Oxfam à Madagascar

Oxfam à Madagascar Pour renforcer la résilience climatique , Oxfam met en oeuvre huit sous-projets à Morondava , Mscar

15/04/2025

Oxfam à Madagascar #. Oxfam South Africa # Kaominina Ambonivohitry MorondavaOxfam em Moçambique@super fansOxfam ItaliaOXFAM-ComoresFaritra Menabe:Morondava,Mahabo,AnkilizatoUN-HABITATAdaptation FundOxfam@

🌱Oxfam à Madagascar▪️ Ho famaranana ny projet "SEA Urban Resilience " dia mbola nanolotra fitaovana maromaro ho an'i Kao...
11/04/2025

🌱Oxfam à Madagascar

▪️ Ho famaranana ny projet "SEA Urban Resilience " dia mbola nanolotra fitaovana maromaro ho an'i Kaominina ambonivohitra ny Morondava hatrany izahay ato amin'ny OXFAM.Ka anisan'izany ny fanomezana camion benne faharoa ho an'ny Kaominina sy bac à ordures miisa 05, ary fampitaovana ireo association 5 vaovao izay mitantana ny fako ao amin'ny fokotany 5 (Fkt Tanambao, Ankisirasira Nord sy Ankisirasira Sud, Nosikely, ary Varadrova).

▪️Izany hoe fanomezana azy ireo cyclo benne miisa 05,sy fitaovana maro isan-karazany hoetina miasa (combinaison, casque, bottes, ect...).

💪Ka Entanina tsika tsirairay any @ fokotany mba hisoratra anarana amin'ireny Association ireny satria afaka maka ny fako any antokatranontsika amin’ny sarany mirary izy ireny .

▪️Nametrahana « climatiseur » sy nasiana fitaovana maro isankarazany ( chaises, table, video projecteur,ect...) ihany koa ny Salle Refuge polyvalent mba hampangatsiatsiaka ny trano , ka afaka ampanofain'ny Kaominina hanaovana lanonana maro isankarazany (mariage, formation, sns..) mba ho fanampiana azy ireo amin'ny fikojakojana ny fotodrafitrasa .

Kaominina Ambonivohitry MorondavaFaritraOxfam South AfricaOxfam em MoçambiqueSADCOXFAM-ComoresAdaptation FundUN-HABITATOxfam Italia@super fansBNGRC

🌱Oxfam à Madagascar▪️Tontosa soamantsara ny fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny fanampin'ny asa izay nataon'ny  Projet ...
09/04/2025

🌱Oxfam à Madagascar

▪️Tontosa soamantsara ny fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny fanampin'ny asa izay nataon'ny Projet Oxfam ao amin'ny espace vert Nosikely izay niarahana tamin'ireo manakaja isambaratongany avy sy ireo mpiara miasa rehetra.

▪️Natao indrindra ny fotodrafitrasa mba hanome endrika ny tanana'ny kaominima Ambonivohitry ny Morondava sy mba hisintona mpizahantany maro ato amin'ny faritra Menabe.

📸Aza misalasala ary mandalo maka sary hatao fahatsiarovana!

🙏🏻Aza adino ihany koa fa ny parking dia andoavambola amin'ny vidiny mirary ary nasina fanatsarana @ endriny Vaovao ihany koa.

🌱Oxfam à MadagascarTetikasa Fanarenana ny Ala honko eto Morondava .Na dia efa vita aza ny Tetikasa , dia mbola manatante...
08/04/2025

🌱Oxfam à Madagascar

Tetikasa Fanarenana ny Ala honko eto Morondava .

Na dia efa vita aza ny Tetikasa , dia mbola manatanteraka ny fanaraha-maso akaiky ireo fambolena rehetra izay natao ny Projet Oxfam, ka ny Dredd Menabe no mifanolo-tanana akaiky ho fanatanterahana izany fanaraha-maso izany.

« Andao isika hifanolo-tanana ho fiarovana ny tanàntsika ❤️»

Kaominina Ambonivohitry MorondavaOxfam South AfricaOxfam em MoçambiqueOxfam Italia@super fansAdaptation FundUN-HABITATOXFAM-ComoresOxfamFaritra Menabe:Morondava,Mahabo,AnkilizatoSADCOxfam Groupe Local de Nice@

27/03/2025

👏

Oxfam à Madagascar💪❤️ Grande rencontre et découverte avec la grande Famille  Oxfam South Africa OXFAM-ComoresOxfam em Mo...
27/03/2025

Oxfam à Madagascar

💪❤️ Grande rencontre et découverte avec la grande Famille Oxfam South Africa OXFAM-ComoresOxfam em Moçambique , Oxfam
Malawi , Oxfam Madagascar

Visite d’experience , avec les
Partenaires de mise en oeuvre dont Kaominina Ambonivohitry MorondavaFaritra Menabe:Morondava,Mahabo,Ankilizato@ministere de l’environnement Menabe

Oxfam ItaliaAdaptation FundSADCUN-HABITATOxfam@super fansIt FollowsBNGRCOxfam Groupe Local de Nice@oxfam

🌱Oxfam à MadagascarDay 3 :1 - Discussion sur la valeur des femmes  # droit des femmes  # capacité des femmes à s’integre...
26/03/2025

🌱Oxfam à Madagascar

Day 3 :

1 - Discussion sur la valeur des femmes # droit des femmes # capacité des femmes à s’integrer dans la Société # Partage d’idée et partage d’experience sur la pratique des femmes #

2 - Solution basée sur la nature face aux changements climatiques

Oxfam South AfricaKaominina Ambonivohitry MorondavaSADC@super fansFaritra Menabe:Morondava,Mahabo,AnkilizatoOxfam ItaliaUN-HABITATOXFAM-ComoresAdaptation FundOxfamOxfam em Moçambique

🌱Oxfam à MadagascarJour 2 :• Échanges entre les participants et les délégués des gouvernements des Comores, de Madagasca...
25/03/2025

🌱Oxfam à Madagascar

Jour 2 :

• Échanges entre les participants et les délégués des gouvernements des Comores, de Madagascar et du Mozambique.

