Lycée - Cours "NY Fahombiazako"

Lycée - Cours "NY Fahombiazako" association à but non lucratif pour un avenir meilleur

11/02/2026
Fahombiazana ho anao indray izao87% anie ny taham-pahafahana tato aminay ny 2025 e! (Nisy mpanao cours nahazo mention BI...
04/10/2025

Fahombiazana ho anao indray izao

87% anie ny taham-pahafahana tato aminay ny 2025 e! (Nisy mpanao cours nahazo mention BIEN mihitsy aza)

'ndao hanomana ny BEPC sy BAC 2025 miaraka @ Cours NY FAHOMBIAZAKO e!

Natao ho an'izay vonona rehetra mihitsy anie izy ity e!

Misy ny
👉 Cours demi journée après midi: ho an'ireo redoublant
👉 Cours Spécial Samedi ho an'ireo miasa na ianao itifitra e!
NB: Cours d'appui ihany koa io ho anao efa mianatra any @ sekoly hafa

Mirary dia mirary anie ny saram-pianarana e!

Aza misalasala manantona fa tsy mbola nandiso fanantenana anie ny COURS NY FAHOMBIAZAKO e!

Toerana: Malaza Tanjombato ( ambadiky ny supermaki)

Contact : 0344483697

" Omaniko anio NY FAHOMBIAZAKO rahampitso"

30/09/2025

Mianatra isika rahampitso a!

29/09/2025

Miarahaba antsika rehetra
Manoloana ny savorovoro misy eto @ firenena dia mbola tsy mianatra isika rahampitso talata 30 septembre 2025 ho fitsinjovana ny "sécurité " antsika rehetra.

Misy kosa anefa ny fepetra manokana ho raisina (fakana lesona sy devoir) raha toa ka mbola tsy milamina ny alarobia maraina @ 7 ora

Samia mifampilaza ary manasa antsika rehetra hanaraka ny page.

28/09/2025

Salama tompoko !tsy mbola mianatra ny mpianatra ny alatsinainy 29 septembre nohon’ny savorovoro misy sy ho fitsinjovana ny ankizy .
samia mifampilaza

24/09/2025

FAKANA RELEVÉ DE NOTE 2025
jeudi 25 septembre à 11h
fans

🎓 LYCÉE – COURS NY FAHOMBIAZAKO"Omaniko anio NY FAHOMBIAZAKO rahampitso"📣 INSCRIPTIONS OUVERTES  RENTRÉE : 15 septembre ...
01/08/2025

🎓 LYCÉE – COURS NY FAHOMBIAZAKO
"Omaniko anio NY FAHOMBIAZAKO rahampitso"

📣 INSCRIPTIONS OUVERTES
RENTRÉE : 15 septembre 2025 📚

Classes ouvertes : 6è- 5è - 4è - 3è - 2nde - 2nde Spécial- 1ère - Terminales A et D

✅ RÉSULTATS BEPC 2025 : 120 candidats admis !
👩‍🏫 Professeurs dynamiques et expérimentés
🧠 Le meilleur établissement pour vos enfants !

🎯 Activités parascolaires :
⚽ Club de foot
🏀 Basket
💃 Dance
🌍 Allemand & Espagnol en plus des cours

📘 Support pédagogique gratuit (polycopies + livret d’exercices)

📍 Malaza Tanjombato (derrière Supermaki)
📞 034 44 836 97

🎯 PLACES LIMITÉES – Ne tardez pas à inscrire vos enfants !

"Omaniko anio NY FAHOMBIAZAKO rahampitso"Misokatra indray ny fisoratana anarana ato @ Lycée- Cours NY FAHOMBIAZAKO class...
22/07/2025

"Omaniko anio NY FAHOMBIAZAKO rahampitso"
Misokatra indray ny fisoratana anarana ato @ Lycée- Cours NY FAHOMBIAZAKO
classe: 6è hatramin’ny Terminales
👌 Mpampianatra azo antoka
👌Vokatra tsara indrindra foana
👌 Efa tafiditra anaty fandaharam-pianarana ny Espagnol sy Allemand
👌 Misy ihany koa ny "activités parascolaires" isaky ny alarobia: Foot , Basket, Danse
👌 Saram-pianarana tena mirary

Toerana 🏢 : Malaza Tanjombato (ambadiky ny supermaki)
☎️ 034 44 836 97
vonjivonjeo fa voafetra ny toerana e!

Address

Tanjombato
102

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Telephone

+261344483697

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée - Cours "NY Fahombiazako" posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Lycée - Cours "NY Fahombiazako":

Share