02/10/2026
🇲🇬 FANDRAISAGNA MPIKAMBAGNA AGIRS 2026–2027
Tsy possible anao niaraka tamin’ny AGIRS nefa…
❌ mbola hagnaradrogno lava
❌ mbola mitazampotsiny amin’ny Fampandrosoagna ny tanàgna misy anao
❌ mbola tsy managna hambom-po hiakatra amin’ny sehatra ambonimbony kokoa
❌ mbola tsy tavandraigny eo amin’ny fiarahamonigny misy anao
Efa maro ireo nahazo tombontsoa, nizara tombontsoa ary lasa mpitariky amin’ny sehatra samihafa, na miankina amin’ny fanjakana na tsy miankina: fikambanagna, ONG, orinasa, sns., taorian’ny fandalovany sy ny fiarahany tamin’ny AGIRS.
🔥 Tsy isan’andro izahay no mandray mpikambagna.
Ary fotoagna fohy ely koa ny handraisagna olo.
👉 Tsy olo jiaby no ho mpikambana AGIRS.
Fa ireo izay vonona sy resy lahatra fa afaka mitondra ny anjarabirikiny ho an’ny fiarahamonina, mifagnampy amin’ny hafa ary vonona hivoatra.
Ho anao zay resy lahatra fa ao anatin'ny fiarahagna mamaha ny olagna ara-piarahamonigny dia ahazahoagna tombontsoa toy ny:
développement personnel et professionnel, relations + réseaux, expériences, formations ary opportunités samihafa.
💬 Maro aminareo no efa nametraka fanontaniana momba ny fidiragna ato amin’ny AGIRS.
Mba hamaliana azy ireny indray mandeha, dia nikarakara fivoriana manokana zahay hamaliagna ny fanontanianareo jiaby:
📅 SABOTSY 03 OKTOBRA 2026
🕝 2 ora 30 mn
📍 Biraon’ny AGIRS – Ambalamanasy Antanifotsy II, Sambava
🔥 Ka efa nieritreritra ny hiditra AGIRS anao, izao no fotoana ahafantaranao bebe kokoa ny momba azy.
👉 Aza ambela handalo fotsiny ity opportunité ity.
IDENTIFIER ny namanao zay magniry hiditry AGIRS na tokony mba mahazo ity Opportunité ity
Misaotra Nadÿah Nomenjanahary Nadÿah amin’ny témoignage sady mahatoky ny ekipan'ny AGIRS SAVA Madagascar
LEADev Academy Les Juniors SAVA