06/08/2026
tsara hay
💰 MAMPIDI-BOLA NY FACEBOOK 💵
🙏 Marobe ianareo tanora, liana, no niditra hafatra miafina aminay nanontany ny mikasika ilay publication milaza fa:
Raha hainao ny mikirakira azy.
📌 Indro atolotray anareo ireo karazana asa sy fomba ahafahana mampidi-bola ato anatin'itony tambazotran-tserasera itony.
✓ Mila manana kaonty bé mpanaraka aloha ianao, mazava ho azy, na pejy be .
✓ Tsy voatery ho , ny fahaizanao mampiasa azy, ny fampiasanao azy matetika, ny famoahanao ranty dia efa ho azy.
A. (Création de contenus)
✓ Manao vidéo, réel, mandefa sary sy tantara mahaliana.
✓ Raha mahafeno fepetra ianao dia hahazo tambiny ara-bola amin'ny omen'ny méta.
B. (Vente en ligne)
Azo amidy ao anaty tambazotran-tserasera daholo izay entana azo amidy ara-dalàna rehetra.
✓ Akanjo, kiraro, kitapo, poketra, satroka,...
✓ Fanaka, kojakojan-dakozia, fitaovam-pianarana,.....
✓ Vokatra kosmetika: lokomena, vernis, menaka tarehy, solovolo, .....
✓ Karazana sakafo fahandro, fihinana, ...
✓ Asa-tanana, fitaovana elektronika,...
✓ Varotra fiara, moto, bisikileta, ....
⚠️ Tandremo fa misy ireo karazana entana mahavoasazy ny mivarotra azy ampahibemaso.
⚠️ Ary misy ny tsy azo amidy mihitsy.
D. ( )
☝🏼 Manampy ilay orinasa hivarotra ny vokatra sy ny serivisiny.
✓ Mifampiraharaha amina orinasa mpanao raharaham-barotra iray.
✓ Mahazo rohy manokana (lien d'affiliation)
✓ Zarainao amin'ny tambazotra (facebook, whatsapp) iny rohy iny.
✓ Raha misy mpividy amin'ny alalan'iny rohy no nozarainao iny dia:
ianao: mety ho 5%, na 10% arakaraky ny hifanarahana.
E.
🤡 Misy dikany bé ireny manao anaty Facebook. Tsy hoe olona tsy manan-katao akory izy ireny na misary adala fa ny hampitombo ny (bé mpanaraka no tanjona.
📢 Ary rehefa be mpanaraka dia manao
✓ Dokam-barotra ho an'ny orinasa na marika iray (vola ireny a! ).
F. (En direct, live)
✓ Manao live momba ny: asa varotra, fampianarana, mozika, kilalao isan-karazany.
✓ Rehefa manao live ianao dia toy ny mivarotra mihitsy.
G. (Community management - manao admin e)
✓ Betsaka ny orinasa no mitady olona hitantana ny pejiny.
✓ Ny asan'ny dia mamoaka ranty (publication) ho an'ilay orinasa (varotra, tolotra samihafa, sampan-draharaha, servisy) Ary mamaly ny sy ireo
H.
✓ E-book - cours vidéo, torolalana samihafa
(Oh: mivarotra boky " ireo lavak'entana rehetra eto Analakely - torolalana Raha hampiasa scooters 4 temps)
I. (Mivarotra tsy misy stock)
✓ Manana pejy ianao - mifampiraharaha amina mpivarotra iray.
✓ Amidinao anaty pejinao ny entany, amin'ny vidiny izay ifampiresahana (mety haka tombony ianao - mety ho ny vidiny fixe apetraky ny mpivarotra, fa mahazo commission ianao)
✓ Rehefa misy mpividy ao aminao, dia alefanao any amin'ilay mpivarotra ny komandy, ny mpivarotra no mandefa ny entana any amin'ilay client.
⚠️ Tandremo ny misoloky eto fa mampigadra.
⛔ Eto ianao dia tsy mampiasa vola hatao mason-karena.
⛔ Tsy mitahiry entana ihany koa
🤗 Ary afaka mivarotra karazana vokatra bé dia be.
💰 Ireo asa ireo, raha tena hainao n'y mitantana azy dia hahazoana vola 100.000 ar ka hatramin'ny 1.000.000 ar isam-bolana.
☝🏼 Ary asa mahavelona ny tenanao sy ny ankohonanao.
👮♂️ Tandremo anefa fa ny dia mahabe fakam-panahy ka ny dia Zary ataon'olona kanefa koa an.
🙏 Io Ary ny tolotra ry tanora. Fanatanterahana sisa no miandry anao.
👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️👮♂️