TAFO Mihaavo DIANA

TAFO Mihaavo DIANA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TAFO Mihaavo DIANA, Environmental conservation organisation, Nosy-Be.

Natao teto Hell-ville Nosy-Be niany zoma faha 03 juin 2022 ny fankalazana ny andro maneran-tany hoan'ny tontolo iaignana...
03/06/2022

Natao teto Hell-ville Nosy-Be niany zoma faha 03 juin 2022 ny fankalazana ny andro maneran-tany hoan'ny tontolo iaignana tato anatin'ny commune urbaine sy préfecture de police ny Nosy-Be, izay nanasàna ireo mpianatra maromaro tato amin'ny fari-mpiadidiam-pianarana (CISCO) eto Nosy-Be, ka ny tanjona dia ny fiarovana ny tontolo iainana, indrindra ny fiarovana ny ny ala hônko, izay niafara tamin'ny fifandibiasana kabaro tao amin'ny la salle d'oeuvres katolika teto Hell-ville.

Natao teto Hell-ville Nosy-Be ny fiofanana(formation de renforcement des capacités) androany zoma faha 27 may 2022, tont...
27/05/2022

Natao teto Hell-ville Nosy-Be ny fiofanana(formation de renforcement des capacités) androany zoma faha 27 may 2022, tonton andro,izay nanomboka tamin'ny 08h00, izay natao tao amin'ny Bureau ny Office du Tourisme teto Hell-ville, izay no tarihin'i Atoa Yasser, consultant WWF sy Et la Faokia mpikambana amin'ny READ/DSS Amy agny Antsiranana. Ka ny tapany voalohany tamin'ny marandraigny, niditry tamin'ny 08h00 , nisy ny pose café, ary niafara tamin'ny 12h00, Ny tapany faharoa kosa tamin'ny folak'andra, niditry tamin'ny 14h00 izay ho faranana 16h30, izay.fiadanagna izay vatsian'ny WWF vôla. Isaoragna ireo mpampiofana izay nahafoy fotoagna amin'ny fenêtres-tegna nitety district maro izay nandalovan-dreo.

Natao niany ny visite de courtoisie ho fampafantarana ireo talem-paritra aty amin'ny faritra Diana voakasika ny toe-kare...
16/05/2022

Natao niany ny visite de courtoisie ho fampafantarana ireo talem-paritra aty amin'ny faritra Diana voakasika ny toe-karena manga. Tamin'izany no nanambarana ireo fa misy tetik'asa mikasika ny économie bleue izay tohanan'ny GEF SGP PNUD Madagascar ao Nosy-Be. Ny nandray anjara tamin'ny fitsidihana izany dia ny mpanolo-tsaina nasionaly ny TAFO MiHAAVO ABOUDOU Salehi, Mpitan-tsoratra ny TAFO MIHAAVO DIANA TOMBOVELO FABIOLAN ary ny Mpandrindra Nasionaly ny GEF SGP PNUD Madagscar RAKOTOMANANA Faliarino.
Ka naneho ny fahavonosany amin'ny fiara-miasa izay rehetra nitsidihina. Mbola hitohy asa amin'alalany fandinihana ny laharam-pahamehana ny faritra Diana amin'ny resaka économie Blue
M

16/05/2022

Ny fiangaviagna amin-tsika jiaby olombelogno velogno mihegny agnatin'ity zava-boahary eto Nosy-Be, mba basy eky ny famonoagna kakazo indrindra magnodidigny farihy jiaby eto, fa ho sahiragna atsika io èh, efq mahay mijotso ambany ny habaosan'ny rano na (niveau d'eau) ao. Atiala jiaby eto efa robaka azon'ny fanaovagna charbon,

Ity raha mahazo zahay ato Nosy-Be ato, voatevy kakazo jiaby, azon-drô mpiavy bôka atsimo miditry à Nosy-Be ato isan'andr...
03/01/2022

Ity raha mahazo zahay ato Nosy-Be ato, voatevy kakazo jiaby, azon-drô mpiavy bôka atsimo miditry à Nosy-Be ato isan'andra, ripaka atiala jiaby.
Mba vonjia zahay fanjakagna, fitondram-panjakagna, karaha magniraka mitsabo kakazo, nefa ny Nosy-Be ndraiky banjaigny irô mpitevy ala magnano charbon, sa aminay Nosy-Be ato mahazo mitevy a la?

08/09/2021

Maro raha mampitaraigny zahay aty Nosy-Be, amin'ny sehatra tontolo iaignana andranomasigny, maro irô olo amin'ny ilan'ny avaratra andrefan'ny Nosy-Be ty ato mbôla mangala laoko Andrevaka, volagniny tsy mety, amin'ny tontolo iaignana an-tety koa, maro koa olo mamôno kakazo, amôron'ny farihy aminay aty misy mitongy amin'ny engin foeky. Kay mba miangavy atsika jiaby mba ahay hikobaby irô raha hanagnan-tsika aby io, fa ho rebaka atsika ty èh. Mba mihitsaifa hely anarô amin'ny cantonnement des eau et forêts.

Address

Nosy-Be
207

Telephone

+261344112611

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAFO Mihaavo DIANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to TAFO Mihaavo DIANA:

Shortcuts

Share