A DEUX MAINS

Call Directions

A DEUX MAINS A deux mains, changeons le monde

14/08/2026
Ny 13 Aogositra teo dia nanatanteraka fizarana fourniture scolaire t@ ankizy mpiananatra miisa 30 tao amin'ny fokontany ...
14/08/2026

Ny 13 Aogositra teo dia nanatanteraka fizarana fourniture scolaire t@ ankizy mpiananatra miisa 30 tao amin'ny fokontany Vohilava CU Soanierana Ivongo ny ekipan'i ONG A DEUX MAINS. Ka toy izao ny fitsinjarana izany: ankizy 5 avy tao Andatsadrano, 5 Sanikidy, 5 Ambinagny Sahave, 8 Vohilava, 7 Mahatsara. Izao dia natao mba hanamaivanana ny fahasahiranan'ny ny Ray Aman-dreny ankatok'izao fidiran'ny mpianatra izao. Ka isaorana ireo malala-tanana nanampy be ka nahatanteraka izao, indrindra fa ny namana avy any Irlande Nora Carroll Donn izay gasy tsara sitra-po hiany.

Address

Toamasina I
Toamasina
501

Telephone

0324063098

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A DEUX MAINS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share