Association des Jeunes Contre La Pauvreté

Association des  Jeunes Contre La Pauvreté Tsy misy manana ny ampy fa Sambatra izay mifanampy

📢 APPEL À LA SOLIDARITÉ | DISTRIBUTION DE KITS SCOLAIRES 🎒📚À la suite des conséquences du cyclone Gezany à Toamasina, de...
22/07/2026

📢 APPEL À LA SOLIDARITÉ | DISTRIBUTION DE KITS SCOLAIRES 🎒📚
À la suite des conséquences du cyclone Gezany à Toamasina, de nombreuses familles traversent encore une période difficile. Beaucoup de parents ne disposent plus des moyens nécessaires pour préparer la rentrée scolaire de leurs enfants.
Fidèle à son engagement en faveur des communautés les plus vulnérables, l'Association JCP (Jeunes Contre la Pauvreté) lance une campagne de collecte de dons en vue d'organiser une distribution de kits scolaires au profit des enfants issus de familles en difficulté.
🤝 Nous faisons appel à votre solidarité. Chaque contribution, quelle que soit sa valeur, peut faire la différence.
🎁 Nous collectons : • Fournitures scolaires (cartables, cahiers, stylos, crayons, règles, etc.) • Dons financiers
📅 La date et le lieu de la distribution seront communiqués prochainement. Cette publication a pour objectif de lancer officiellement la collecte des dons.
📞 Contacts : 📱 +261 34 37 810 83 📱 +261 32 98 940 29 💬 WhatsApp : +261 33 58 941 67 📧 [email protected]
Ensemble, offrons à chaque enfant la possibilité de commencer cette nouvelle année scolaire avec dignité et espoir. ❤️
Association JCP (Jeunes Contre la Pauvreté)
« Personne ne possède tout, mais ensemble, nous pouvons changer des vies. »

🎉🎂 JOYEUX ANNIVERSAIRE À MADAME RIJADE, PRÉSIDENTE D'HONNEUR DE L'ASSOCIATION JCP MADAGASCAR Rijade  ! 💐✨En cette journé...
27/06/2026

🎉🎂 JOYEUX ANNIVERSAIRE À MADAME RIJADE, PRÉSIDENTE D'HONNEUR DE L'ASSOCIATION JCP MADAGASCAR Rijade ! 💐✨
En cette journée exceptionnelle 🌟, le Président Blessing Lucianoh Adrien 👤 ainsi que l'ensemble des membres de l'Association JCP Madagascar 🤝 vous adressent leurs plus sincères et chaleureuses félicitations à l'occasion de votre anniversaire. 🎊
🌸 Nous vous souhaitons une excellente santé, une vie remplie de paix 🕊️, de bonheur 😊, de réussite 🏆 et d'abondantes bénédictions 🙏. Que cette nouvelle année de votre vie soit riche en accomplissements, en joies 🌹 et en nouvelles opportunités. ✨
👏 Nous saluons votre engagement, votre dévouement ❤️ et votre précieuse contribution au sein de notre association. Votre leadership 🌟 et votre générosité sont une véritable source d'inspiration pour nous tous.
🥂 Joyeux anniversaire ! Que cette journée soit inoubliable, entourée de l'affection de vos proches ❤️, et que les années à venir vous apportent encore plus de succès, de bonheur et de prospérité. 🌺
🎁 Avec notre profond respect et nos meilleurs vœux.
Le Président et l'ensemble des membres de l'Association JCP Madagascar. 🇲🇬🤝🎉

Amin'izao Asaramanitra, Taom-baovao Malagasy izao, ny Filohan'ny Association JCP, miaraka amin'ireo mpikambana rehetra, ...
26/06/2026

Amin'izao Asaramanitra, Taom-baovao Malagasy izao, ny Filohan'ny Association JCP, miaraka amin'ireo mpikambana rehetra, dia maneho ny firarian-tsoa feno ho an'ny vahoaka Malagasy rehetra, na eto Madagasikara na any ampitan-dranomasina.
Enga anie ity Taom-baovao Malagasy ity hitondra fahasalamana, fiadanana, firaisankina, fahombiazana ary fanambinana ho an'ny tsirairay, ho an'ny fianakaviana rehetra, ary ho an'ny firenentsika.
Mirary taona vaovao feno fanantenana, fifankatiavana ary fahavononana hiara-hiasa ho amin'ny fampandrosoana sy ny hoavin'i Madagasikara izahay.
🌾 ASARAMANITRA SAMBATRA HO AN'NY MALAGASY REHETRA! 🇲🇬✨
— Association JCP
"Miaraka isika, manangana hoavy tsaratsara kokoa."

