Vovonan'ny Tanora Ste famille Mandritsara

Vovonan'ny Tanora Ste famille Mandritsara Finoana

01/07/2022

Bnjr ! Ilazana isika rehetra izay nisoratra anarana @ JMJ MBA hanatitra renseignements aty amiko fa ilaina maika misaotra tompoko

01/07/2022

Salama jiaby ry tanora namana
Aza hadinoana n'y fotoanantsika ny Alahady @ 2 Ora s'y sasany any @ fiangonana ST Famille

Izay haovana ny fampahafantarana sy hanentana ary hamporisihana antsika ny amin'ny TMS na Tanora Mendrika Salama
Izay iarahana @ zareo avy ao amin'ny ACCÈS
Koa entanina isika mba ho Tonga Maro

Entanina koa hoan'ny Zay manana téléphone endroid mba hitondra fa misy application ho installé na

Tanoran'ny St famille : taizan'i Jozefa sy Maria Zandrin'i Kristy 🙏

30/06/2022

Andao hiara- hitondra am- bavaka n'y JMJ

Samia ary mamaky
12/06/2022

Samia ary mamaky

12 jona, Fetin'ny Trinite Masina.
Mankalaza ny Andro Maneran-tany ho an'ny Fifandraisan'ny Mpiara-belona ny Fiangonana eto Madagasikara.
Isaky ny alahady manaraka ny Fetin'ny Pantekoty no Fankalazana ity Andro ity, ho an'ny maneran-tany. Ny Fivondronamben'ny Eveka eto Madagasikara kosa dia nisafidy ny Alahadin'ny Trinite, faratampony amin'ny Fifandraisana lavorary (Ray, Zanaka, Fanahy Masina).
Samy hankalaza io andro io ny mpisehatra amin'ny serasera sy fifandraisana ary asa fanaovan-gazety eto Madagasikara, any amn'ny Diosezy tsirairay.
Ny hafatry ny papa Fransoa ho an'ny Andro faha 56 ho an'ny Fifandraisan'ny Mpiara-belona moa dia efa navoaka ny alahady 24 janoary (toy ny fanao isan-taona), fetin'i Md François de Sales, mpiaro ny mpanao gazety.
MIARAHABA ANTSIKA REHETRA MPISEHATRA AMIN'NY FIFANDRAISANA SY NY ASA FANAOVAN-GAZETY, AMIN'IZAO ANDRONTSIKA IZAO.
- Ny gazety Lakroan'i Madagasikara dia nanokana lahatsoratra momba ny lohahevitra ho an'ity taona 2022 ity, nataony matoam-baovao eo amin'ny pejy voalohany
- Ny Radio Don Bosco dia manokana fandaharana iray handraisan'ny mpanao gazety amin'ny radio katolika manerana ny Nosy, anjara, mikasika ny lohahevitra ihany koa:
MIHAINO AMIN'NY SOFIN'NY FO

07/06/2022

Bnjr hoantsika jiaby Zay Mila sary nandritra ny lamesa iny manatona Zaho fa aty izy jiaby

Fanadiovana t@ marina Tongava maro @ répétition à 14 h 30
04/06/2022

Fanadiovana t@ marina
Tongava maro @ répétition à 14 h 30

Aza hadinoanatsika fa mitohy @ asabotsy hoavy izao ny famerenana ny litorjia sy fihetsika atao mandritra ny lamesa @ pan...
01/06/2022

Aza hadinoanatsika fa mitohy @ asabotsy hoavy izao ny famerenana ny litorjia sy fihetsika atao mandritra ny lamesa @ pantekoty Io

Izao hitantsika @ sary izao ny sombintsombiny t@ famerenana t@ Alahady lasa teo

Koa mbola magnentana antsika mbola ho Tonga Maro @ Sabotsy Io @ 15 h30 ao ampiangonana

Antsovigny aby ny kristianina jiaby, ny Vondron-dehilahy, ny Vovonan'ny ankizy, ny MDMK mba hamonjy Io famerenana Io

Antsoina manokana ny tanora rehetra mba ho Tonga hanao fanadiovana sy fampihaingoana ny fiangonana n'y Asabotsy @ 8 Ora maraina ao ampiangonana

Tongava Maro fa bé n'y asa ny adidy miandry antsika

Aza matahotra ny ho Masina fa Masina tahaka ny Rainareo ianareo misaotra tompoko

Farany aza hadinoana ny Bullet Zay naparitaka any ka izay lafo ento @ répétition Io

TANORAN'NY St Famille taizan'i Jozefa sy Maria Zandrin'i Kristy 🙏

23/05/2022

👉Manampy sy manohana an'izay rehetra manao
Izay manao no ampiana

Toy izao ny fizarana andraikitra sy fandaminana entintsika manatsara sy hampifantoka ny olona mandritra ny lamesa @ pantekoty izao :

Ny Vovonan'ny ankizy no mandihy ery aloha mandritra ny hiran'ny voninahitra

Ny Tanora kosa mandihy sur place araka izay efa nanaovantsika famerenana iny

Ny vondron- dehilahy no mitondra ny boky mirakitra ny tenin'Atra

N'y MDMK indray no mitondra ny fanatitra

Noho izany, Samy mahazo anjara tandrify azy avokoa tsika kristianina rehetra na tsaiky na Tanora na olon- dehibe

