Fikambanan'ny Teraka Anosiarivo -F.T.A

Fikambanan'ny  Teraka Anosiarivo -F.T.A Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fikambanan'ny Teraka Anosiarivo -F.T.A, Nonprofit Organization, CEG MANGARANO, Toamasina.

AKORY ANOSIARIVO AKร” ??DISTRIKA MAROLAMBO
05/11/2025

AKORY ANOSIARIVO AKร” ??
DISTRIKA MAROLAMBO

๐Ÿ’ƒ๐Ÿ•บRetour images bonne annรฉe Anosiarivo, miaraka amin' Nofonkena fampitampihavanana ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ’ฏ๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜Naresaka ny fety ,tsy te hody fa ...
19/05/2024

๐Ÿ’ƒ๐Ÿ•บRetour images bonne annรฉe Anosiarivo, miaraka amin' Nofonkena fampitampihavanana ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ’ฏ

๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜Naresaka ny fety ,tsy te hody fa masoandro nody nampalahelo.๐ŸŽŠ

๐ŸฅฐAmin'ny manaraka koa ๐Ÿ™๐Ÿ‘

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰BONNE ANNร‰E FIKAMBANANA NY  TERAK'ANOSIARIVO /MAROLAMBO MONINA ETO TOAMASINA 2024๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰Eto dia velompisaorana ny fikamb...
19/05/2024

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰BONNE ANNร‰E FIKAMBANANA NY TERAK'ANOSIARIVO /MAROLAMBO MONINA ETO TOAMASINA 2024๐ŸŽŠ๐ŸŽŠ

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰Eto dia velompisaorana ny fikambanana nohon' ny fatontosana ny fety fankalazana ny taona vaovao 2024 .

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ Misaotra manokana ny STAFF rehetra sy Filohan'ny vondrona Folo ao anaty Fikambanana..

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ Misaotra ihany koa Prรฉsident mitarika sy mampiroborobo hatrany ity fikambanana ity satria mitombo hatrany ny ZANAKA ampielezana miditra anaty Fikambanana..

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ Misaotra ny Prรฉsident Androrangovola ihany tonga raha nasaina t@zao fรชte izao ( Hafatra dia mahavelombolo ny mahita fihetseketsehana ato anaty Fikambanana)

๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ Misaotra ny Ray AMANDRENY rehetra izay avy lavitra sy teto antoerana niaraka nankalaza izany๐Ÿ™

๐ŸŽ‰๐ŸŽŠFeno fitaizana sy fampianarana ary finoana ny ato anaty Fikambanana ka mendrika hisaorana manonakana ny mpikambana rehetra manaraka ny fitondrana izay ataon'ny Mpitondra sy mpitaritaka ansena mianakavy ๐Ÿซก๐Ÿซก

๐ŸŽ๐ŸŽ Misaotra an'Andriamanitra fa nade nanorana aza ny andro mifanesy dia maina izany omaly tontolo andro 18 / 05/24 .

๐Ÿ™๐Ÿ™ Hisaorana manonakana ihany koa ny mpampiantrano tao amin'ny CEG MANGARANO fa tena nahafinaritra be ny hafatra ny tompon'Andraikitra tao ( Mianara tsara antsika Tanora fa ansena no hoaviny firenena sy Fikambanantsika ity )

๐Ÿ•บ๐Ÿ’ƒ Ambiance mafana niaraka nandihy tao ka dia amin'ny manaraka manao misimisy ansena mianakavy ๐Ÿซก๐Ÿ’ฏ Fifaliana, fitiavana, Fihavanana ary firaisankina no naseho tato ๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽŠ

F.T.A ( FIKAMBANANA NY TERAK'ANOSIARIVO) ...โ™จ๏ธโ™จ๏ธ

๐Ÿช…๐Ÿช…๐ŸŽ‹SAMY HO TRATRAN'NY TSINGERINTAONAO HOAVY KOA ๐Ÿ’ž๐Ÿ’–๐Ÿ’–

Address

CEG MANGARANO
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan'ny Teraka Anosiarivo -F.T.A posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share