06/08/2026
Quand je ressens ce besoin de souffler, loin du bruit, des embouteillages, des journées qui s’enchaînent… je pense naturellement à Mandraka Park . 🌿
À environ 2 heures de route, et pourtant un monde différent : la forêt, le silence, le temps qui ralentit tout seul.
Juste assez loin pour changer d’air et retrouver un autre rythme.
📍Une adresse à retrouver sur Le Petit Voyageur Madagascar pour vos prochaines éscapades.
📲 Téléchargez l'application : https://www.lepetitvoyageur.mg/app/download
----
Rehefa mahatsapa aho fa mila maka aina kely, manalavitra ny tabataba, ny fitohanamboivoy, sy ny rotorotom-piainana andavanandro… dia tonga ho azy ao an-tsaiko i Mandraka Park.🌿
Adiny 2 monja dia tonga, nefa toa tontolo hafa mihitsy no miandry any : ala maitso, fahanginana, ary fotoana toa mandeha miadana ho azy.
Tsy lavitra an'Antananarivo, kanefa ampy hiovana rivotra sy hilaminana indray.
📍Adiresy iray hitanao ao amin’ny Le Petit Voyageur Madagascar hanomananao ny fialan-tsasatra sy fitsangatsangananao manaraka.
📲 Alaivo ny application : https://www.lepetitvoyageur.mg/app/download