Koa antsoina isika rehetra voalaza etsy ambony mba ho Tonga hanao famerenana ny alakamisy hoavy izao @ 14 h ao am- piangonana

Antsoina ihany koa ny filohan'ny Fikambanana Masina jiaby, n'y filohan'ny Tanora eny anivon'ny secteur mba ho Tonga hamonjy fivoriana izay hatao n'y Sabotsy hoavy izao @ 14 h tsy diso aty am- piangonana, MBA ho fanatsarana sy ho fampandrosoana ny Vovonan'ny Tanora

Koa manantena ny fahatongavantsika

22/05/2022

Aza hadinoana ny fotoanantsika manaraka ny 19 Juin hoavy izao

Ny lohahevitra @ zany moa hoe :
👉Ny tanora sy ny fahasalamana 👈

Izay hotarihin'i Rasazy Vizy Aurélie

Ny fananahana ara- pahasalaman'ny tanora

Ny fiantraikan'ny olana ara- pahasalamana eo @ fiainan'ny Tanora
Ireo fihetsika tokony hanana'ny tanora manoloana ny fitandroana ny fahasalamany

Aiza no aleha raha tojy olana ara- pahasalamana ?

Ireo no voaboasana @ nio daty Io ka hanasana atsika tanora ho Tonga Maro bé fa tombony hoantsika ny fahatongavana hihaino ny famelabelarana @ zany

Samy vesoko satria Samy te ho mpandresy fa tsy ambelanay Ty hoy Zefily ary hazondreo tato boe k*k
22/05/2022

Samy vesoko satria Samy te ho mpandresy fa tsy ambelanay Ty hoy Zefily ary hazondreo tato boe k*k

TANORAN'NY St Famille: taizan'i Jozefa sy Maria zandrin'i Kristy 🙏Notontosaina niany 22 mai ny fiatahana masina izay nan...
22/05/2022

TANORAN'NY St Famille: taizan'i Jozefa sy Maria zandrin'i Kristy 🙏

Notontosaina niany 22 mai ny fiatahana masina izay nanaovana conférence ho an''ny tanora tato @ Paroasy St famille

Izay nahitana lohahevitra roa lehibe izay tsy afa- misaraka @ fiainan'ny Tanora dia n'y hoe :
1) Ny lanjan'ny fianarana sy n'y fanabeazana ho an''ny tanora
Izay notarihin'i chef Cisco eto Mandritsara
2) Tanora miaina ampahatokiana ny fahatanorany sy ny fifandraisan'ny samy tanora, amin'ny RAD, amin'ny fiaraha- monina, amin'ny mpanabe,amin'ny fiangonana
Izay notarihin'i Mr RAVELOSON Michaël Thierry
Ny tapany folakandro moa nanatanterahana ny Questions pour un champion izay nandraisan'ny Tanora isaky ny secteur izay miisa 7 anjara ka ny secteur III Mtsara vaovao no niboaka ho mpandresy tamin'ny farany
Fa izay rehetra nandray anjara moa dia Samy nahazo fanomezana avokoa
Koa isaorana etoana ny Père curé de la paroisse izay nahafoy fotoana hoan'ny tanora

Koa MAGNENTAGNA antsika izay tsy Tonga MBA ho avy amin'ny manaraka mon perte ai

Mankasitraka bevata antsika tanora Tonga maro amin'ny volana ambony indray eee🖐️🖐️🖐️

20/05/2022

Salama tsika tanora jiaby ato @ paroasy St famille, mba ho Tonga hamonjy ny conférence izay hataontsika ny alahady ho avy izao any @ tanin'i Mr Le Maire arî Tsararivotra manomboka @ 8 Ora maraina
Ny lohahevitra voalohany dia " Tanora miaina am- pahatokiana ny fahatanorany s'y n'y fifandraisan'ny Samy tanora, amin'ny RAD, amin'ny fiaraha- monina, amin'ny mpanabe, @ fiangonana "
N'y faharoa: " Ny lanjan'ny fianarana sy ny fanabeazana ho an''ny tanora "
Yzay tarihin'i lehiben'ny fari- piadidia- pampianarana eto Mandritsara
Reo no lohahevitra ho velabelarintsika @ nio ary handraisantsika anjara
Toy izao ny ny FANDAHARAM- potoana :

@ 7ora maraina ny fotoana ery @ fiangonana st famille ka mitanjozotra mankany @ toerana hanaovana azy
@ 8 Ora manomboka ny conférence
@ 10 Ora lamesa izay tarihin'i Père Curé @ 12 Ora fiaraha- misakafo
@ 14 h ny hanaovana ny questions pour un champion izay handraisan'ny tanora isaky ny secteur
Koa manentana antsika tanora MBA ho Tonga Maro,
TANORAN'NY St Famille : taizan'i Jozefa sy Maria, zandrin'i Kristy 🙏

Address

Anjohivola
Mandritsara
415

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vovonan'ny Tanora Ste famille Mandritsara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share