Akon'ny Famonjena -FLM Sambava Centre

Akon'ny Famonjena -FLM Sambava Centre Chorale

28/03/2026
Zoky Florent Soatiana Bety Leonne Manamafy ny fiarahabana sy firariantsoa anao hahaleo hahalasana amin'ny adidy masina i...
29/10/2025

Zoky Florent Soatiana Bety Leonne Manamafy ny fiarahabana sy firariantsoa anao hahaleo hahalasana amin'ny adidy masina izay nanendren'i Jesosy sy ny firenena anao izahay zandry sy zanakao chorale Akon'ny Famonjena -FLM Sambava Centre 🙏🙏.

Ny Pastora sy ny mpiangona ary n'y zanaka ampielezana ato amin'ny fiangonana FLM Sambava Centre dia faly miarahaba an-dramatoa FLORENT Soatiana Bety Léone, (izay namana mpanorina ny Fiangonana FLM Sambava Centre) izay voatendry ho Minisitra. Tsy hitsahatra hivavaka hoanareo mianakavy izahay ny mba hanampian'i Jesosy anareo @ asa Masina izay niantsoany anareo.
Mahaleova, mahalasana,

Nicolas Rakotoniaina  🎉🎉Président Fiangonana - Chef de chœur et auteur compositeur - Ray amandreny ato amin'ny Akon'ny F...
21/04/2025

Nicolas Rakotoniaina 🎉🎉
Président Fiangonana - Chef de chœur et auteur compositeur - Ray amandreny ato amin'ny Akon'ny Famonjena -FLM Sambava Centre .

«Ary miravoravoa amin'i Jehovah ianao, dia homeny anao izay irin'ny fonao.»
— Salamo 37:4

Faly miarahaba anao zahay baba amin'izao anniversaire-nao zao 🥰. Jesosy hampahiratra anao agnaty fifaliagna amin'ny adidy sy fanompoana ijoroanao 🙏
Joyeux anniversaire babanay tianay 🥰🎉

VITA NY FAMONJENA(Reggae)
Isan'ny hira nosoratany be mpankafy indrindra 😊.

Andao hirarisoa azy ô 🙏🥰🎉🎉

20/04/2025

Fiadanana ô 🙏.
Ity hira FAMONJENA AHY - Akon'ny Famonjena -FLM Sambava Centre ity no entina miarahaba sy mitondra hafatra ho antsika rehetra amzao P***a izao.

Efa tao anaty aizina isika fa mbola tonga Jesosy namoy ny ainy ho famonjena antsika.

MIRARY P***A HITONDRA FIBEBAHANA SY FANOLORAN-TENA ARY FIFALIANA HO ANTSIKA REHETRA😊.

A/C : Soava Rabenandrasana
Son : MANARINA
Vidéo : NICOLAS PH

Address

Sambava
208

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akon'ny Famonjena -FLM Sambava Centre posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share