Drah mbo izy avao ty

Drah mbo izy avao ty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Drah mbo izy avao ty, Non-Governmental Organization (NGO), Pasteur Rabe Jean, Toamasina.

31/08/2023

Ny olona tena tsy matoky olona no tena sarotra atokisana

05/05/2023

Mba avelo olo koa fa tsy mikitika antegna .
Aza korontagnina eky fiaignany fa efa managna olo mahasambatra anazy izy.
Ka tsy ahatsiaro anao tsony.

Ity kosa aloha dia tsy famonjena velively mihintsy fa famonoan'olona amin'ny alalan'ny finoana. Tsara ny mino nefa dinih...
25/04/2023

Ity kosa aloha dia tsy famonjena velively mihintsy fa famonoan'olona amin'ny alalan'ny finoana. Tsara ny mino nefa diniho tsara ihany koa ny tokony hatao sy ny hidirana fa safidy malalaka io

OLONA 50 MAHERY MATY NIFADY HANINA NIADRY AN'I JESOSY.
Olona 50 mahery no maty vokatry ny fifadian-kanina tatsy Kenya.
Mpino tao amin'ilay fiangonana mifoha atao hoe Good News Int'l Church izy ireto, rehefa nandresy lahatra azy ireo ilay pastora (ilay manao orange) Makhenzie Nthenge fa ho avy i Jesosy ka mila mifady hanina hitsena azy.
Any anaty ala mikitroka any avaratr'i Kenya izy ireo no manokantena mivavaka, ka olona nanodidina no nampandre ny mpitandro filaminana, ary nitolontena koa ilay Pastora rehefa namoahana didy fikarohana.
Ireo mpino moa efa 50 mahery no maty ary ireo mbola tsy maty tsy manaiky tsaboina fa hoe miandry an'i Jesosy.
Ahitana zaza, zatovo, antitra ireto ondry ireto, ilay pastora kosa dia efa nahitana zaza roa matin'ny hanoanana tao aminy iray volana mahery izay, fa tsy nigadra izy rehefa nandoa onitra 600Euros.
Lalina ity finoana ity...

Hello everybody
16/04/2023

Hello everybody

15/04/2023

Address

Pasteur Rabe Jean
Toamasina
501

Telephone

+261342734275

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Drah mbo izy avao ty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Drah mbo izy avao ty:

Share