Sampati FJKM Manareza Vavahady

Sampati FJKM Manareza Vavahady Sampana Mpanazava sy Tily eto Manareza Vavahady

Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo.  Izahay Sampana Mpanazava sy Tily eto Amin Fivondro...
08/06/2025

Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo. Izahay Sampana Mpanazava sy Tily eto Amin Fivondronana FJKM Manareza Vavahady dia Mirary Pentecôte feno fifaliana ho anao sy ny ankohonanao🎉🎉🎇🎆

boumm 🎉🎉nilalao ihany kou n'y Mpanazava tamn fankalazana n'y faha 60 taona an'ny Voronkely ka nahazo n'y laharana faharo...
07/06/2025

boumm 🎉🎉nilalao ihany kou n'y Mpanazava tamn fankalazana n'y faha 60 taona an'ny Voronkely ka nahazo n'y laharana faharoa🥈🎉🎉🎉🎉🎇🎆 tamin Seho Kanto
alefa Manareza

Sefo ah ! Mirary soa bé dia bé satria na mora na sarotra n'y atao tsy maintsy atao...satria miandry antsika ireo beazina...
07/06/2025

Sefo ah ! Mirary soa bé dia bé satria na mora na sarotra n'y atao tsy maintsy atao...satria miandry antsika ireo beazina ntsika ireo..
RAVINALA 145
camp RERE Magnetry
Fiv IV

boumm Victoire 3/5🎉🎉 Milalao nge oa izahay VAO mifaninana eeh🏆 🏐Scouting ball ( lovitao) Victoire (1er)🏆 Foot à 7 (Tily ...
31/05/2025

boumm Victoire 3/5🎉🎉 Milalao nge oa izahay VAO mifaninana eeh
🏆 🏐Scouting ball ( lovitao) Victoire (1er)
🏆 Foot à 7 (Tily Maitso) Victoire (1er)
🏆💃🕺🕴️ Carnaval Tily Mavo Maitso Mena Victoire (1er)
NB:basket & Seho Kanto Défaite
Alefa Tily Manareza Vavahady ah
(LALAO HMTEM)

29/05/2025

alefa zandry ah👌💪🫡🫡..
Ball sampana mavo en route vers Final
à 7 Tily Maitso en route vers demi finale
Tily Mena plus Cheftaine en route vers demi finale (amin'ny asabotsy daholo ireo ah andao anohana ireo zandry sy zanak'antsika )
🌟🌟⭐ milalao VAO mifaninana
Alefa fiv IV (FJKM Manareza Vavahady)

 #🥳CARNAVAL HMTEM 🥳 #🥳FIV IV 🔥          ❤️‍🔥  Milalao aloha vao mifaninana ❤️‍🔥                   🥳NDAO HANAO SKOTO🔥    ...
28/05/2025

#🥳CARNAVAL HMTEM 🥳
#🥳FIV IV 🔥
❤️‍🔥 Milalao aloha vao mifaninana ❤️‍🔥
🥳NDAO HANAO SKOTO🔥
Milay isikaa e 🔥💯
(SAMPATI FJKM MANAREZA VAVAHADY)FOREVER

Address

Stella Maris
Toamasina
501

Telephone

+261342055514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sampati FJKM Manareza Vavahady posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share