ONG Alpha'DM

ONG Alpha'DM " Empowering a New Generation with Hope"

"Donner de l'espoir à une nouvelle génération "

Tsy misy ezaka kely rehefa zaza no iantefany. Ny fitiavana, ny fanabeazana ary ny fanohanana omena azy ireo anio dia voa...
18/08/2026

Tsy misy ezaka kely rehefa zaza no iantefany. Ny fitiavana, ny fanabeazana ary ny fanohanana omena azy ireo anio dia voa ambolena ho an’ny taranaka rahampitso. ❤️

L’un des programmes préférés de nos garçons ! 🎸Nos garçons adorent leurs cours de guitare ! Ils apprennent de nouvelles ...
13/08/2026

L’un des programmes préférés de nos garçons ! 🎸
Nos garçons adorent leurs cours de guitare !
Ils apprennent de nouvelles compétences, découvrent leurs talents et prennent confiance en eux.
Chaque cours est une occasion d’apprendre, de grandir et de s’amuser ! ❤️

One of Our Boys’ Favourite Programmes! 🎸
Our boys are loving their guitar lessons!
They are learning new skills, discovering their talents, and building confidence along the way.
Every lesson is a chance to learn, grow, and enjoy! ❤️

Androany dia feno fankasitrahana izahay noho ny fotoana mahafinaritra niarahana tamin’ireo   mahafinaritra ao amin’ny AL...
08/08/2026

Androany dia feno fankasitrahana izahay noho ny fotoana mahafinaritra niarahana tamin’ireo mahafinaritra ao amin’ny ALPHA’DM fotoana nifanomezan-toky, nifampaherezana, nifampizarana ary nanamafisana ny .

Ny fitarihana dia tsy midika fotsiny hoe miara-manompo, fa midika ihany koa hoe maka fotoana hifampihaino, hifampahery, hizara hevitra, hiara-mivavaka, ary hankafy ny fotoana iarahana.

Tena mankasitraka ny mpitarika tsirairay izahay, noho ny fotoana, ny heriny, ny talentany ary ny fony atolony amin’ny fanompoana an’Andriamanitra sy ireo olona ankinina amin’ny ALPHA’DM. Misy fiantraikany lehibe ny fanoloran-tenanareo, ary tena sarobidy aminay ianareo.

Misaotra anareo noho ny fiarahanareo mijoro, ny fanompoanareo amim-pitiavana, ary ny anjara birikinareo amin’ny fananganana ekipa matanjaka kokoa sy hoavy mamirapiratra kokoa.
Miara-manompo. Miara-mitombo. Miara-mitondra fanantenana.

“Koa mifampahereza sy mifampandrosoa, tahaka ny ataonareo ihany.”
— 1 Tesaloniana 5:11

Today, we were grateful for a beautiful time of fellowship, encouragement, and connection with our amazing ALPHA’DM leaders.

is not only about serving together it is also about taking time to listen, encourage one another, share ideas, pray together, and simply enjoy each other’s company.

We are deeply for each who gives their time, , gifts, and heart to and the entrusted to ALPHA’DM. Your commitment makes a difference, and we truly value you.
Thank you for standing together, serving with love, and helping build a stronger team and a brighter future.

Together, we serve. Together, we grow. Together, we bring hope.

“Encourage one another and build each other up.” — 1 Thessalonians 5:11

🙏

Ny ALPHA’DM dia maneho ny fiaraha-miory lalina amin’ireo mpivarotra sy ireo fianakaviana rehetra voakasiky ny fahavoazan...
03/08/2026

Ny ALPHA’DM dia maneho ny fiaraha-miory lalina amin’ireo mpivarotra sy ireo fianakaviana rehetra voakasiky ny fahavoazana tao Bazary Kely, Toamasina.

Fantatray fa tsy entana fotsiny no very, fa ao ambadik’izany dia ezaka, asa, fivelomana ary fanantenana naorinareo nandritra ny fotoana ela.

