10/07/2026
Cours de vacances eto Toamasina 🇺🇸🇬🇧🇫🇷.
Ho antsika Ray aman-dreny rehetra eto Toamasina , raha ohatra ka tsy nahatratra ny fidirana tamin’ny 7 Jolay teo anareo, aza malahelo fa mbola misy fidirana vaovao be izao ato amin’ny LifeBridge Academy ary aza adino fa mbola mitohy hatrany ny fandraisana mpianatra vaovao ato aminay.
Misy ny karazana hetsika maromaro izay atao mandritran’ny fotoana ianarana ary vonona hizara izah mahasoa sy mahatsara ny zanakantsika tsirairay izahay .
- Fidirana: 14 Jolay 2026
- Toerana: Ampitan’ny SOMALAVAL
- Contact : 034 11 607 39
Misokatra ny fisoratana anarana ka aza tara fa voafetra ihany ny toerana.