Afo Faritany Atsinanana

Afo Faritany Atsinanana Pejy tokana & ofisialy ny AFO FARITANY ATSINANANA (Toamasina)๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขAllรด allรด AFO FARITANY ATSINANANA ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ RODORODO MIAVOTRA โœ”๏ธ๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ O ry afom-pivondronana mandre ny antso izao ๐Ÿ’ฅ Efa vo...
14/05/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ“ขAllรด allรด AFO FARITANY ATSINANANA ๐Ÿ“ข๐Ÿ“ข
๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ RODORODO MIAVOTRA โœ”๏ธ๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ
๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ O ry afom-pivondronana mandre ny antso izao ๐Ÿ’ฅ Efa vonona ve ise?
๐Ÿ—“๏ธNy 16-17may 2026 ho avy izao ny fotoanantsika โœ”๏ธ
๐Ÿ•“ Fahatongavana amin'ny 8ora maraina tsy diso ,! Eo akaikin'ny pharmacie Tsarasandry
๐Ÿ‘‰โœ๏ธAza adino ny TENTE,sy ireo fitaovana fentina milasy , indrindra fa ny BAIBOLY sy FIHIRANA,sns ....
๐Ÿ’ฅ๐Ÿ”ฅFANAMIANA ARA DALANA ๐Ÿ’ฏโœ”๏ธ
๐Ÿ™๐Ÿ’ฏTaomy ny mpiray Fokonolona amin'ise mba hamonjy RODORODO MIAVOTRA โœ”๏ธ ๐Ÿ‘ฃ ๐Ÿ‘ฃ ๐Ÿ‘ฃ
Rodorodo, sampana Mena ;Aoka hiredareda ny afon'ise ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ™


Afo velonaโฃ๏ธ๐Ÿ’Œ
14/05/2026

Afo velonaโฃ๏ธ๐Ÿ’Œ

๐Ÿ”ฅ 80 taona izayโ€ฆ 80 taona nanehoana finoana, fanompoana ary fitiavan-tanindrazana! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโ›บ Ise mihitsy anie izany ry Afo Velona mamikely e ๐Ÿ”ฅ

Fa 80 andro koa sisa no isaina dia tonga ny fiarahantsika mankalaza ny ivon'ny faha 80 taonan'ny Afo ๐ŸŽ‰

๐Ÿ“ 2 โ€“ 7 Aogositra 2026 any Toliara โ€“ Madiorano

Efa miomana tsara ise e? ๐Ÿค—

------------

๐ŸŽฒ๐ŸŽณ Andao ร ry aloha hilalao e. ๐Ÿ‘‰ Misy fanontaniana 3 ireto, homentsika loka izay 1 voasarika ho mpandresy (Ireto no hosarihana : mahavaly tsy misy diso ireo fanontaniana 3 anaty taria iray, ary koa mizara ity ranty ity - atao public, miampy hashtag )

๐Ÿ›‘ MAHATOKY NY MPANAZAVA - Tsy haka tahaka ny tarian'ny hafa ise ๐Ÿ˜‡ kony e?

1. Iza no namorona ny Hira "Afo Mamelona"
2. Mizara firy ny lalร nan'ny Afo, inona avy izany?
3. Iza avy ireo vehivavy modely ao anaty Baiboly efa nozaraina teto amin'ny pejy?

Andao ร ry e ๐Ÿฅฐ

๐ŸŒŸ โ€œ๐‘บ๐’‚๐’•๐’“๐’Š๐’‚ ๐’—๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐‘จ๐’‰๐’, ๐’…๐’Š๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’—๐’†๐’๐’๐’๐’‚ ๐’Œ๐’๐’‚ ๐’Š๐’‚๐’๐’‚๐’“๐’†๐’โ€ ๐‘ฑ๐’‚๐’๐’๐’‚ 14 : 19 โœ๏ธ

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฅ"Satria velona Aho dia velona koa ianareo"Jaona 14:19bIsan'ny Fanamby atao ho an'ny AFO velona rehetra izay mankalaza ...
07/05/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฅ"Satria velona Aho dia velona koa ianareo"Jaona 14:19b
Isan'ny Fanamby atao ho an'ny AFO velona rehetra izay mankalaza ny faha 80taona ny mamantatra ary maka tahaka toetra tsara ana vehivavy iray ao anatin'ny Baiboly isam-bolana ๐Ÿ™๐Ÿ’ฏ
โญ๐Ÿ’ฅ๐Ÿ”ฅFa ny Afo Faritany Atsinanana kosa dia niezaka nitrandraka sy naneho izany tamin'ny alalan'ny CONCOURS TECHNIQUE ๐Ÿ‘‰โœ๏ธ๐Ÿ‘ˆizay notanterahina ny Zoma 01May sy Sabotsy 02May 2026 lasa teo ๐Ÿ‘Œ๐Ÿ‘Œ
๐Ÿง๐Ÿง๐Ÿง• Vehivavy mahery nohon'ny Fahasoavan'Andriamanitra ๐Ÿ™๐Ÿ’ฏโœ”๏ธ
Ohabolana 31: 10-30
๐ŸงโญMaro ireo hetsika natao ho fanehoana izany ๐Ÿง•๐Ÿ™:
๐Ÿ‘‰ Isan'ireo ny fitrandrahana ny talenta (asa Tanana); ny asa firotsahana sns .....

