Fivondronana Andriafo faha 92 - FJKM Tanjombato

Fivondronana Andriafo faha 92 - FJKM Tanjombato Fivondronana Andriafo faha 92, sampana iray ao amin'ny FJKM Tanjombato Maritiora (SAMPATI) | Faritany Analamanga Atsimo

🔥 Santionany an-tsarin'ny lasin'ny Afo tany Vatomandry   🔥  🏕️  🏞️
20/08/2026

🔥 Santionany an-tsarin'ny lasin'ny Afo tany Vatomandry


🔥
🏕️
🏞️

🔥  Ireto manaraka ireto indray ny sarin'ny tily maitso tany an-dasy tany - Vatomandry   🔥  🏕️  🏞️
20/08/2026

🔥 Ireto manaraka ireto indray ny sarin'ny tily maitso tany an-dasy tany - Vatomandry


🔥
🏕️
🏞️

🔥 Ato indray ny sarintsika andriany faharoa ary e🏕️ Lasin'ny mpanazava tao Vatomandry  🙏  🔥  🏕️  🏞️
20/08/2026

🔥 Ato indray ny sarintsika andriany faharoa ary e
🏕️ Lasin'ny mpanazava tao Vatomandry

🙏
🔥
🏕️
🏞️

🔥 Sarintsika Fivondronana Andriafo faha 92 andiany voalohany, teo am-piangonana 𝗙𝗝𝗞𝗠 𝗭𝗼𝗮𝗿𝗮 𝗩𝗮𝘁𝗼𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆😇 Ho an'Andriamanit...
16/08/2026

🔥 Sarintsika Fivondronana Andriafo faha 92 andiany voalohany, teo am-piangonana 𝗙𝗝𝗞𝗠 𝗭𝗼𝗮𝗿𝗮 𝗩𝗮𝘁𝗼𝗺𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆

😇 Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra 😇

🙏
🔥
🏕️
🏞️

« Manodidina jereo , feno tente marobe 🏕️Ao izahay no matory, mifandimby miari-tory Vilaninay, vilaninay, maloto  (sasao...
04/08/2026

« Manodidina jereo , feno tente marobe 🏕️
Ao izahay no matory, mifandimby miari-tory
Vilaninay, vilaninay, maloto (sasao , sasao)
Maloton’ny ravitoto,
Fa revenay milay, ohatrany ohatran’izay ilay LASINAY »

Fampatsiahivana kely hoan’ise😉 raha te ahazo ao aorinan’ny Devant dia mila tonga aloha an😏
Marihina hatrany fa milahatra araka ny fahatongana mialoha ny fisafidianana ny toerana tiany ipetrahana koa aza tara😊

Entanina hatrany ny Ray aman-dreny hanantona ny Mpiandraikitra raha misy fanamarihana manokana momban’ny entan’ny beazina😊

Misaotra an’ise sahady amin’ny fanarahana fandaminana😊😊


‎Salama hariva hariva e👋‎‎Tsiahivina isika mpikambana rehetra amin'ilay hetsika iraisana amin'ny Sabotsy 25 jolay izao :...
21/07/2026

‎Salama hariva hariva e👋

‎Tsiahivina isika mpikambana rehetra amin'ilay hetsika iraisana amin'ny Sabotsy 25 jolay izao : fifaninanana Soratra Masina 📖

‎ka noho izany manentana ny beazina rehetra hamaky Baiboly, indrindra fa ny boky tokony hiomanany @ fifaninana Soratra Masina.

‎🟡 Sampana Mavo : Lioka 2
‎🟢 Sampana Maitso : Lioka 1-4
‎🔴 Sampana Mena sy Menafify : Lioka 1-8

‎"Dinihinareo ny Soratra Masina, satria ataonareo fa ao aminy no anananareo fiainana mandrakizay, ary ireny no manambara Ahy." Jaona 5 : 39

‎Mpanazava sy Tily Andriafo faha 92, manolotra ho an'ise ‎‎🎥🍿🍿SINEMA MALAGASY🍿🍿🎥‎mitondra ny lohateny hoe FATO-DRA ‎‎Ho ...
21/07/2026

‎Mpanazava sy Tily Andriafo faha 92, manolotra ho an'ise

‎🎥🍿🍿SINEMA MALAGASY🍿🍿🎥
‎mitondra ny lohateny hoe FATO-DRA

‎Ho fanohanan'ise ny asa sahanin'ny sampana sy hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra hatrany dia handeha isika hiaraka hijery, hifaly, hialavoly amin'ny fijerevena izany, izay vokatra vaovao be, zato isan-jato vita malagasy🎉

‎🗓️ amin'ny alahady izao 26 jolay 2026
‎⏰ amin'ny 2 ora sy amin'ny 4 ora hariva
‎⛪ao amin'ny FJKM TANJOMBATO MARITIORA ihany
‎💰 sarany mirary dia mirary 2000ar dia efa afaka mahita, misy ny sarany hafa fa afaka manantona ireo mpikambana ise



🚨AO VE NAREO??📢Aza adino ny mamandrika ny toeran’ise amin’ny Sabotsy hoavy izao 😉
19/07/2026

🚨AO VE NAREO??📢
Aza adino ny mamandrika ny toeran’ise amin’ny Sabotsy hoavy izao 😉

📢📢📢 FILAZANA MAIKA📢📢📢Ho an'ise mpikambana sy Ray aman-dRenin'ny beazina rehetra eto anivon'ny fivondronana Andriafo faha...
11/07/2026

📢📢📢 FILAZANA MAIKA📢📢📢
Ho an'ise mpikambana sy Ray aman-dRenin'ny beazina rehetra eto anivon'ny fivondronana Andriafo faha 92

;
.
Tantara I 22:13c

Address

FJKM Tanjombato Maritiora
Tanjombato
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fivondronana Andriafo faha 92 - FJKM Tanjombato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share