• Finance écologique - Politique de changement climatique - Genre et climat .

• Analyse de l'implication communautaire dans le projet SEA via LLA Principales, en scrutant les exemples concrets d'innovations pour l'adaptation au changement climatique et le renforcement de la résilience du projet SEA Urban à Madagascar, aux Comores, au Malawi et au Mozambique.

L'importance de la réduction des risques de catastrophe (DRC) pour s'adapter au changement climatique et améliorer la résilience.

Days 2 :

• Dialogue between , participants and Government officials from Comoros , Madagascar and Mozambique

•Green Finance - Climate Policy - Gender and Climate

•Evaluating Community Engagement in the SEA Project throught LLA Principales looking at Climate Adaptation and Resilience Building Innovations Case Studios from the SEA Project C Madagascar , Comoros , Malawi and Mozambique .

The role Disaster Risk Reduction ( DDR ) in Climate Adaptation and Resilience Building

Kaominina Ambonivohitry MorondavaOxfam South AfricaSADCOxfam em MoçambiqueFaritra Menabe:Morondava,Mahabo,AnkilizatoAdaptation FundUN-HABITATOxfam ItaliaOXFAM-ComoresOxfam@super fansIt Follows

🌱 Oxfam à MadagascarDans le cadre de l'initiative Oxfam, « Projet de Résilience Urbaine », les autorités locales, qui co...
24/03/2025

🌱 Oxfam à Madagascar

Dans le cadre de l'initiative Oxfam, « Projet de Résilience Urbaine », les autorités locales, qui collaborent à sa mise en œuvre, ont été invitées à participer à l'atelier organisé par le Projet d'Oxfam Afrique du Sud.

▪️L'objectif est d'apprendre, de partager ses expériences et ses connaissances pour discuter des stratégies qui renforcent l'adaptation et la résilience face aux changements climatiques.

Pour le 24/04/2025, nous avons deux sujets de conversation.

1 • Adaptation au climat et renforcement de la résilience

2•La science de la compréhension du changement climatique : les risques, les dangers, les impacts et les droits de l'homme ».

ENG

As part of Oxfam's Urban Resilience Project initiative, local authorities collaborating in its implementation were invited to participate in the workshop organized by the Oxfam South Africa Project.

◾️The objective is to learn, share experiences and knowledge to discuss strategies that strengthen adaptation and resilience to climate change.

For April 24, 2025, we have two topics of conversation.

1. Climate Adaptation and Building Resilience

2. The Science of Understanding Climate Change: Risks, Hazards, Impacts, and Human Rights

Kaominina Ambonivohitry Morondava@super fansOxfam South AfricaFaritra Menabe:Morondava,Mahabo,AnkilizatoOxfam ItaliaUN-HABITATAdaptation FundSADCBNGRCOXFAM-ComoresOxfamOxfam em Moçambique@

Oxfam à MadagascarNanimba zavatra maro ny fandalovan'ny Cyclone teto Kaominina Ambonivohitry Morondava  ka nahatonga ny ...
12/03/2025

Oxfam à Madagascar

Nanimba zavatra maro ny fandalovan'ny Cyclone teto Kaominina Ambonivohitry Morondava ka nahatonga ny "(fiakaran'ny rano be loatra teto Morondava .

Manoloana izany , dia nandray anjara tamin'ny fanarenana ny lalana simba , fanadiovana faobe ny fako manentsina ny lakan-drano sy ny fanadiovana tetezana ny Projet Oxfam .

Mbola mitohy ihany koa ny fanentanana ny mponina rehetra amin'ny resaka fitantanana ny Fako .

🌱Oxfam à MadagascarMaro ny vehivavy izay nandray anjara niaraka tamin’ny Projet Oxfam nandritra ny fanatanterahana ny Te...
08/03/2025

🌱Oxfam à Madagascar

Maro ny vehivavy izay nandray anjara niaraka tamin’ny Projet Oxfam nandritra ny fanatanterahana ny Tetikasa rehetra teto Kaominina Ambonivohitry Morondava

Hetsika ho fankalazana ny fetin’ny Vehivavy teto Ambonivohitr’i Morondava niaraka tamin’ireo Vehivavy anatin’ny Kaomity mpitantana ny Fikojakojana ny Tetikasa rehetra efa vita ( Lalana , Pont , Drainage , Espace vert , refuge polyvalent , fitantanana ny fako …)

Oxfam South AfricaSADCOxfam em Moçambique@super fansOxfam ItaliaAdaptation FundOXFAM-ComoresFaritra Menabe:Morondava,Mahabo,AnkilizatoUN-HABITAT@

Address

Audeoud Morondava
Morondava
619

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261320359300

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Oxfam à Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Oxfam à Madagascar:

Shortcuts

Share