Ny tontolon'ny Fanabeazana eto Manjakandriana

Ny tontolon'ny Fanabeazana eto Manjakandriana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny tontolon'ny Fanabeazana eto Manjakandriana, Nonprofit Organization, Manjakandriana.

Tonga ary ity ilay fotoana !!!Anio Zoma 26 jolay 2024 ao amin'ny LAPAN'NY TANΓ€NA MANJAKANDRIANA Manomboka amin'ny 1 ora ...
26/07/2024

Tonga ary ity ilay fotoana !!!
Anio Zoma 26 jolay 2024 ao amin'ny LAPAN'NY TANΓ€NA MANJAKANDRIANA
Manomboka amin'ny 1 ora tolakandro !
Vitantsika eto Manjakandriana izany !

08/06/2024

Misy fanabeazana azo tarafina ao anatin'ity Horonan-tsary ity !!!

Sainam-pirenena Malagasy πŸ‡²πŸ‡¬
07/06/2024

Sainam-pirenena Malagasy πŸ‡²πŸ‡¬

Vita ny   Samy manana ny fomban-taniny marina πŸ€—
29/05/2024

Vita ny
Samy manana ny fomban-taniny marina πŸ€—

πŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒAraka ny fampitam-baovao, azonay, dia hisokatra tsy ho ela ny ivon-toeram-piofanana :Imd Malagasy MahImd...
25/05/2024

πŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“ŒπŸ“πŸ“Œ
Araka ny fampitam-baovao, azonay, dia hisokatra tsy ho ela ny ivon-toeram-piofanana :
Imd Malagasy MahImd Malagasy Mahombyiana atsy ho atsy.
Hampitaina amintsika miandalana eo ny tohiny.

" Raha tsapantsika fa ilaina n'y fandrosoana, ny Fanabeazana hatsaraina "
25/04/2024

" Raha tsapantsika fa ilaina n'y fandrosoana, ny Fanabeazana hatsaraina "

Address

Manjakandriana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny tontolon'ny Fanabeazana eto Manjakandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share