Solidarité des Etudiants et Intellects ISsus de Mandoto-SEIIsM

Solidarité des Etudiants et Intellects ISsus de Mandoto-SEIIsM Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Solidarité des Etudiants et Intellects ISsus de Mandoto-SEIIsM, Community Organization, Mandoto.

EXCURSION SEIIsMHotontosaina ny Sabotsy faha 27 Jolay ho avy izao ny "EXCURSION" izay fotoana iray hihaonan'ireo rehetra...
10/07/2024

EXCURSION SEIIsM

Hotontosaina ny Sabotsy faha 27 Jolay ho avy izao ny "EXCURSION" izay fotoana iray hihaonan'ireo rehetra tsy ankanavaka manohy fianarana sy ireo efa nahavita fianarana rehetra aty Antananarivo avy any amin'ny Distrikan'ny .

Izany dia ho tanterahana eny amin'ny ESPACE VONTOVORONA.

Koa ampifaliana no anasana ireo rehetra avy any amin'ny DISTRIKAN'NY MANDOTO amin'izany.

Ity taona 2024 ity ihany koa no hankalazana ny IVON'NY FANKALAZANA ny faha-10 taona🎉 nijoroan'ny fikambanana SEIIsM.

Misorata anarana dieny izao ary.😊
amin'ny Rn (Bodo) sy Aynah Rjvt.

Fifandrasaina: 034 65 159 62

Mankasitraka tompoko!!

🔴GUIDE D'ORIENTATION🔴🎈Tontosa ny faha-6 sy 7 May lasa teo tany ANKAZOMIRIOTRA-MAROMANDRAY ary MANDOTO ny GUIDE D'ORIENTA...
12/05/2024

🔴GUIDE D'ORIENTATION🔴

🎈Tontosa ny faha-6 sy 7 May lasa teo tany ANKAZOMIRIOTRA-MAROMANDRAY ary MANDOTO ny GUIDE D'ORIENTATION.

🎈Mpianatra manodidina ny 1400 no nanatrika izany.Tanjona lehibe tao anatin'iny hetsika iny moa ny hahamaro hatrany ireo mpianatra avy ao @ Distrikan'ny Mandoto hanohy fianarana.

🎈Isaorana sy ankasitrahana:
🔘Ireo mpianatra maro be tonga nanatrika izany.
🔘Ireo talen-tsekoly sy mpanabe rehetra nanome alalana sy nahafoy fotoana nahafahan'ny mpianatra nanatrika izany
🔘Ny FLM Ankazo-Maromandray-Mandio nanome ny fiangonana nanatanterahana iny iny.
🔘Ireo solontena avy ato @ SEIIsM izay nahafoy tena sy fotoana ary vola nanatanteraka iny hetsika iny.

🔘Madame HOLY sy Dokotera FALY tonga namaly ny antso ary indrindra nitondra TOLO-TANANA ara-bola nanampiana ny enti-manana niatrehana ny D'ORIENTATION.

🎈Ny ORIENTATION no vita fa mbola maro ireo hetsika ho atao sy ho tanterahana ary anisany lehibe indrindra amin'zany dia ivon'ny FANKALAZANA ny FAHA-10 TAONA nijoroan'ny fikambanana SEIIsM.


Fifandraisana : 034 65 159 62
Président TOJOSOA

Androany voalohany @ GUIDE D'ORIENTATION.Tontosa soa aman-tsara ny maraina teo ny teo Ankazomiriotra.Mitohy ny tolak'and...
06/05/2024

Androany voalohany @ GUIDE D'ORIENTATION.

Tontosa soa aman-tsara ny maraina teo ny teo Ankazomiriotra.

Mitohy ny tolak'andro eny Maromandray ary ho faranana rapitso any Mandoto izany.

Ny Talata hariva kosa no hiverina hamonjy ny fianarana any Antananarivo ireo solontena manatanteraka izany.

Hotontosaina amin'ny Alatsinainy 6 sy Talata  7 May ho avy izao any Mandoto sy Ankazomiriotra  ny " GUIDE D'ORIENTATION ...
04/05/2024

Hotontosaina amin'ny Alatsinainy 6 sy Talata 7 May ho avy izao any Mandoto sy Ankazomiriotra ny " GUIDE D'ORIENTATION " izay entina hampahafantarana ireo mpianatra " CLASSE DE SECONDE ,PREMIERE,TERMINALE" ny fanohizana fianarana eny amin'ny Ambaratonga Ambony sy ireo sampam-pianarana misy eny.

Tanjona lehibe ao anatin'izao hetsika izao ny hahalalan'ny mpianatra bebe kokoa dieny any amin'ny Lisea ny tohin'ny fianarana eny @ Oniversite sy ireo karazana sampam-pianarana maro be azo isafidianana.

Ary indrindra mba ho maro amin'ireo afaka BACC no hanohy fianarana.

2024

Tontosa ny Asabotsy faha 27 Aprily lasa teo ny FAMINDRAM-PITANTANANA teo amin'ny filoha teo aloha : ZIONA ALBERSON sy ny...
03/05/2024

Tontosa ny Asabotsy faha 27 Aprily lasa teo ny FAMINDRAM-PITANTANANA teo amin'ny filoha teo aloha : ZIONA ALBERSON sy ny filoha vaovao : TOJOSOA Njakatiana.

Maro ireo adidy sy andraikitra miandry ny Birao vaovao ary anisan'ny lehibe indrindra amin'izany ny ivon'ny fankalazana ny FAHA-10 TAONA ny nijoroan'ny fikambanana.

Mirary soa azy ireo hahavita be ato anaty fikambanana.Ary mirary soa ny filoha teo aloha amin'ny ho avy rehetra.

ZARA TSIAHY - FIADIANA NY ASAN-DAHALO ➡️23 NOVEMBRE 2023 CONFERENCE DE PRESSE nataon'ny fikambanan'ny mpianatra sy avara...
29/04/2024

ZARA TSIAHY - FIADIANA NY ASAN-DAHALO

➡️23 NOVEMBRE 2023

CONFERENCE DE PRESSE nataon'ny fikambanan'ny mpianatra sy avara-pianarana Distrikan'i Mandoto mahakasika ny asan-dahalo namaivay.
Onjampeo sy fahitalavitra 20 no nasaina ka Tafita tamin' ny ambaratonga ambony ny hafatra.
✅30 Novembre 2023 : Tonga ny Opération LOPINGO izay nosokafana tao Mandoto , nanetsehana ireo faritra mitanila , Vakinankaratra, Bongolava, Menabe , Amoron'i Mania.

Izao no natao dia ho fanampiana ireo RAY AMANDRENY mampiana-janaka mba hanalana ny tebiteby sy ny fiarovana ny fihariana ary indrindra anjara biriky ny fitandroana ny filaminana eto amin'i Distrika


Address

Mandoto
120

Telephone

+261343111278

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Solidarité des Etudiants et Intellects ISsus de Mandoto-SEIIsM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Solidarité des Etudiants et Intellects ISsus de Mandoto-SEIIsM:

Share