Miray fo aminareo izahay amin’izao fotoan-tsarotra izao.
Enga anie Andriamanitra hanome hery, faharetana ary fanantenana vaovao ho an’ireo rehetra voakasika.

“Jehovah no akaikin’izay torotoro fo.” – Salamo 34:18 ❤️

  – Women’s Conference Yesterday was a beautiful and blessed day at the ALPHA’DM Center as we gathered for our Faith Ove...
02/08/2026

– Women’s Conference

Yesterday was a beautiful and blessed day at the ALPHA’DM Center as we gathered for our Faith Over Fear Women’s Conference.

A huge thank you to Mercy Ships for the wonderful partnership and for helping make this day possible. We were blessed to learn about women’s health, children’s health, financial matters, and how to overcome fear through faith in God.

A special thank you to the amazing ladies from Mercy Ships for sharing your powerful testimonies. Your stories, courage, and faith deeply encouraged us all. ❤️

Thank you Pastor Fara for the powerful message, and a very special thank you to our wonderful Women’s Leader, Patricia, for your dedication and for making everything happen.

We are truly blessed by this partnership and excited for what God will continue to do.

Faith over fear. God over everything!

Aujourd'hui encore, nous avons vécu un merveilleux moment, rempli de joie et de bénédictions, à la prison. ❤️C'est toujo...
25/07/2026

Aujourd'hui encore, nous avons vécu un merveilleux moment, rempli de joie et de bénédictions, à la prison. ❤️

C'est toujours un privilège d'encourager, d'accompagner et de partager l'espérance avec ces jeunes. L'une de nos plus grandes joies est de voir nos grandir en , en et en leadership. Leur progression nous rappelle que chaque investissement d'amour, d'accompagnement et de foi peut transformer des vies.
Un grand merci à tous ceux qui soutiennent fidèlement cette mission. Ensemble, nous formons une nouvelle génération de leaders remplis d'espérance et de détermination. 🙏


Today was another wonderful and blessed time at the prison.❤️
It is always a joy to spend time encouraging, mentoring, and sharing hope with these young people. One of the greatest blessings is seeing our grow in , , and leadership. Their progress reminds us that every investment of love, guidance, and faith can transform lives.

We thank everyone who continues to support this mission. Together, we are raising a new generation of leaders filled with hope and purpose.🙏

Ao ambadiky ny asa rehetra ataon'ny ALPHA'DM dia misy   misandratra isan'andro.Anisan'ireo mitondra am-bavaka tsy tapaka...
22/07/2026

Ao ambadiky ny asa rehetra ataon'ny ALPHA'DM dia misy misandratra isan'andro.

Anisan'ireo mitondra am-bavaka tsy tapaka ny asa fanompoana ataonay i . Mankasitraka indrindra ny fitiavanao, ny fahatokisanao ary ny fanohananao anay amin'ny alalan'ny vavaka.

Mino izahay fa ny vavaka no hery manosika sy miaro ny asa rehetra ataonay ho an'ny , ny tokan-tena ary ireo .

"Ny vavaky ny marina dia mahery indrindra ka mahavita be." — Jakoba 5:16

, Mme Sisi. Hitahy anao sy hamaly fitia anao anie Andriamanitra. 🙏❤️

Behind every and of ALPHA'DM, there are being lifted up every single day.

One of the people who continually prays for our ministry is Mrs. Sisi. We are deeply for your , your trust, and your faithful support through prayer.

We believe that prayer is the strength that sustains and protects everything we do for children, single mothers, and prisoners.

"The prayer of a righteous person is powerful and effective." — James 5:16

Thank you, Mrs. Sisi. May God richly bless you and reward your faithful heart. 🙏❤️

Mirary soa ho an’ireo mpianatra miatrika ny   androany!Indrindra ireo zanakay ato amin’ny ALPHA’DM (Alphabétisation et D...
20/07/2026

Mirary soa ho an’ireo mpianatra miatrika ny androany!
Indrindra ireo zanakay ato amin’ny ALPHA’DM (Alphabétisation et Développement pour Madagascar), dia manohana sy mivavaka ho anareo izahay.

