Afo Tsy Maty, 1947

Afo Tsy Maty, 1947 Ny mena ho taratry ny afo tsy maty
Mirehitra lava ao anaty ny foko
- Rehefa Maty Aho, Mahaleo

21/04/2022

Ry havana malala,

Manasa antsika rehetra hanjohy ny fandaharantsika
TANANA LALANA SY HAVOANA AMIN'NY MENAMASOANDRO
isaky ny alahady amin'ny 9ora
ao amin'ny onjampeompirenena RNM


Alahady faha 24 Aprily amin'ny 9ora alina
Alahady faha 01 May amin'ny 9ora alina
Alahady faha 08 May amin'ny 9ora alina
Alahady faha 15 May amin'ny 9ora alina

Andiampandaharana manokana mahakasika ny tantarantsika teto Madagasikara, dia ny fihetsiketsehina tamin'ny 13 May 1972 izany. Hetsibahoaka manana ny tantarany tokoa izay nahalavo ny fitondran'ny Repoblika Voalohany notarihin'ny filoha Philbert Tsiranana raha nitondra nandritra ny 12 taona izy ka nahafahana nitondra fiovana lehibe teo amin'ny tany sy ny fanjakana Malagasy.

11/04/2022
31/03/2022

Il y a un mystère lié au récit et à la mémoire des événements de 1947, qui firent pourtant près de 90.000 morts: les premiers à se taire sont les premiers concernés.

Ity fandraisan'anjara avy @ Heriarilala ity no nahazo ny voalohany t@ ity volana martsa ity koa dia miarahaba azy ary ha...
30/03/2022

Ity fandraisan'anjara avy @ Heriarilala ity no nahazo ny voalohany t@ ity volana martsa ity koa dia miarahaba azy ary handefa hafatra aminy izahay mahakasika ny fanomezana ny lokany. Mankasitraka antsika mpandray anjara mavitrika hatrany. 🇲🇬

Address

Manakara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Afo Tsy Maty, 1947 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share