29/03/2026
🌍🌊Lera raiky hoa an'ny gny tany Taty Morondava
Fametra gny daba-pako tegny aminy sisin-driaky gny nandesinay Consortium des Jeunes Mahery nangalaza gny taminy tao 2026 toy. Nisy avao koa gny fagnadiova gny sisin-driaky, gny fanentana ho any gny nama zay tena mampiasa anigny sisiny raiky tsika igny. Nanao radio crochet avao koa ho any tanora sy ny gny Zaza,
Eo ho eo aminy 180 eo gny olo niavy nagnome lera raiky gny tany tamin'ity tao ty
Gny loha hevitry ny raisinay dia gny hoe .
Nanomboky taminy 4ora morognandro gny hetsiky fagnomeza adiny raiky ho any tany ka hatraminy 7ora hariva.
Nisy avao koa gny fagnatrehan'ireo olo bé an-tana sy ireo firaisamonim-pirenena gny hetsiky izay natao, tao gny : ny Commune Urbaine de Morondava , ny Office Régional du Tourisme Menabe , ny Direction Régionale de la Communication et de la Culture , ny Direction Régionale de l’Enseignement Technique et de la Formation Professionnelle, ny Direction Régionale du Sport et de la Jeunesse, ary ny Direction de l’Éducation Nationale sy Alliance Française Morondava, EPP Nosikely, Hôtel Vezo Beach, Hôtel Laguna Beach, Fokontany Nosikely ary CEG Centre, Junior Reporters Club Morondava , Observatoire National des Droits Humain Menabe.
Nandray anjara avao koa gny fikambana maro misehatry amin’ny tontolo iaina, toy ny FIVE Menabe, ONG Code Menabe, ONG Expat France, ONG Moteur, ONG Onja, IESM Menabe, Change for Nature Menabe, Conseil Communal de la Jeunesse Menabe, Association Pirogue Vezo Amie de la Baleine,
.