Enga anie Andriamanitra hanome fahendrena, fahatoniana ary hery amin’ny fanatanterahana ny fanadinana rehetra. Matokia fa ny ezaka sy ny fikirizana dia hitondra vokatra.

Mirary fahombiazana sy valiny tsara ho anareo rehetra!❣️🙏

International   | July 18Today, ALPHA'DM had the privilege of taking part in the celebration of International Nelson Man...
18/07/2026

International | July 18

Today, ALPHA'DM had the privilege of taking part in the celebration of International Nelson Mandela Day, organized by , together with local , the , and working to support prisoners in Toamasina.

This meaningful event highlighted the importance of working together to uphold and to support people as they rebuild their lives and prepare for a successful return to .

At ALPHA'DM, we are actively involved in prison ministry through programs, and classes, encouragement, and activities that bring hope to those in prison. We are also committed to supporting the social reintegration of former prisoners, helping them make a fresh start and become positive members of their communities.

We would like to express our sincere gratitude to the Director of Toamasina Prison and the entire prison staff for their trust, collaboration, and continued support of our work. We also thank for organizing this important event, as well as all the local and who honored the occasion with their presence.

"Remember those in prison..." — Hebrews 13:3

ALPHA'DM – Empowering a New Generation with Hope.

Iraisam-pirenena ho an'i 18 Jolay

Androany dia nandray anjara tamin'ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena ho an'i izahay ato amin'ny ALPHA'DM. Hetsika nokarakarain'ny izany, niarahana tamin'ireo eto an-toerana, ny tompon'andraikitry ny , ary ireo misehatra amin'ny ireo eto Toamasina.

Fotoana manan-danja ity nanamafisana ny fiaraha-miasa amin'ny fanajana ny hasin'ny maha-olona sy ny fanohanana ireo voafonja mba hahafahan'izy ireo manarina ny fiainany sy miverina amim-pahamendrehana eo anivon'ny fiarahamonina.

Izahay ato amin'ny ALPHA'DM dia manatanteraka fandaharan'asa isan-karazany ao amin'ny fonja, toy ny , , fanohanana ara-panahy ary fanomezana . Ankoatra izany dia manohana ihany koa ny fampidirana indray eo anivon'ny fiarahamonina " ireo voafonja rehefa afaka, mba hahafahan'izy ireo manomboka fiainam-baovao.

Maneho fisaorana sy fankasitrahana manokana izahay ho an'Atoa Lehiben'ny Fonja eto Toamasina sy ny mpiara-miasa aminy noho ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana omeny amin'ny fanatanterahana ny asa. Misaotra ihany koa ny ACAT Madagascar tamin'ny fikarakarana ity hetsika ity, ary ireo manampahefana rehetra nanome voninahitra sy nandray anjara tamin'ity andro manan-danja ity.

"Tsarovy ny voafonja..." — Hebreo 13:3

ALPHA'DM – Manome fanantenana ho an'ny taranaka vaovao.

Ao anatin'ny fialantsasatra ny ankizy izao. Fotoana sarobidy izy ity, satria ianareo ray aman-dreny no mpanabe voalohany...
16/07/2026

Ao anatin'ny fialantsasatra ny ankizy izao.
Fotoana sarobidy izy ity, satria ianareo ray aman-dreny no mpanabe voalohany eo amin'ny fiainan'ny zanakareo.

Aza avela ho lany amin'ny na ny arabe irery ny fotoanany. Ampiasao izao fotoana izao mba: Hamporisihana azy hamaky . Hampianarana azy sy hamaky ny Tenin'Andriamanitra. sy azy amim-pitiavana.

azy , ary
fahazarana tsara ao an-trano.
ny olon-dehibe .

"Ampianaro ny zaza amin'ny lalana tokony halehany, ka na dia antitra aza izy, dia tsy hiala amin'izany." — Ohabolana 22:6

Address

Analakinina Hospital Be
Toamasina

Telephone

+261325778373

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ONG Alpha'DM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ONG Alpha'DM:

Shortcuts

Share