๐Ÿ”ฅโœ๏ธ Izany rehetra izany dia noraiketin'ny tsirairay tao anatin'ny DIARYny avy ๐Ÿ™

๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ’ฏ Isaorana Azy Tompo hatrany fa tontosa soamatsara izany fotoana izany nohon'ny Fitantanany ๐Ÿ™

๐Ÿ”ฅ Nahazo namana vaovao ihany koa ny Afo Atsinanana tamin'io dia I ๐Ÿ’Ž๐Ÿ’ŽEMERALDA Mitarika ๐Ÿ’š๐Ÿ’š๐Ÿ’Ž tongasoa re ny vahininay ๐Ÿ™ary Mahefร  be amin'ny asan'ny Tompo hatrany r'se a ๐Ÿ’ฏ โœ”๏ธ

๐Ÿ™๐Ÿ™Ankasitrahana hatrany isika rehetra tonga nanatrika iny fotoana iny ๐Ÿ™ary mbola manantena antsika jiaby hatrany ny amin'ny hetsika maro izay mbola miandry ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ’ฏ โœ”๏ธ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฅ
Ho an'Andriamanitra Irery ihany anie ny Voninahitra ๐Ÿ™
๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฅ๐Ÿ’ฏAfo mamelona no Irina ๐Ÿ’ฏ โœ”๏ธ



"Satria velona Aho dia velona koa ianareo" Jaona 14 : 19b ๐Ÿ”ฅ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ ๐Ÿ’ฅMbola ao anatin'ny fankalazana ny faha 80taona ny AFO ha...
27/04/2026

"Satria velona Aho dia velona koa ianareo" Jaona 14 : 19b ๐Ÿ”ฅ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
๐Ÿ’ฅMbola ao anatin'ny fankalazana ny faha 80taona ny AFO hatrany ny sampana Mena Atsinanana ๐Ÿ™๐Ÿ’ฏโœ”๏ธ
AFO Mitombo, Velona ao amin'i Jesoa Kristy ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฅ
๐Ÿ™ Vita soa ny Sabotsy 25 Aprily 2026 lasa teo ny sahan'asa ๐ŸŒท๐ŸŒบ FORMATION Dร‰CORATION FLORALE ๐Ÿ€๐ŸŒฟ๐Ÿชท๐Ÿ’izay notarihin'i Filoha Zetry Mikiry ๐Ÿ™
Fotoana nifampizarana traik'efa ho an'ireo rahavavy sy zandry ๐Ÿ™๐Ÿ’ฏโœ”๏ธ Isaorana lehibe Andriamanitra nanome Zoky manan-talenta izay afaka mizara izany maimaim-poana ๐Ÿ™๐Ÿ’ฏ ๐Ÿ’ฅ
๐Ÿ”ฅ Mpanazava Zokiny Tia ny Natiora โœ”๏ธafo mivoatra ao anatin'ny Natiora ๐Ÿ’๐Ÿฅ€๐Ÿ๐Ÿชด sampana Mena Atsinanana mankafy ny Natiora ๐Ÿ’ ๐Ÿฅ€ ๐Ÿ’ฏโœ”๏ธ
๐Ÿ™ Isaorana Azy Tompo hatrany ny @ fahatontonsana rehetra ๐Ÿ™ ๐Ÿ™ Mankasitraka antsika rehetra tonga nanatrika ny fifampizarana ๐ŸŒžโญ




๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ’ฅAfo mamelona ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

Afo velona๐Ÿ”ฅ๐Ÿซถ
16/04/2026

Afo velona๐Ÿ”ฅ๐Ÿซถ

๐Ÿ˜€ ๐—›๐—ฎ๐—ผ๐—ฑ๐˜† ๐—ผ! ๐—ฆ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—บ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฏ๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—”๐—ณ๐—ผ? ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ผ๐—ฟ๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—™๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—ฆ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฒ๐—ป๐—ฎ?

๐Ÿ”ฅ Efa mafotaka ve izao fiomanana hamonjy ny ivon'ny fankalazana ny faha 80 taonan'ny Afo izao?

๐Ÿ“ฃ Ho an'ny Filoha aloha ity antso ity : ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐—ฟ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—บ๐—ฒ ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, hiaina traikefa mahafinaritra, no sady hampitombo an'ise. Hikarakara hetsika nasionaly e!

