Association Eclaire

Association Eclaire Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Eclaire, Nonprofit Organization, Toamasina.

🍀Notre association vise à épanouir, engager et responsabiliser la jeunesse malagasy en diffusant l'éducation civique, la culture entrepreneuriale et le leadership, pour qu'elle joue un rôle actif dans le développement socio-économique de Madagascar.🍀

🔊𝙎𝙊𝘼 𝙁𝘼𝙉𝘼𝙍𝘼𝙍𝘼𝙊𝙏𝙍𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 📢👉Tanora Malagasy ve ianao? 👉🏻Mahaliana anao ve ny firotsahana an-tsitrapo? 👉🏻Vonona h...
01/05/2026

🔊𝙎𝙊𝘼 𝙁𝘼𝙉𝘼𝙍𝘼𝙍𝘼𝙊𝙏𝙍𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙉'𝙉𝙔 𝙏𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼 📢

👉Tanora Malagasy ve ianao?
👉🏻Mahaliana anao ve ny firotsahana an-tsitrapo?
👉🏻Vonona hampiasa ny talentanao sy ny fahaizamanao anananao ho an'ny fandrosoana maharitra sy lovainjafy ary ho Fanavaozana an'i Madagasikara 🇲🇬 ?
🪄Ity ary misy firotsahana an-tsitrapo ampitain-davitra izay fiaraha-miasa amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena amin’ny alalan’ny Fitaleavan’ny Fampamirapiratana ny Tanora eo amin'ny sehatra Iraisampirenena miaraka amin’ny

"Serasera sy fanentanana ho an'ny Fikaonandoham-pirenena ataon'ny Tanora ho an'ny Fanavaozana" ho fanohanana ny fampahafantarana sy fanaparitahana vaovao amin’ity hetsika nasionaly ity. Tanora lahy sy vavy 300 no raisina hanatanteraka izany.
Ny fanazavana fanampiny sy ny fisoratana anarana dia ao amin’ny https://app.unv.org/api/doa/doa/1784888021268557/social.html

Ho an’ireo tanora mahavita tsara ny firotsahany an-tsitrapo mandritra ny 12 herinandro dia hahazo certificat d’appréciation avy @ UN Volunteers.

🔗Raha mbola tsy manana kaonty ianao dia manasa anao hanokatra izany amin'ity rohy ity: https://app.unv.org
✨Ny fahaizanao, ny talentanao sy ny fahavononanao no antoka hampandroso ity Madagasikarantsika ity.🇲🇬

Programme VNU Océan Indien: Madagascar, Comores, Maurice et Seychelles



S: MJS

Fanasana ho atsika fikambanan'ny Tanora tsy ankanavaka s: drjs Atsinanana
01/05/2026

Fanasana ho atsika fikambanan'ny Tanora tsy ankanavaka

s: drjs Atsinanana

✨ JOYEUSES PÂQUES ✨La fête de Pâques est un moment sacré pour les chrétiens, célébrant la résurrection de Jésus-Christ. ...
05/04/2026

✨ JOYEUSES PÂQUES ✨
La fête de Pâques est un moment sacré pour les chrétiens, célébrant la résurrection de Jésus-Christ. Elle symbolise la renaissance, l’espoir et la victoire de la vie sur la mort.
En ce jour spécial, prenons le temps de :
🙏 Renforcer notre foi
❤️ Partager l’amour et la solidarité
🌿 Garder en nous l’espoir et la paix
Que cette fête de Pâques apporte à chacun de vous et à vos proches joie, bénédictions et santé.
🌸 Joyeuses Pâques à tous ! 🌸

🕯️ 29 mars 1947 — Tsy ho adino mandrakizayAujourd’hui, nous honorons la mémoire de ces hommes et femmes courageux qui on...
29/03/2026

🕯️ 29 mars 1947 — Tsy ho adino mandrakizay
Aujourd’hui, nous honorons la mémoire de ces hommes et femmes courageux qui ont donné leur vie pour la liberté de Madagascar.
Face à l’oppression coloniale, ils ont choisi de se lever, de résister, et de défendre leur dignité. Leur sacrifice nous rappelle que la liberté a un prix… et que nous en sommes les héritiers.
N’oublions jamais.
Respectons leur mémoire.
Et construisons un avenir digne de leur combat. 🇲🇬

🌸 Ny Zo tokony ho Fantatry ny Vehivavy 🌸Vehivavy ianao. Midika izany fa manana zo sy hasina mitovy amin’ny lehilahy iana...
08/03/2026

🌸 Ny Zo tokony ho Fantatry ny Vehivavy 🌸
Vehivavy ianao.

Midika izany fa manana zo sy hasina mitovy amin’ny lehilahy ianao. Tsy fanomezana izany fa zo maha-olombelona.

