Jeunes Pour le Changement de Nosy Boraha

Jeunes Pour le Changement de Nosy Boraha Rêver-Changer-Réaliser

27/02/2026
Ndao Ary oh! 🥰Sakafo karakory marigna zagny tegna ara-pahasalamana? Atao karakory fandrajoagna anazy Mbo tegna ho Tonga ...
13/08/2025

Ndao Ary oh! 🥰
Sakafo karakory marigna zagny tegna ara-pahasalamana? Atao karakory fandrajoagna anazy Mbo tegna ho Tonga amin'ny vatagna sy iasa-tsara amin'ny vatagna ny hery sy tanjaka azo avy amin'ny sakafo regny? Ino fomba atao Mba itehirizigna sakafo azo antoko? Fa tegna ino marigna zagny sakafo miovaova sy maro loko zagny?
Ndao Arika fantarintsika zagny amaraigna 14 août tontolo Andro ,amin'ny alalany " Formation en nutrition" , Izay iarahantsika amin'ny ry zare ao Office régional de la nutrition Atsinanana.
📍Alia Hôtel Mangarano
⌚ 07h 30
Inscription : Botobe Toussaint Jean Christian , Yasmine Rovou , Sand'rinah RT
Tongava maro e!

‎🔴Perfectionnez vos connaissances en matière de la nutrition !‎En collaboration avec l'Office Régional de la nutrition A...
11/08/2025

‎🔴Perfectionnez vos connaissances en matière de la nutrition !
‎En collaboration avec l'Office Régional de la nutrition Atsinanana ( ORN) , les jeunes pour les changements de Nosy boraha (JPC) organise une FORMATION EN NUTRITION, qui aura lieu ce jeudi 14 août durant toute la journée.
‎📍Lieu : Alia hôtel Mangarano
‎Heure: 07h30
‎Partenaire technique : ORN Atsinanana
‎Pour plus d'informations :
‎📞 034 63 395 53 / 034 69 288 38
‎Inscrivez vous dès maintenant , place limitée 🤗

Vita androany ny "Formation Civisme, citoyenneté et développement personnel" izay niarahana tamin'i Dr Tianjama Célestin...
17/07/2025

Vita androany ny "Formation Civisme, citoyenneté et développement personnel" izay niarahana tamin'i Dr Tianjama Célestin, ka amin'ny fo feno fitiavana sy hafaliana no entinay membre Jeunes Pour le Changement de Nosy Boraha , manolotra fankasitrahagna sy fisaoragna anareo jiaby Zay Tonga tsy nisalasala . Amin'ny magnaraka koa e! 🤩

Nous les Jeunes Pour le Changement de Nosy Boraha organisons une formation de CIVISME , citoyenneté, et développement pe...
11/07/2025

Nous les Jeunes Pour le Changement de Nosy Boraha organisons une formation de CIVISME , citoyenneté, et développement personnel. Nous vous invitons à assister à cette formation qui se déroulera à 08h00 , lieu : Grande salle DREN près de l'Office du bacc.
Formateur Docteur Célestin TIANJAMA
Inscription déja ouverte
Paff 2.000 ar ( payer sur place)
Place limitée! Inscrivez vous dès maintenant
Pour plus d'infos : 034 33 644 49 / 034 69 288 38 ou venez en mp

📣 Oh 5ème anniversaire J.P.C  oh! Oh soirée dansante e! Ai ya ai! Tamin'ny zoma aligny igny izy igny ai🎉🎉"Ela nanomanagn...
11/08/2024

📣 Oh 5ème anniversaire J.P.C oh! Oh soirée dansante e!
Ai ya ai! Tamin'ny zoma aligny igny izy igny ai🎉🎉
"Ela nanomanagna fa vita migny lelaky" aozinjare avy antsimo agny .. Vita izy Igny , tsy natao Zara fa vita , fa tegna niezahagna natao tsara sady natao tamin'ny fo.
Faly sy afapo zahay Jeunes Pour le Changement de Nosy Boraha , Kai tsy hainay ny tsy isaotra sy tsy ankasitraka:
👉 Zagnahary Sy ny razagna
👉 Membres Actif JPC ndraiky Staff jiaby
👉 Partenaires :
☘️ Le rô : aza misalasala mandefa commande lôko ndraik orita fa tegna tsara sy mahafapo
☘️
👉 Membres Bienfaiteurs (nagnampy ara-torohevitra, Sy nagnome fagnampiagna,...)
👉Tsy atao ambanindraha koa anare jiaby Tonga ni- célébré anazy igny niaraka taminay
👉Isaoragna koa anare Zay te ande tamin'igny fa tsy lasa noho antony tsy azo agnoaragna
MERCI MERCI. ZAGNAHARY AMALY SOA NY VITANAREO
Jeunes Pour le Changement

🚨AZA ADIGNA LA FAMILLE FA KELY SISA DIA TONGA NY NANDRIASANTSIKA🎉🎉🎉Soirée Dansante amin'ny espace Loharano Mangarano à p...
04/08/2024

🚨AZA ADIGNA LA FAMILLE FA KELY SISA DIA TONGA NY NANDRIASANTSIKA🎉🎉🎉
Soirée Dansante amin'ny espace Loharano Mangarano à partir de 21h00 jusqu'à l'aube! Tsaky maro azo isafidianagna😋 Sy matsiro, zava-pisotro am lay tianao sy mety aminao 🥴 ( amin'ny vidiny mirary Dia mirary) .... Ambiance assurée! Parking sécurisé . Kai aza misalasala fa Dia tongava aby e📣📣📣
Paf: 3.000 Ar
Invitation: 20.000ar
Plus d'infos : 034 69 673 56

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes Pour le Changement de Nosy Boraha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share