Tily Fitovinagny

Tily Fitovinagny Ny Tily dia fanabeazana tanora skoto protestanta zazalahy, sady mamolavola azy handray anjara hanorina tontolo tsara kokoa.

09/08/2026

📍Miainga avy aty Toamasina ny fampitana mivantana ny fanokafana ny FIFITI 2026
🎬 Araho ary!!

01/08/2026

90 Taona Sampana Mena

01/08/2026

📺 Miainga avy aty Moramanga ny fampitana mivantana.

⛺️Fanokafana ny lasy

28/07/2026

📺 Fitrotrona am-bavaka ny hetska nasionaly rehetra:
📍LASY
📍FIFITI 2026

Ndeha hifampitrotro am-bavaka isika🤍

🔥 FANEKENA MPIANDRIKITRA TILY FANOKANANA MPANAZAVA 🔥“Ho vonona tsara amin'ny asa tsara rehetra”📖 II Timoty 3:17bAm-pifal...
07/05/2026

🔥 FANEKENA MPIANDRIKITRA TILY FANOKANANA MPANAZAVA 🔥
“Ho vonona tsara amin'ny asa tsara rehetra”
đź“– II Timoty 3:17b

Am-pifaliana no anasan’ny
⛪ EEM Trinité Masina Mangarivotra
🟣 Faritra Manakara – Faritany Fitovinagny
antsika rehetra hanotrona sy hiaraka hiombombavaka aminay nohon’ny fanekena Mpiandraikitra sy fanokanana Mpanazava.

👥 Ireo hanao fanekena Mpiandraikitra :
đź’› Cheftaine GRACIA
đź’š Chef DONGARA Mankoto
❤️ Zoky Joseph
❤️ Zoky Athanase

đź“… Alahady 10 Mai 2026
🕢 Amin’ny 07h30 maraina
📍 EEM Mangarivotra

Tongava maro hanohana sy hampahery azy ireo amin’izao dingana lehibe eo amin’ny fanompoana izao 🙏⚜️

Akon'ny lasy fanomanana sy fananterana… Isaorana Andriamanitra 🙏 noho ny fiarovana sy fitahiany nandritra ny lasy ✨Fisao...
17/04/2026

Akon'ny lasy fanomanana sy fananterana…

Isaorana Andriamanitra 🙏 noho ny fiarovana sy fitahiany nandritra ny lasy ✨
Fisaorana lehibe ho anareo mpanatrika rehetra 🤍 sy ireo mpitarika lasy ⚜️ tamin’ny fandraisana anjara sy ny fikarakarana 🙏.

Tsy hohadinoina ny fotoana niarahana. đź’«

🙏✨ Nisokatra anio, noho ny fahasoavan’Andriamanitra, ny Lasy Fanomanana sy Fananterana 2026!Eto Ambodivoangy no ilasian'...
07/04/2026

🙏✨ Nisokatra anio, noho ny fahasoavan’Andriamanitra, ny Lasy Fanomanana sy Fananterana 2026!
Eto Ambodivoangy no ilasian'ireo Mpiandraikitra Tily hanamafisana sy hanomanana ny andraikitra miandry.
Mankasitraka an’Andriamanitra isika amin’ny fitarihany sy ny fahazavany.
🔥 Miray fo, vonona, ary feno hery isika!

🔥 LASY FANOMANANA SY FANANTERANA 2026🔥Tily Faritany Fitovinagny“Mitsangana, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao.” — Isaia ...
26/03/2026

🔥 LASY FANOMANANA SY FANANTERANA 2026🔥
Tily Faritany Fitovinagny
“Mitsangana, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao.” — Isaia 60 : 1a ✨
Manasa an'isé MP Tily handray anjara amin’ity fotoana lehibe ho fanamafisana ny fiainam-panofonana sy ny maha-Tily antsika.
📅 07 – 12 Avril 2026
📍 Ambodivoangy – Manakara
⏰ Fandraisana amin’ny 08 ora maraina
💵 Sara fisoratana anarana : 5 000 Ar isan’olona
📌 Fisoratana anarana mialoha alohan’ny 04 Avril 2026
📞 DeFav : 0342963097
📞 Filoha Felana : 0349331047
🎒Fitaovana Entina :
– Baiboly sy fiharana
– Ny fitaovan-dasy rehetra
– Mamelotena ny tsirairay
⛺ Aoka isika hiara-mitsangana, hiara-mihazava, ary hiara-mandroso amin’ny fanompoana.

⛺🔥 LASY LOHAMBONDRONA / LASIN-JAZAVAVY – AZA ADINO ! 🔥⛺Fotoana iray hananganana ny maha-izy antsika, hanamafisana ny fin...
22/01/2026

⛺🔥 LASY LOHAMBONDRONA / LASIN-JAZAVAVY – AZA ADINO ! 🔥⛺

Fotoana iray hananganana ny maha-izy antsika, hanamafisana ny finoana, ary hivelarana amin’ny maha Tily antsika 💪🌱

📅 06–07–08 Febroary 2026
📍 Ampasimandoro Manakara

👉 Milasia, mandraisa andraikitra, ary mitombo miaraka amin’ny Tily !
👉 Aza avela ho tantara ambara fotsiny fa ataovy traikefa iainana.
MiomĂ na dieny izao, ary ento miaraka ny namanao Tily !

Address

Manakara

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tily Fitovinagny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share