TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

Directions

TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo --TA.MA.FI.A--

🎯 Ho an’ireo vao nahazo bakalorea sy ireo mpianatra: Tadiavo ny lalan’ny fianarana mifanaraka aminao. Tongava ao amin’ny...
03/09/2026

🎯 Ho an’ireo vao nahazo bakalorea sy ireo mpianatra: Tadiavo ny lalan’ny fianarana mifanaraka aminao.
Tongava ao amin’ny Salon de l’Étudiant ao amin’ny Oniversiten’Antananarivo.
🗓️ manomboka androany 3 sy 4 Septambra 2026
📌 Esplanade Ankatso

TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

📌Miomana daholo isika!Maro ny loka hozaraina! 🏆📍TOURNOI TRES BIEN ORGANISÉ TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana et...
02/09/2026

📌Miomana daholo isika!
Maro ny loka hozaraina! 🏆

📍TOURNOI TRES BIEN ORGANISÉ

TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

30/08/2026

Miarahaba antsika rehetra.

Amin’ny alahelo lehibe no ampahafantarina antsika rehetra fa nodimandry androany i Randriamangatsalama Mitantsoa Anicet Zanak'i Mme Directrice lahy matoa .

Noho izany, fotoam-pamangiana dia atao androany Alahady amin’ny 5 ora hariva.

📍 Toerana: FPVM Amoaranokona By Pass. ( Rond point rocade)

Ho an’izay tsy afaka manatrika ka te handefa famangiana sy fiaraha-miory, dia afaka mifandray amin’ity laharana ity:

📞 034 89 037 50 – Onja Annicette

Mirary fiononana feno ho an’ny fianakaviana.
Mandria am-piadanana.

fampitàna avy amin'ny groupe des anciens Eleves

👋 tongava maro isika rehetra eee!!✅FIHAONAMBE MAFANO 2026Mpianatra Andry sy Fanilo Anosimbohangy Ndao ifanohana e🤗🤗
19/05/2026

👋 tongava maro isika rehetra eee!!

✅FIHAONAMBE MAFANO 2026

Mpianatra Andry sy Fanilo Anosimbohangy
Ndao ifanohana e🤗🤗

🌟MAFANO - FIHAONAMBE 2026 🌟

L’association MAFANO (Mpianatra Andry sy Fanilon'Anosimbohangy) vous invite à une soirée d'exception ! venez partager un moment inoubliable placé sous le signe de la convivialité et du partage.

📅 DATE : Lundi 25 Mai 2026

🕘 HEURE : À partir de 21h00

📍 LIEU : Jao's Pub, Ambohipo

🎟 PAF : 5 000 Ar

🎶 UNE AMBIANCE DE FOLIE

Nous avons réuni pour vous un plateau d'artistes et de DJs survoltés :

🎸 Bordos Ratafy

🎤 Brigdman

🎧 Scar DJ | DJ T-Rix | DJ Zed

✨ ... et des ARTISTES SURPRISES !

👗 DRESS CODE

Sortez vos plus belles tenues pour respecter le thème de la soirée :

⚪ Blanc

⚫ Noir

🌈 AU PROGRAMME : Rencontres, Musique, Ambiance et de précieux Souvenirs à créer ensemble.

Ne manquez pas ce rendez-vous incontournable !

🚨 tratrin’ny tondradrano  ny kaominina Tanambe androany 27 Janoary 2026, vokatry ny fahavakisan’ny barrage.😔🥹Noho izany ...
27/01/2026

🚨 tratrin’ny tondradrano ny kaominina Tanambe androany 27 Janoary 2026, vokatry ny fahavakisan’ny barrage.😔
🥹Noho izany dia misedra olana goavana ireo ray aman-drenintsika sy ny mpianatra any an-toerana.

🙏Mankahery azy ireo isika amin’izao voina sedraina izao, ary mankahery antsika mpianatra rehetra ihany koa.

