M/dia Chez Nous

M/dia Chez Nous M/dia tagnantsika

22/10/2024

VITA TOMPOKO 🙏 Ary NÉGATIF ❌❌

TSISY ATAHORANA @ VIH NY LEHILAHY MANAMBOLA ❌❌ FA NARAHIKO TOAKA KELY MITSY ALOHA ZAY VAO SAHY 😂🤦‍♂️🤦‍♂️
ARETINA HAFA ANGAMBA NO HO HATAHORANA FA TSY SIDA TSONY 😂😂

Maro ny olona tsy sahy manao test /fitiliana VIH/SIDA

Fa hoy ah hoe mitandrema 🚨ary mitsangana manao teste ..manaova diagnostic matetika analyse ataova..
Aza asina andrasoandrsano ny fitiliana/dépistage… fa rah hita aloha ny aretina dia azo arahina traitement tsara ..

🚨Efa maro ny marary na ny matiny SIDA eto madagasikara fa menatra tsy sahy miteny …

👉Tena misy ny SIDA

🚨Arovy ny tenanao sy ny taranaka amampara🙏

oragn'andro t'y fo
21/01/2024

oragn'andro t'y fo

ino raha tegna itiavanao metsamalaza Maetsamalaza MIRAY Perso : Sôma kidony 😋😊
05/12/2023

ino raha tegna itiavanao metsamalaza Maetsamalaza MIRAY
Perso : Sôma kidony 😋😊

Address

Maromandia

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M/dia Chez Nous posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share