09/08/2026

Ps RAZANAKOLONA Arlain Armel. tale departemantan'ny asafi FME.

Manao fanazavana fohy mikasika point de site de conference izay hatao any amin'ny Camporée des Juniors any Manompana.

08/08/2026
01/08/2026
CONGRES DES MEDIAS ADVENTISTES.Sabotsy 01 aogositra 2026 folakandro tao Foulpointe.Fiofanana mamarana ny zaikaben'ny Hai...
01/08/2026

CONGRES DES MEDIAS ADVENTISTES.

Sabotsy 01 aogositra 2026 folakandro tao Foulpointe.

Fiofanana mamarana ny zaikaben'ny Haino vaky jery Advantista, eo anivon'ny fivondronamben'ny Fiangonana Advantista Ranomasimbe Indiana, izay natao nanomboka 29 jolay 2026, tao Foulpointe.

Pasitora RANDRIAMALANTO Tsiorinisoa Tsilefinifonana, miandraikitra ny Distrikan'i Sainte Marie, Federasiona Madagasikara Atsinanana no nampiofana mahakasika ny Maha izy (IDENTITE). Novelarina tao anatin'izany lohahevitra izany fa ny tsy fahalalana azy io no sakana voalohany tsy hahatafita ny hafatra ampitaina, indrindra fa ny Asa fitoriana.

Tsapa tao anatin'izay andro vitsivitsy izay dia sady nanovo fahalalana ny mpiofana rehetra no sady niala voly ary nanana fotoana nifankahalalana amin'ireo samy mpiara-manompo amin'ny sehatry ny haino vaky jery. Koa antenaina hanova ny fomba fiasa ho amin'ny tsara kokoa izao CONGRES DES MEDIAS natao izao.

Address

Toamasina
501

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Federation Madagascar Est - FME posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share