Association Vôgnogno

Association Vôgnogno Vôgnogno hiasa fa tsy hidöla.

Fety ny ankizy ny andro , ka nanatanteraka hetsiky fizarana Arendrina sy vato mamy mba entin'izy ireo miara mifaly @ reh...
25/06/2026

Fety ny ankizy ny andro , ka nanatanteraka hetsiky fizarana Arendrina sy vato mamy mba entin'izy ireo miara mifaly @ rehetra mandritra ny Fety ny ASSOCIATION VOGNOGNO ary vory maro izy reo sady falifaly
Ka hisaorana ny ekipa rehetra @ Association VOGNOGNO nanatanteraka ny hetsika
Mirary fety sambatra sy finaritra ho antsika jiaby indrindra ireo ankizy malalantsika ireo

Izy no izy: Mr Raharilaika calmeryo BAO na Arlec ahaizan'ny maro azy, tanora mpikambana ato anatin'ny A.VÔGNOGNO,  Ary m...
01/04/2026

Izy no izy: Mr Raharilaika calmeryo BAO na Arlec ahaizan'ny maro azy, tanora mpikambana ato anatin'ny A.VÔGNOGNO, Ary miandraikitra eo @ lafiny serasera. Ankoatran'izay moa dia fanta-daza izy eo @ baolina kitra, ary isan'ny nitondra avo ny lazan'ny distict soanierana ivongo teo @ fifaninanana rezionaly sy nasionaly. Ary mbola loham-pitarika ireo tanora maro ao @ ekipa misy azy izy ankehitriny. Ary tsy mitsahatra mitsakaraka ny fomba hampandrosoana ny baolina kitra eto anivony discric S/I.
Monina sy mipetraka any toamasina ny lehilahy, fa tsy manadino velively ny tany fiaviany.
Mirary soa ho azy

Vita soamantsara anio 28/03/26 tao @ commune Manompana ny fampiofanana ny fiompina akoho gasy ary narahin'ny fanaovana v...
28/03/2026

Vita soamantsara anio 28/03/26 tao @ commune Manompana ny fampiofanana ny fiompina akoho gasy ary narahin'ny fanaovana vaksiny maimaimpoana ka tsapa t@ izany fa liana tena liana ireo vahoaka mpiahantsehatra ary nisaorana manokana t@ zany ny tompon'andraikitra mahakasiky fiompiana ao @ district ny soanierana-ivongo ( Dr Fleury) sy avy @ fitalevam- paritra ( Dr Patrick) zay nanatontosa ny fampiofanana
Ary misaotra indrindra ny ASSOCIATION VOGNOGNO zay nikaroka sy nikarakara ilay atrik'asa

Izy no izy : Docteur MORA Chrysologue na Dr CHRYSO ahaizan'ny be sy maro azy manampahaizana manokana @ fahasalamam-bahoa...
08/03/2026

Izy no izy : Docteur MORA Chrysologue na Dr CHRYSO ahaizan'ny be sy maro azy manampahaizana manokana @ fahasalamam-bahoaka ary mbola manaraka zotram-pianarana Lalàna ( Droit) iany koa izy , chef CSB andapafito , Filoha mpamorona association VOGNOGNO ary mbola voafidy ho filoha ampanindroany iany koa izy , Olona tia fiaraha-monina ary manao zay tokony ho vitany amin'ny fampandrosoana sy sosialy antanana.
Mirary soa ho azy

Hetsiky sosialy zay nataon'ny :"ASSOCIATION VOGNOGNO"✓Tontosa androany zoma faha 20 febroary 2026 ny asa sosialy izay na...
20/02/2026

Hetsiky sosialy zay nataon'ny :
"ASSOCIATION VOGNOGNO"
✓Tontosa androany zoma faha 20 febroary 2026 ny asa sosialy izay nanampina ireo zandry mpianatra traboina eny @ anjerimantolo Barikadimy izay mikambana @ AJESI taorian'igny fandalovan'ny rivo-doza mahatsiravina igny, ka nanolorana izay voatsirambin'ny tanana toy ny :
- Vary @ gony
- Menaka @ daba
- Savony
- Ary Tsaramaso
Mbao ho mariky ny fifankatiavana ary koa fiombonampo @ zavatra zay mahazo mpiara-belona
∆ Mankasitraka ny association VOGNOGNO
Ary mankahery anareo zay niaramboina
"Association VOGNOGNO, Vognogno hiasa fa tsy hidola"

