27/10/2024
Akon'ny fankalazana ny Octobre rose 💗💓 izay notanterahina tao amin'ny hôpital kely tamin'ny zoma lasa teo ☺️☺️✨
Misaotra anareo viavy jiaby izay tonga namaly ny antso ☺️🥰
Misaotra betsaka anareo tao amin'ny hopitaly kely tamin'ny fiaraha_miasa sy fanasana 🥰☺️
Isaoragna betsaka koa ireo manampahefana jiaby