07/01/2025
ππ HAPPY NEW YEAR 2025ππ
Lalasoa Project Tamatave dia faly miarahaba atsika rehetra @ izao taona 2025 izao π₯³ππ, hitondra fanambinana sy sy soa ho antsika rehetra anie ny taom-baovao π
Niato kely ny activities teo tato Lalasoa Lalasoamimpody amin'ny Γ©tat normal manomboka rahampitso π 8 janvier 2025
Ny emploi du temps tsy miova :
π Mercredi/ Samedi
π16h00-17h00
π Lalasoa center, Mangarivotra, ambadiky ny quincaillerie MANOVOSOA
π₯π₯ Activities maro be:
π§ββοΈπ§ Puppets show
πΆπ₯ Music creation
π―π―ββοΈ Dance
π¨βπ¨π©βπ¨Art and crafts
π Hoisy ihany koa ireo activities surprises spΓ©ciales fΓͺtes βΊοΈπ
πAtero ar ny ankizy, hianatra sy hialavoly miaraka @ Lalasoa Project
πTsy misy vidim-pidirana
ANKIZY REHETRA, AMIN'NY FOTOANA REHETRA