✨ Ireto misy zo lehibe tokony ho fantatry ny vehivavy rehetra:
🔹 Zo hajaina sy hiaina am-pilaminana
Tsy misy olona manana zo hanambany na hanao herisetra aminao.
🔹 Zo hianatra
Ny vehivavy rehetra dia manana zo hahazo fanabeazana sy fahalalana.
🔹 Zo hiasa sy hanana fahaleovan-tena ara-bola
Afaka miasa sy manangana ny hoaviny ny vehivavy.
🔹 Zo handray fanapahan-kevitra momba ny vatany sy ny fiainany
Ny vatanao dia anao, ary ianao no tompon-kevitra amin’ny safidinao.
🔹 Zo handray anjara amin’ny fiarahamonina
Afaka mitarika sy mandray andraikitra amin’ny fiarahamonina ny vehivavy.
💜 Vehivavy mahafantatra ny zony = vehivavy matanjaka.







📢 Réunion des jeunes – Atsinanana ✅Object : Concertations Nationales des Jeunes Dans le cadre de la Concertations Nation...
07/03/2026

📢 Réunion des jeunes – Atsinanana

✅Object : Concertations Nationales des Jeunes

Dans le cadre de la Concertations Nationales des Jeunes qui se tiendra prochainement à Antananarivo, une réunion des jeunes sera organisée afin d’échanger sur nos besoins, nos idées pour la jeunesse.

📅 Lundi 09 mars 2026
🕒 À partir de 15h
📍 Lieu Espace Tamaga

Cette rencontre permettra de recueillir les propositions des jeunes de la région afin de les porter lors de la concertation nationale.

✊ Jeunes d’Atsinanana, votre voix compte ! Venez nombreux.

En cette journée de la Saint-Valentin, nous voulons mettre en avant non seulement l’amour entre deux personnes, mais sur...
14/02/2026

En cette journée de la Saint-Valentin, nous voulons mettre en avant non seulement l’amour entre deux personnes, mais surtout l’amour de soi et l’amour du prochain.

🍀Notre ville vient de traverser une épreuve difficile après le passage du cyclone. Beaucoup ont tout perdu, beaucoup se relèvent encore. Aujourd’hui plus que jamais, choisissons la solidarité, la bienveillance et le soutien mutuel. 🤍
💌 Aime-toi - prends soin de ta santé, de ton cœur et de ton esprit.
🤝 Aime les autres ,offre une aide, une écoute, un geste ou une parole réconfortante.
🔥 Ensemble, nous reconstruisons avec courage et espoir.
Le véritable amour ne se mesure pas aux cadeaux, mais aux actes de bonté et de partage.
Bonne Saint-Valentin solidaire à tous.


10/02/2026

▶️ Efa misokatra ireo site d'hébergement eto Toamasina.
👉 Firaisana ambodimanga: Epp 1904
👉 Firaisana Anjoma : Foyer social canada
👉 Firaisana Morarano : Epp Zoto
👉 Firaisana Ankirihiry : Epp ambohijafy / Epp Analamboanio / Lycée FJKM Ziona
👉 Firaisana Tanambao V : CJST / Sacre cœur

❌ IZAY TSARA FIOMANANA TSY TAMPOHIN'NY LOZA ❌

𝗛𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗟𝗼𝗸𝗼 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗥𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 ( 𝗠𝗮𝗶𝘁𝘀𝗼 - 𝗠𝗮𝘃𝗼 - 𝗠𝗲𝗻𝗮 ( 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗮) 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮....
09/02/2026

𝗛𝗲𝘃𝗶𝘁𝗿'𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗟𝗼𝗸𝗼 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻𝗱𝗿𝗲𝗺𝗮𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗥𝗶𝘃𝗼-𝗱𝗼𝘇𝗮 ( 𝗠𝗮𝗶𝘁𝘀𝗼 - 𝗠𝗮𝘃𝗼 - 𝗠𝗲𝗻𝗮 ( 𝗠𝗮𝗻𝗴𝗮) 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗳𝗲𝗽𝗲𝘁𝗿𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮.

🚨Fantaro ny hevitr’ireo loko fampitandremana fampiasa amin’ny rivo-doza sy ireo fepetra tokony arahina.

𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗔𝗜𝗧𝗦𝗢/𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗜𝗥𝗔𝗡𝗔
👉 2 hatramin’ny 5 andro mialohan’ny hahatongavan’ny rivodoza
🟢Tsy miandriaka intsony
🟢Mioty sy mitahiry ny voly mba tsy ho simba
🟢Hamafisina ny trano
🟢Manao fantsona manakaiky ny trano mba hisorohana ny tondra-drano anaty tanàna
🟢Mampilaza ny tompon’andraikitra raha mahita hazo mety hitera-doza
🟢Tehirizina amin’ny toerana azo antoka ny antontan-taratasy sy ny fanafody
🟢Manaraka tsy tapaka ny vaovao momba ny RIVODOZA
🟢Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo

𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗔𝗩𝗢/𝗟𝗢𝗭𝗔 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔
👉 1 na 2 andro mialohan’ny hahatongavan’ny rivodoza
🟡 Hakarina an-tanety ny lakana sy ny baka
🟡 Manomana tahirin-tsakafo maharitra andro vitsivitsy
🟡 Manangona vatoharatra sy labozian-Jiro fanao am-paosy
🟡 Afindra amin'ny toerana azo antoka ny biby fiompy (akoho,gisa,saka,alika...)
🟡 Manara-maso ny zaza sy ny tanora
🟡 Vokisana ny vatoharatra
🟡 Mifampilaza ny isan-tokantrano amin'ny fandaharam-potoana rehetra
🟡 Mamonjy toerana efa voaomana raha tsy azo antoka ny fonenana(EPP, CEG,Lycée, Fiangonana)
🟡 Manaraka tsy tapaka ny fivoaran’ny andro ratsy
🟡 Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo.

𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗘𝗡𝗔/𝗟𝗢𝗭𝗔 𝗠𝗜𝗧𝗔𝗧𝗔𝗢
👉 Efa mihatra amin’ny toerana naharay azy ny loza
🔴Toniana ny saina
🔴Mipetraka amin’ny toerana azo antoka
🔴Tsy mivoaka ny trano intsony
🔴Tapahana ny herinaratra, hamafisina ny hidin’ny varavarana, ny fantsin-drano ary ny fizaran-jiro
🔴Mitandrina amin’ny mety ho fahatonian’ny andro tampoka fa hiverina hiharatsy izany avy eo
🔴Manaraka tsy tapaka ny vaovao momba ny rivodoza.
🔴Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo.

𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗟𝗢𝗞𝗢 𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔/𝗙𝗜𝗟𝗔𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗙𝗔𝗛𝗔𝗠𝗔𝗜𝗟𝗢𝗡𝗔
👉 Efa lasa ny rivodoza
🔵Malina hatrany
🔵Manaraka ny fivoaran’ny toetry ny andro
🔵Tandremana ny fahadiovan’ny sakafo sy ny rano
🔵Mitandrina amin’ny rano miandrona mety hiteraka aretina
🔵Mailo amin’ny tariby mitondra herinaratra izay tapaka eny an-dalambe
🔵Mifanampy amin’ny fanarenana ny simba isika
🔵Mifampizara vaovao indrindra amin'ireo tsy mahazo izany sy ireo marefo.

❌ Zarao amin’ny manodidina anao hahafan’ny tsirairay miomana.

✨ Bonne et Heureuse Année 2026 ! ✨En ce début d’une nouvelle année, l’Association Eclaire souhaite adresser ses vœux les...
01/01/2026

✨ Bonne et Heureuse Année 2026 ! ✨
En ce début d’une nouvelle année, l’Association Eclaire souhaite adresser ses vœux les plus sincères à tous ses membres, partenaires, bénévoles et à toute la communauté qui nous suit et nous soutient.
Que 2026 soit une année remplie d’espoir, de solidarité, d’engagement et de réussite😍.

Une année où de nouveaux projets verront le jour, où les défis se transformeront en opportunités, et où notre engagement pour le développement communautaire et humain continuera de grandir✨.

Merci pour votre confiance, votre collaboration et votre énergie précieuse.
Ensemble, continuons à éclairer, à agir et à impacter positivement notre société🙏.

🌟 Meilleurs vœux de santé, de paix et de succès pour cette nouvelle année 2026 ! ??




En cette fin d’année 2025, l’Association Éclaire tient à exprimer sa profonde gratitude à tous nos partenaires, collabor...
31/12/2025

En cette fin d’année 2025, l’Association Éclaire tient à exprimer sa profonde gratitude à tous nos partenaires, collaborateurs, bénévoles et à toutes les personnes qui nous ont fait confiance et ont marché à nos côtés tout au long de cette année.
✅Grâce à votre engagement, votre soutien et votre collaboration, nous avons pu mener des actions porteuses de sens, renforcer notre impact communautaire et semer ensemble des graines d’espoir. Chaque rencontre, chaque partenariat et chaque geste de confiance ont contribué à faire de 2025 une année riche en apprentissages et en réalisations.
🌟 Merci pour votre disponibilité, votre énergie et votre confiance.
Nous vous adressons d’ores et déjà nos meilleurs vœux pour l’année à venir :
Que la nouvelle année soit remplie de belles surprises, de succès, de projets inspirants, de solidarité renforcée et de nouvelles opportunités à construire ensemble.
✨ Continuons à éclairer l’avenir, ensemble. ✨



Address

Toamasina
501

Telephone

+261325743382

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Eclaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Eclaire:

Share