01/06/2026
Miarahaba ny Filoha Ruphine Katiza Sendramino isika amin'izao nahavitana ny fanolorana Tapa-porohana 2 izay natao tany amin'ny LASY RAVINALA 155 tao Mantasoa 🙏
Mirary soa hoan'ise filoha mahavita be amin'ny andraikitra 🙏🙏🙏🙏