Faritra Tanambe MAnohy FIanarana

Faritra Tanambe MAnohy FIanarana ity irery ihany no pejyn'ny F.T.MA.FI Ofisialy Université de Toamasina �

28/05/2026

Jeudi 28 Mai ariva eo devant TLM B5 propagande N°1 miaraka fa tongava Zanaka Alaotra Mangoro rehetra tsy akanavaka

N°1 no ho fidintsika amin 31 Mai 2026 mba ho filoan FIZAMMAFI.
20/05/2026

N°1 no ho fidintsika amin 31 Mai 2026 mba ho filoan FIZAMMAFI.

HO ANTSIKA MPIANATRA REHETRA AZA HADINO NY BONNE ANNÉE NTSIKA ATSY MANAVAKA NY FIKAMBANANA   FA TONGAVA MARO EE , EFA HA...
22/04/2026

HO ANTSIKA MPIANATRA REHETRA AZA HADINO NY BONNE ANNÉE NTSIKA A
TSY MANAVAKA NY FIKAMBANANA FA TONGAVA MARO EE , EFA HAINAREO NY AMBIANCE ALIM-PANDIHIZANA zan 👍

TONGAVA NAREO MPIANATRA MBOLA TAVELA ANTANANA FA RAIKITRA RAHA TY BONNE ANNÉE FTMAFI
08/02/2026

TONGAVA NAREO MPIANATRA MBOLA TAVELA ANTANANA FA RAIKITRA RAHA TY BONNE ANNÉE FTMAFI

📢 FANAMBARANA HO AN'MPIKAMBANA REHETRA MAHAKASIKA NY FIFIDIANANA HO FILOHA NY FIKAMBANANA 📢
28/01/2026

📢 FANAMBARANA HO AN'MPIKAMBANA REHETRA MAHAKASIKA NY FIFIDIANANA HO FILOHA NY FIKAMBANANA 📢

05/11/2025

BONJOUR NY MEMBRE 🥰
MISY FIVORIANA ISIKA MEMBRE REHETRA NY SABOTSY @04 ORA HARIVA eo DEVANT TLM B5 FA HIARAKA HANDINIKA NY SORTIE IZAY ATAONTSIKA NY HO AVY IO

: hampitampitao ny vao2 ho an'izay mahita rehetra 👍
TONGAVA MARO 🥰👍

MIARAHABA DAHÔLY EEEEVITA SOAMANTSARA INY FIHARABAHANA TRATRY NY TAOANA FTMAFI 2025 NA NISY ARY NY SAKATSAKANA MADINIDIN...
02/03/2025

MIARAHABA DAHÔLY EEEE
VITA SOAMANTSARA INY FIHARABAHANA TRATRY NY TAOANA FTMAFI 2025
NA NISY ARY NY SAKATSAKANA MADINIDINIKA DIA TONTOSA ARAKA NY TOKONY HO IZY IHANY NY ZAVATRA NATAO .
HIALANA TSINY ETO SAHADY RAHA NISY IREO TSY FAHATOMOMBANANA FA MANAO ZAVATRA TSY MORA FA EFA NANAO NIEZAKA REHETRA IZAHAY . IZANY ANEFA DIA LESONA KA AFAKA ANAREMANA NY LESOKA AMIN'NY MANARAKA MBA HO EZAHANA AMIN'NY TSARATSARA KOKOA MBA noho NY TEO ALOHA SY ANOMEZANA FAHAFAHAMPO HO ANTSIKA REHETRA .

MISAOTRA INDRINDRA IREO ZOKY SY RAY AMANDRENY NANOHANA TAMIN'NY LAFINY REHETRA ka NAhaTOTOSANA INY FETY INY FA ZAVA-DEHIBE HO ANAY NY NATAONAREO KA OMENA SITRAKA ENTI-MATORY HO VALINA REHEFA MAHATSIARO .
TSY ADINO KOA IREO MPIKARAKARA FA NANAO NY HEZAKA MAFY IANAREO ARY NY FARANY IZAY LEHIBE INDRINDRA DIA IANAREO MPANOTRONA NA TAMIN'INY FIARAHA-MISAKAFO IZANYNA NY T@ ALIM-PANDIHIZANA.

MINO KOA IZAHAY FA NA IANAREO TSY TONGA SY TANY LAVITRA DIA NIOMBOPO TAMINAY
SARY NANDRITRY NY FETY

EFA ARAPITSO NY FOTOANA NY ALIM-PANDIHIZANA KA MANENTANA ANTSIKA REHETRA SIHANAKA AVY ANY    MBA HO TONGA DAHÔLY
27/02/2025

EFA ARAPITSO NY FOTOANA NY ALIM-PANDIHIZANA KA MANENTANA ANTSIKA REHETRA SIHANAKA AVY ANY MBA HO TONGA DAHÔLY

J-7 Aza tara manoratra anarana amin'ilay  fety ❤️BONNE ANNÉE ❤️ ny atoandro izay atao ao  LOHARANO fa ny 26 février 2025...
21/02/2025

J-7 Aza tara manoratra anarana amin'ilay fety ❤️BONNE ANNÉE ❤️ ny atoandro izay atao ao LOHARANO fa ny 26 février 2025 ny tena farany fisoratana anarana tsy misy intsony ny 27 février .
Amin' ireto olona ireto manoratr anarana :
👍EZEKIA CONACO NOSY-BE porte 04
tel: 034 82 744 41
👍CHANTAL BÂTIMENT B porte 31
tel: 034 84 706 28
Participation: 💵5000 Ar + vary 1kp ny atoandro
Prix bal ny hariva : 💵3000 Ar lahy ; 💵2000 Ar vavy

NB: tsy manavaka n'izan'iza ny fandraisana anjara fa kosa misy fetrany

Efa vonona tsara ny toerana andraisana ny fetintsik rehetra 😍
TONGAVA MARO WE

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faritra Tanambe MAnohy FIanarana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share