VILLE D' Ambalamanasy

VILLE D' Ambalamanasy ITY PAGE ITY DIA NATAO HIFAMPITANA VAOVAO MOMBA NY FOKONTANY AMBALAMANASY. TSY AZO ASIANA RESAKA POLITIKA. TSY AZO ASIANA FANARATSIANA.

RESAKA FAMPANDROSOANA IHANY

28/04/2026

FITATERAM-BAHOAKA
Maniry ny hisian'ny bus hifandraisany amin'ny centre ville ny tanànan' Ambalamanasy.
Andao hifanome tànana amin'ny commune mba hahatanteraka izany isika rehetra manana fiara mangetaheta ny hisian'izany

28/04/2026

Fokotany AMBALAMANASY, commune rurale suburbaine de Toamasina. Mila zaraina ho 03 fokontany :
* Ambalamanasy SUD (carreaux 1 à 3)
* Ambalamanasy NORD(carreaux 4 à 6)
* Ambalamanasy OUEST (carreaux 7 à 9)
Irina ny hanatanterahana izany ka angatahina aminareo ao amin'ny Districk mba hahamora ny fampandrosoana sy ny fantefàna ifotony.
Koa raha hifidy Sefopokotany vaovao isika dia 03 izany no ho fidina araka ny hetahetan'ny vahoaka.
Tsara koa ny hampitaovana moto sy panneau solaire azy ireo.

02/08/2025

Ilazana isika rehetra manana tokotany manamorina ny fefy aéroport ambalamanasy mba hanisaka ny fefiny miàla 3 metatra amin'io fefy vaton'ny aéroport io. Misaotra Tompoko. Izay no tapaka tamin'ny fivoriana niarahana tamin'ny DG ADEMA.

17/08/2023

L'heure de 𝗹❜𝗲́𝘃𝗲𝗶𝗹 𝗮𝗴𝗿𝗶𝗰𝗼𝗹𝗲 à sonné et ceci à travers tout le continent.
Un verger de 𝗣𝗮𝗽𝗮𝘆𝗲, 𝘃𝗮𝗿𝗶𝗲́𝘁𝗲́ 𝘀𝗼𝗹𝗼 bien entretenu qui respecte strictement les bonnes pratiques agricoles🙂.

📍Mashuru, Kajiado 🇰🇪

🏞 Crédit Image : 𝗣𝗿𝗼 𝗙𝗮𝗿𝗺𝗲𝗿

❤️👨🏽‍🌾

06/06/2022

Address

Toamasina

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261342791678

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VILLE D' Ambalamanasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share