🎉 VOLANA JONA – ANDRON'NY ANKIZY 🎉Amin'izao Volan'ny Ankizy izao, manentana antsika rehetra ny Association JCP mba hiara...
20/06/2026

🎉 VOLANA JONA – ANDRON'NY ANKIZY 🎉
Amin'izao Volan'ny Ankizy izao, manentana antsika rehetra ny Association JCP mba hiara-hizara fifaliana amin'ireo ankizy sahirana eny an-dalambe.
Afaka mandray anjara ianao amin'ny fanomezana : 👕 Lamba sy fitafiana ho an'ny ankizy
🧸 Kilalao
🍪 Sakafo na zava-mamy
🎁 Fanomezana hafa afaka mampitsiky azy ireo
Andao hiara-haneho fitiavana sy firaisankina, mba hahafahan'ireo ankizy sahirana mahatsapa fa misy olona miahy sy manohana azy ireo.
"Ny tsiky entintsika ho an'ny ankizy anio no manome fanantenana ho azy rahampitso."
📍 Miaraha amin'ny Association JCP amin'ity hetsika fizarana fifaliana ity.
Misaotra antsika rehetra amin'ny fanohanana sy ny fandraisana anjara. ❤️
Association des Jeunes Contre La Pauvreté
Contact :📞
034 37 810 83
032 98 940 29
📱 WhatsApp :
033 58 941 67

🇲🇬 ASSOCIATION JCP MADAGASCARNy Président Fondateur NationaBlessing Lucianoh Adrienen  sy ny Présidente d’HonneurRijaded...
04/06/2026

🇲🇬 ASSOCIATION JCP MADAGASCAR
Ny Président Fondateur NationaBlessing Lucianoh Adrienen sy ny Présidente d’HonneurRijadede an'ny Association JCP dia mampahafantatra ireo toerana ahitana ny JCP eto Madagasikara :
📍 JCP Toamasina
📞 032 98 940 29
📍 JCP Antananarivo
👤 Mr Moreno
📞 034 10 924 94
📍 JCP Fianarantsoa
👤 Mr Carl os
📞 034 02 242 69
📍 JCP Moramanga
👤 Mr Tina & Mme Manoa
📞 034 74 071 30
✨ Raha maniry hiara-hiasa aminay, handray anjara amin'ny asa sosialy, na hiditra ho mpikambana ao amin'ny JCP ianao dia aza misalasala mifandray aminay.
📞 Contacts JCP Madagascar
• 032 98 940 29
• 034 37 810 83
📱 WhatsApp
• 033 58 941 67
📧 Email : [email protected]
🌐 Website : www.association-ajcp.com⁠�
🤝 JCP – Jeunes Contre la Pauvreté "Mifanome tanana ho amin'ny fiarahamonina tsaratsara kokoa.

Tontosa ny asa sosialy natao tao amin’ny EPP Moderne Tanambao Verrerie. Nisy ny asa fanadiovana 🧹, fambolena folera 🌱, f...
02/06/2026

Tontosa ny asa sosialy natao tao amin’ny EPP Moderne Tanambao Verrerie. Nisy ny asa fanadiovana 🧹, fambolena folera 🌱, fandokoana 🎨 ary fanolorana fanitso (tôle) 🏠 ho fanatsarana ny sekoly.
Mbola mitohy hatrany ny fijerena sy fanohanana ireo EPP eto Toamasina izay mbola tena mila fanamboarana, indrindra ireo toerana simba vokatry ny rivodoza 🌪️. Koa manentana sy miantso ireo tsara sitrapo rehetra izahay mba hitondra ny anjara birikiny 🤝, toy ny fanitso, simenitra, loko ary fitaovana hafa ilaina amin’ny fanarenana.
📚👧👦 Mbola maro ireo sekoly sy fotodrafitrasa mila fanohanana mba hahafahan’ny ankizy mianatra ao anatin’ny tontolo madio sy mendrika.
💙 Ny firaisankina sy ny fifanohanana no hery mampandroso ny fiarahamonina.
🇲🇬 Malagasy mifanohana! 🇲🇬
📞 Association JCP – Contact : ☎️ 034 37 810 83 ☎️ 032 98 940 29 📱 WhatsApp : 033 58 941 67 📧 [email protected]
🤝 Andao hiara-hanampy 🙏
Président Blessing Lucianoh Adrienssing Lucianoh Adrien
Rijadeente d'honneur Rijade
💙🇲🇬

🔥🙏 FANKALAZANA NY PENTEKOSTA 🙏🔥Ny Président NatioBlessing Lucianoh Adrienrien  sy ny Présidente d’HonnRijadejade Ary mem...
24/05/2026

