Antongil Conservation est une ONG malgache créée en 1999. Elle œuvre pour protéger la biodiversité de la Baie d’Antongil, au Nord Est de Madagascar, en gérant une forêt de 1630 hectares. Sa méthode est simple : protéger la forêt tropicale en concertation avec les habitants des dix villages riverains, en leur permettant d’en utiliser durablement les ressources naturelles. Antongil Conservation dia ONG malagasy niforona tamin’ny taona 1999. Niforona izy mba hiaro sy hitantana maharitra ny harena voajanahary ato anatin’ny helodranon’Antongila, toerana avaratra atsinanan’i Madagasikara ka isan’izany ny fitantanany ny alan’i Farankaraina izay mahatratra 1630 hekitara. Ny fomba fiasany dia ny fitantanana miaraka amin’ny tanàna manodidina misy ny vondron’olona ifotony mba hahatonga azy ireo ho tompon’andraikitra amin’ny fitantanana maharitra ny harena voajanahary azo havaozina manodidina azy.