๐Ÿ“„ Manasa an'ise hamaky tsara ny rijanteny - hahitan'ise ireo tsara ho fantatra rehetra :
https://drive.google.com/file/d/1PAPgrgBjtt_fQ1cr6_-xlOiUjfDU8mLX/view?usp=sharing

๐Ÿ“ Aorian'izay ise afaka mameno ny rohy rehefa vonona be, ๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ ๐—ณ๐—ฒ๐—ป๐—ผ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐˜๐˜€๐˜† ๐Ÿฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜† :
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdAge9qn8UvB7ggoJhLhUc_srjxsRIN0Nvxn0GCJKX-Y4xW6g/viewform?usp=dialog

๐Ÿ™ Misaotra an'ise, zarazarao iaraha-mahalala.

-----------------------------
Any Toliara no fotoanantsika ny 2-7 aogositra izao ๐Ÿ”ฅ
Aza miala lavitra fa ho avy ny andinindininy an ๐Ÿ˜‡

โœจ

"Satria velona Aho dia velona koa ianareo Jaona" 14 : 19b ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฅโœจNosokafana tamin'ny fomba Ofisialy ny Sabotsy 04 Aprily 20...
07/04/2026

"Satria velona Aho dia velona koa ianareo Jaona" 14 : 19b ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ฅ
โœจNosokafana tamin'ny fomba Ofisialy ny Sabotsy 04 Aprily 2026 lasa teo ny fankalazana ny faha 80taona ny AFO NASIONALY teto amin'ny Faritany Atsinanana ๐Ÿ”ฅ
Fanopoam-pivavahana ho fanomezan-boninahitra an'Andriamanitra tao amin'ny EEM SANTA JAKOBA no nanombohana ny fotoana; ho fifampizarana aim-panahy mba ho tena AFO VELONA ๐Ÿ”ฅ afaka miatrika ny fankalazana tokoa ny ๐Ÿ™๐Ÿ’ฏ
๐ŸŒŸTeo ihany koa no nanoloran'ny Filoha ny fanilo miampita ho an'ny fokonolona tsirairay ๐Ÿ’ฅmba ho Mpanazava Zokiny Fitaratra sy Modely ary Velona ho an'ny manodidina Azy ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ™

โœจTaorian'ny Fotoam-pivavahana dia nisy ny fitsidihana ny stande izay nampirantiana ireo kojakoja maneho ny maha Sampana Mena, Mpanazava Zokiny Velona โค๏ธ
๐Ÿ™ Ny fotoana dia nofaranana tamin'ny fiarahana miala hetaheta tamin'ireo vahiny nasaina ๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰
๐Ÿ™๐Ÿ™ Mankasitraka antsika rehetra tonga nifanontrona โœ”๏ธ
๐Ÿ‘‰ Fanombohana ihany iny fa mbola mitohy ny fankalazana ๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ๐Ÿ‘ฃ
Isaorana an'Andriamanitra ny amin'ny fahatontonsana rehetra ๐Ÿ™Ho Azy Irery ihany anie ny Voninahitra ๐Ÿ™๐Ÿ’ฏ



Afo velona ๐Ÿ”ฅ
04/04/2026

Afo velona ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ”ฅ J-J ๐ŸŽ‰๐Ÿ‘‰๐ŸปAnio ny fotoanantsika ๐Ÿ•’Amin'ny 9ora๐Ÿ•Eo amin'ny EEM Santa Jakoba๐Ÿ’ซFanomezamboninahitra an'Andriamanitra noho ny f...
04/04/2026

๐Ÿ”ฅ J-J ๐ŸŽ‰
๐Ÿ‘‰๐ŸปAnio ny fotoanantsika

๐Ÿ•’Amin'ny 9ora
๐Ÿ•Eo amin'ny EEM Santa Jakoba

๐Ÿ’ซFanomezamboninahitra an'Andriamanitra noho ny faha-โž‘โ“ฟ ๐Ÿ…ฃ๐Ÿ…๐Ÿ…ž๐Ÿ…๐Ÿ… โ€“ ๐Ÿ…ข๐Ÿ…๐Ÿ…œ๐Ÿ…Ÿ๐Ÿ…๐Ÿ…๐Ÿ… ๐Ÿ…œ๐Ÿ…”๐Ÿ…๐Ÿ… ๐ŸŽ‰ ๐Ÿ”ฅ

โœจ โ€œSatria velona aho dia velona koa hianareo'' Jaona 14:19b ๐Ÿ”ฅ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

-J

03/04/2026





๐Ÿ”ฅ J-1

Efa tonga ny fotoanaโ€ฆ โณ

๐Ÿ’› Faha-80 taona
๐Ÿ’› Fankalazana anโ€™Andriamanitra
โœจ Tongava, miaraha mifaly
โœจ Aza tara ๐Ÿ˜‰



Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Afo Faritany Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Afo Faritany Atsinanana:

Share