21/07/2025
Mitohy hatrany ny fiarahamiasan'ny amin'ireo vondron'olona sy olontsotra ho fampandrosoagna ny faritra misy antsika.
Araka ny fampanantenana natao dia tontosa omaly ny fihaonana tamin'ny fikambanana Taxi moto Ampasimadinika , fotoagna nifampizarana traikefa sy nifanakalozankevitra.
Hoavy tsy ho ela ny anjaran'ny Commune Ampasibe Onibe
Contact Responsable ๐ 0383362595