🚨🚨Eto izahay dia manao antso avo ho an’ireo mpitondra fanjakana Ambony, mba hijery sy handray andraikitra amin’ny zava-misy, satria mijaly mafy ireo ray aman-dreny izay mivelona amin’ny fambolem-bary indrindra indrindra🆘

TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

🥰Salama daholo isika rehetra 😊😊Vaovao ny taona, ka alefa eto daholo ireo programme rehetra ho an’ny taona 2026.❗Ity aloh...
19/01/2026

🥰Salama daholo isika rehetra 😊

😊Vaovao ny taona, ka alefa eto daholo ireo programme rehetra ho an’ny taona 2026.

❗Ity aloha no programme voalohany ho antsika mpianatra rehetra, tsy misy ankanavaka.Afaka mandray anjara avokoa izay rehetra manana moto sy mankafy moto🛵.
🤗Ho avy manaraka koa ny fihaonana voalohany ho antsika mpianatra rehetra avy @ faritra Alaotra Mangoro

2 roues Sihanaka

😇Arabaina isika rehetra amin’izao Taona Vaovao 2026 izao.🙏Itondra soa sy fanambinana ho antsika rehetra anie ity taona i...
02/01/2026

😇Arabaina isika rehetra amin’izao Taona Vaovao 2026 izao.
🙏Itondra soa sy fanambinana ho antsika rehetra anie ity taona ity,indrindra ho antsika mpianatra, mba ho taona feno fahombiazana ho antsika anie ity taona ity.🥰

TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

Salama daholo isika rehetra 🥰❤️Arabaina daholo isika rehetra nahatratra ny fetin’ny Krismasy.Mirary soa be dia be ho ant...
25/12/2025

Salama daholo isika rehetra 🥰

❤️Arabaina daholo isika rehetra nahatratra ny fetin’ny Krismasy.Mirary soa be dia be ho antsika rehetra amin’izao ankatoky ny fety izao.

🥰Manaova fety sambatra daholo isika rehetra.
Mirary Noely feno fiadanana ho antsika rehetra. 🎄
Apitiavana be hatrany 🙏
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

🤗Mamerina ny fiarahabana ho antsika rehetra.😇Tonga soa aman-tsara daholo ireo mpianatra zandry sy zoky izay nandeha moto...
23/12/2025

🤗Mamerina ny fiarahabana ho antsika rehetra.

😇Tonga soa aman-tsara daholo ireo mpianatra zandry sy zoky izay nandeha moto nandritra ilay randonnée nokarakaraina.🙏❤️

😁Nahafinaritra ny fiarahana teny an-dalana rehetra, ary nifanampy hatrany ireo mpandray anjara rehetra. Na dia nisy aza ny moto nahitana fahasimbana teny an-dalana, dia voavaha soa aman-tsara izany.🏍️

📍Eto dia maneho fisaorana feno ho an’ireo chef d’équipe Zo Ofisialy󱢏/topy/ Coco Rhico izay nitondra sy nikarakara ireo mpianatra nandritra ny randonnée.

📍Fanampin’izany dia misaotra betsaka manokana ny organisateur, tamin’ny fahafoizan-tena sy ny fandrindrana nahomby ny hetsika.

🤗Ny tanjona dia tsy miova hatrany: ny fifankatiavana sy ny firaisankina ho antsika rehetra izay monina sy mipetraka avy amin’ny faritra Alaotra Mangoro.

Mankasitraka indridra🙏
Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy
TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo

📍Randonnée sihanaka ( 1ere édition 🛵)🙏Nomena toromarika farany ireo itondra moto rehetra alohan’ny niaingana.🛵 Moto 15 r...
23/12/2025

📍Randonnée sihanaka ( 1ere édition 🛵)

🙏Nomena toromarika farany ireo itondra moto rehetra alohan’ny niaingana.

🛵 Moto 15 ry zareo no iaraka

🤗Tamin’ny 7 ora maraina tsy diso dia niainga niaraka tamin’ireo V.O farany izy ireo.

😇Soava dia ho antsika rehetra.😇

TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo
Bakozetra Mpianatra Alaotra-Mangoro Mitambatra Ofisialy

Address

Antananarivo Madagascar 🇲🇬
Tanambe
504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAMAFIA-Zanaky TAnambe MAndranto Fianarana eto Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share