Izy no izy: Mr PIERRE Jean Marc dit Jean Marc amantaran'ny be sy ny maro azy , lelahy mitsangagna mahitsy sady mpandraha...
28/01/2026

Izy no izy: Mr PIERRE Jean Marc dit Jean Marc amantaran'ny be sy ny maro azy , lelahy mitsangagna mahitsy sady mpandraharaha tanora matanjaka ato @ distrikan'ny Soanierana-ivongo. Ary tia manampy olona @ sehatra maro ary mbola manampy ihany koa amin'ny fampandroasoana Tanana .
Lehilahy tsy miavona koa izy.
Mpikambana @ association VOGNOGNO izy mpitantam-bola no andraikiny ao.
Mirary soa ho azy

Izy no Izy: RAVELONIRINA Albert Flodoni, na hoe Docteur Flo no ahaizan'ny maro azy, mpitsabo manampahaizana manokana mom...
12/01/2026

Izy no Izy: RAVELONIRINA Albert Flodoni, na hoe Docteur Flo no ahaizan'ny maro azy, mpitsabo manampahaizana manokana momba ny fahasalamam-bahoaka izy , nitazona andraikitry maro momba tetik'asa ara-pahasalamana nanomboko taona 2016 t@ faritry atsinanana sy Analanjirofo, Ary mbola mpandrindram-paritra @ projet mahakasiky an'izany @ Zao fotoana izao
Tia miara-monina @ olo , tia manampy olo indrindra ny tanora liampandrosoana , zanaky soanierana hiringiriny (Ambodiampana sy Manakatafana)
Mpikambana feno @ association VOGNOGNO, ary anisany manomeo torohevitry @ Zavatra atao
Mirary soa ho azy !

Tanana madio no Tanjona Association vognogno, vognogno hatrany @ fandraisana andraikitry @ Tanana izay nahabe
10/01/2026

Tanana madio no Tanjona
Association vognogno, vognogno hatrany @ fandraisana andraikitry @ Tanana izay nahabe

10/01/2026

Ny Tanana madio no antoko ny fahasalamana sy ny fampandrosoana, noho izany, isaoragna mitafotafo hoan'izay rehetra Tonga t@ fanatanterahana izany fanadiovana izany.
Isaoragna manokana ireo mpandalo nahita ka nandray anjara avy hatrany t@ fanampiana t@ ny fanatanterahana ny asa nisy ireo nandray anjara mivantana ka niasa avy hatrany. Ary nisy ihany koa nanomeo lelavola,
Tsy adino iany koa ny projet Savohka zay mpiaramombonantoka t@ famolavolana ny tetik'asa sy manampy ara-bola sy ara-pitaovana.
Association vognogno, Tanana madio no tanjona

Tontosa ny fiakarana Radio izay nanaovana fanentanana ny fokonolona mahakasiky ny fanadiovana ny Tanana eto soanierana i...
17/12/2025

Tontosa ny fiakarana Radio izay nanaovana fanentanana ny fokonolona mahakasiky ny fanadiovana ny Tanana eto soanierana ivongo (ny sabotsy 20/12/2025 ho avy zao @ 08ora tsy diso, " rendez vous " kianjan'ny 08 Mars) , mba hikajiana ny fahadiovana, satria mantsy Tanana madio no antoko ny fahasalamana sy fampandroasoana.
Tetik'asa zay tarihin'ny Association VOGNOGNO. Ary hisaorana manokana ny projet Savohka sy Kaomina andrenivohitra izay tarihin'ny andriamatoa Lefitry ny Ben'ny Tanana izay miara-misalahy atrany.
Tongava maro oooh

Address

En Face Paositra Malagasy
Soanierana Ivongo
516

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Vôgnogno posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share