🔥🙏 FANKALAZANA NY PENTEKOSTA 🙏🔥
Ny Président NatioBlessing Lucianoh Adrienrien sy ny Présidente d’HonnRijadejade Ary membre rehetra ao amin’ny Association JCP dia mirary Pentekosta feno fitahiana, fiadanana ary fahasoavana ho an’ny vahoaka Malagasy rehetra 🇲🇬
Na eto Madagasikara 🇲🇬 na any ivelany 🌍, enga anie hitondra hery vaovao, firaisankina ary fahombiazana eo amin’ny fiainantsika tsirairay avy.
✨ “Aoka ny fitiavana sy ny firaisankina no hanjaka.” ✨
Association JCP contact+261343781083
WhatsApp :0335894167
[email protected]

⚽🔥 FAMPIANDROSOANA OFISIALY – MATCH AMICAL 🔥⚽Ny Staff JCP Sport ao amin’ny Association JCP dia manasa sy miantso antsika...
29/04/2026

⚽🔥 FAMPIANDROSOANA OFISIALY – MATCH AMICAL 🔥⚽
Ny Staff JCP Sport ao amin’ny Association JCP dia manasa sy miantso antsika rehetra tia baolina kitra hanatrika ny lalao ara-pirahalahiana izay hotanterahina amin’ity :
🏆 AS JCP 🆚 FC MADACAN
📅 Zoma
⏰ 10 ora maraina
📍 Stade Barakadimy, Toamasina
🎉 Tongava maro hanohana ireo ekipa roa tonta sy hiaina fotoana feno hafaliana, firaisankina ary fanatanjahantena.
📞 Contact JCP Sport :
☎️ 034 37 810 83
☎️ 034 44 776 69 (Coach)
🙌 Tongava jiaby eee !
⚽ JCP Sport – Mampiray amin’ny alalan’ny fanatanjahantena
Dada Pasy Pascal JCP Sport

12/04/2026

📢 FAMPANDRENESANA OFISIALY – ASSOCIATION JCP
Antsoina amim-panajana ny mpikambana rehetra ao amin’ny Association JCP mba hanatrika fivoriana izay hotanterahina ny Alahady 19 Aprily 2026 amin’ny 3 ora tolakandro 🗓⏰ ao amin’ny CFP ESAC Mangarano 📍. Zava-dehibe ny fanatrehana satria hisy ny fifanakalozan-kevitra sy fanapahan-kevitra mikasika ny hoavin’ny fikambanana.
Eo ihany koa, manasa amim-pitiavana ireo rehetra liana ho partenaire hiara-hiasa amin’ny Association JCP izahay 🤝, amin’ny fanohanana ny fampandrosoana maharitra ho an’ny tanora 🌱. Ny tanjonay dia ny hampiroborobo ny fahaiza-manao sy ny fahalalana 📚, hizara traikefa sy fahaizana amin’ny fampandrosoana 💡, ary hanampy ny tanora amin’ny fananganana hoavy matanjaka sy maharitra 🚀.
Raha liana hiara-hiasa aminay ianao dia tongava mandray anjara amin’ny fivoriana na mifandraisa aminay amin’ireto:
📧 Gmail: [email protected]
📱 WhatsApp: 033 58 941 67
📞 Tel: 034 37 81083
Rijade
Blessing Lucianoh Adrien
CFP ESAC Madagascar

ASSOCIATION DES JEUNES CONTRE LA PAUVRETÉ (JCP) à Madagascar ✨ Ensemble pour un avenir meilleur🎯 Nos objectifs :✔ Promou...
05/04/2026

ASSOCIATION DES JEUNES CONTRE LA PAUVRETÉ (JCP) à Madagascar
✨ Ensemble pour un avenir meilleur
🎯 Nos objectifs :
✔ Promouvoir une vision commune du développement
✔ Apporter un soutien aux enfants vulnérables et aux orphelins
✔ Venir en aide aux personnes en situation de précarité
✔ Lutter contre la malnutrition
✔ Encourager la formation des jeunes et la création d’emplois
✔ Renforcer les capacités individuelles pour un développement personnel efficace
✔ Accompagner les familles et les éducateurs dans l’encadrement des jeunes
✔ Promouvoir la dignité humaine et le développement durable
✔ Favoriser la solidarité et l’entraide au sein de la société
✔ Valoriser les valeurs culturelles et sociales malgaches 🇲🇬
🤝 Vous souhaitez collaborer avec nous ?
Nous sommes ouverts à toute forme de partenariat, de soutien ou de collaboration afin de contribuer à la réalisation de ces objectifs.
📩 Contactez-nous :
03437810,83
📧 [email protected]
📱 WhatsApp : +261 33 58 941 67
💡 Ensemble, faisons la différence !

Address

Bertho
Toamasina
501

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Jeunes Contre La Pauvreté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association des Jeunes Contre La Pauvreté:

Shortcuts

Share