Association des Femmes pour le Development d'Antsiranana -AFDA

Association des Femmes pour le Development d'Antsiranana -AFDA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association des Femmes pour le Development d'Antsiranana -AFDA, Nonprofit Organization, Ramena.

Magnano mbola tsara atsika jiaby AFDA Navy raha ty ai ,Io ary izy e ,salovagna ntsika ai @ vidiny mirary.Prix: 90.000F e...
30/01/2026

Magnano mbola tsara atsika jiaby AFDA Navy raha ty ai ,Io ary izy e ,salovagna ntsika ai @ vidiny mirary.
Prix: 90.000F en face jira

Andro manan-danja eo amin'ny fiainagna nao androany eto zahay AFDA miarahaba anao Ray amandReny nay noho fahatratraranao...
05/10/2025

Andro manan-danja eo amin'ny fiainagna nao androany eto zahay AFDA miarahaba anao Ray amandReny nay noho fahatratraranao taona nahaterahinao niany. Manova fety Sambatra đŸŸđŸ„‚đŸŽ‚ .

23/06/2025

Magnetana atsika AFDA jiaby mba hanao j'aime na rĂ©action @ page 👇 misy fifaninana nationale. Mba azahoantsika voalohany entano namagna jiaby.

Diabe'ny Fahaleovantegna 18 juin 2025Atsika AFDA koa mba tagny!
18/06/2025

Diabe'ny Fahaleovantegna 18 juin 2025

Atsika AFDA koa mba tagny!

Fisaoragna atolotra hoantsika mpandray anjara rehetra tamin'ny opĂ©ration "Cake" izay nikarakarainy AFDA. 🙏
17/06/2025

Fisaoragna atolotra hoantsika mpandray anjara rehetra tamin'ny opĂ©ration "Cake" izay nikarakarainy AFDA. 🙏

Mbola tsara! FĂȘte de pĂšre amaray aza dino mangala Cake. À part 9h jusqu'Ă  17h farany. Toerana hangalana azy amin'ny Bar ...
14/06/2025

Mbola tsara! FĂȘte de pĂšre amaray aza dino mangala Cake. À part 9h jusqu'Ă  17h farany. Toerana hangalana azy amin'ny Bar chez Didine Grand Pavois mariny Lot 12.

AFDA Fankalazana fĂȘte de mĂšre anisany nandeha niala voly Ramena Reny ao @ fikambanana AFDA. Bonne fĂȘte de mĂšre AFDA đŸŽ‰đŸŸđŸ‘
24/05/2025

AFDA
Fankalazana fĂȘte de mĂšre anisany nandeha niala voly Ramena Reny ao @ fikambanana AFDA.
Bonne fĂȘte de mĂšre AFDA đŸŽ‰đŸŸđŸ‘

Justice pour Tricha et Raissa.
17/05/2025

Justice pour Tricha et Raissa.

Arabaina viavy jiaby nahatratra 8 Mars 2025. Indrindra AFDA â€ïžđŸ‘ Bonne fĂȘte đŸ„‚đŸŽ‰
08/03/2025

Arabaina viavy jiaby nahatratra 8 Mars 2025. Indrindra AFDA â€ïžđŸ‘ Bonne fĂȘte đŸ„‚đŸŽ‰

Mbola tsara atsika jiaby e aza tara ai efa Kely sisy salovagna ntsika. En face jirama taloha misy azy natao sahaza atsik...
25/02/2025

Mbola tsara atsika jiaby e aza tara ai efa Kely sisy salovagna ntsika. En face jirama taloha misy azy natao sahaza atsika jiaby 90.000f. Vonjovonjeo efa ankaiky fotoagna ilavantsika azy. AFDA tsy mialonjafy😍.

Fivoriana AFDA fahavognosana amin'ny 8 Mars
22/02/2025

Fivoriana AFDA fahavognosana amin'ny 8 Mars

AFDATafatsangagna niany 8 fevrier 2025 ny comité ad'hoc misy mpikambagna valo(08) zÚ hitantagna vonjimeky ny Association...
08/02/2025

AFDA
Tafatsangagna niany 8 fevrier 2025 ny comité ad'hoc misy mpikambagna valo(08) zÚ hitantagna vonjimeky ny Association AFDA ao agnatin'ny fankalazagna 8mars no sady hikarakara ny fifidianagna madio,mangarahara ary eken'ny rehetra ao agnatin'ny sivifolo(90) andro raha ela indrindra satria tapitra ny fepotoampiasan'ny Birao teo aloha.
ZĂš no natao mba ho fagnajagna ny lalĂ gna misy ndrĂšky ny zĂČn'ny mpikambagna.

Address

Ramena

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association des Femmes pour le Development d'Antsiranana -AFDA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share