Plateforme TAFAVORI

Plateforme TAFAVORI "Se réunir pour bâtir" 🤗🤝

Une plate-forme indépendante des associations des jeunes Boeny.

⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️📢 FIANTSOANA HO AN’NY TANORA SY NY FIKAMBANANAEo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsa...
02/06/2026

⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️⛔️

📢 FIANTSOANA HO AN’NY TANORA SY NY FIKAMBANANA

Eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, hisy fiofanana momba ny Asa An-tsitrapo ho an’ireo tanora sy fikambanana liana na mikasa hirotsaka amin’izany sehatra izany.

Ny France Volontaires Madagascar no manolotra izany

✅ Misokatra ho an’ny rehetra, na efa manana traikefa ianao na vao manomboka.

Alarobia 03 jona 2026 ao amin’ny Akory Aly Mahajanga :
- 9 ora maraina (natokana ho an'ireo fikambanana)
- 2 ora tolak'andro (isam-batan'olona)

Hiresahana momban'ny :
- Lalàna sy rafitra mifehy ny asa an-tsitrapo
- Zo sy tombontsoan’ny mpirotsaka an-tsitrapo
- Fandrafetana CV sy dossier
- Fahafahana sy sehatra ahafahana mirotsaka an-tsitrapo
- Fampandrosoana ny fahaiza-mitarika sy ny maha olom-pirenena

🎓 Hisy Attestation de participation homena ny mpandray anjara.

Fotoana iray hahazoana fahalalana, traikefa maimaim-poana io.

Alefaso amin’ny 032 83 374 60 na 034 33 374 60 ny anaranao.

Tongava maro ary entano ny namana sy ny fikambanana misy anao hanatrika. 🤝

📣 FIOFANANA MAIMAIM-POANA🍰 CUISINE ET PÂTISSERIE 🍽️Ho an’ny mponina ao amin’ny   indray izao ny fiofanana maimaim-poana ...
02/06/2026

📣 FIOFANANA MAIMAIM-POANA
🍰 CUISINE ET PÂTISSERIE 🍽️

Ho an’ny mponina ao amin’ny indray izao ny fiofanana maimaim-poana momba ny Cuisine sy Pâtisserie, karakarain’ny Plateforme TAFAVORI, fiaraha-miasa amin’ny Tanora Gen Z 401.

🎯 Tanjona : Hanomezana fototra, teknika ary torohevitra ilaina amin’ny fanaovana sakafo sy pâtisserie, sady hamporisihana ny famoronana sy ny fahaiza-miaina.

📍 Toerana : Salle eo @ Birao Fokontany
📅 Asabotsy 06 jona 2026
🕝 Amin’ny 2h30 tolakandro

👨‍🍳 Mpampiofana matihanina no hifampizara traikefa sy teknika aminareo.

📞 Fisoratana anarana : 0377131090 / 0328817956

✨ Maimaim-poana tanteraka ny fiofanana

📌 Hitety Fokontany izao fiofanana izao

🔖 “Mianara anio, mamorona rahampitso.”






01/06/2026

AMARAY @ 9h RDV eny @ FISA MANGARIVOTRA
Concours inter association na groupe de 5 ahazoana loka maro be. Tongava jiaby

📣 FIOFANANA MAIMAIM-POANA🍰 CUISINE ET PÂTISSERIE 🍽️Ho an’ny mponina ao amin’ny Fokontany Mahavoky Avaratra indray izao n...
29/05/2026

📣 FIOFANANA MAIMAIM-POANA
🍰 CUISINE ET PÂTISSERIE 🍽️

Ho an’ny mponina ao amin’ny Fokontany Mahavoky Avaratra indray izao ny fiofanana maimaim-poana momba ny Cuisine sy Pâtisserie, karakarain’ny Plateforme TAFAVORI, fiaraha-miasa amin’ny Tanora Gen Z 401.

🎯 Tanjona : Hanomezana fototra, teknika ary torohevitra ilaina amin’ny fanaovana sakafo sy pâtisserie, sady hamporisihana ny famoronana sy ny fahaiza-miaina.

📍 Toerana : Salle eo @ Birao Fokontany
📅 Asabotsy 30 Mey 2026
🕝 Amin’ny 2h30 tolakandro

👨‍🍳 Mpampiofana matihanina no hifampizara traikefa sy teknika aminareo.

📞 Fisoratana anarana : 037 71 310 90 / 032 88 179 56

✨ Maimaim-poana tanteraka ny fiofanana

📌 Hitety Fokontany izao fiofanana izao

🔖 “Mianara anio, mamorona rahampitso.”






Semaine de la fisa du 1 au 5 juinLieu : FISA MANGARIVOTRA Tolotra maimaim-poana : - Dépistage VIH, Vozon'ny tranon-jaza,...
29/05/2026

Semaine de la fisa du 1 au 5 juin

Lieu : FISA MANGARIVOTRA

Tolotra maimaim-poana :
- Dépistage VIH, Vozon'ny tranon-jaza, Nono,
- Consultation général,
- Planning Familial,
- Échographie
- Condom gratuit (Kapôty)

7:30 à17 :30 isan’andro.

31 mai Fête de mère : Jeux sy Zumba ao amin’ny Population Mangarivotra.

Loka maro no ho zaraina.

Tongava maro.

FIHAONAN’NY TANORA ETO MAHAJANGA MIARAKA @ MINISITRY NY TANORA.Manasa antsika tanora rehetra eto Mahajanga sy ny manodid...
26/05/2026

FIHAONAN’NY TANORA ETO MAHAJANGA MIARAKA @ MINISITRY NY TANORA.

Manasa antsika tanora rehetra eto Mahajanga sy ny manodidina ho tonga ao amin’ny AKORY ALY rahampitso Alarobia 27 mey 2026 amin’ny 09h30

📌 Fifanakalozan-kevitra iarahana amin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa Alain Rasambany.

- Ny tanora sy ny Fikaonandoham-pirenena
- Politikampirenena momba ny Tanora
- Tanora miatrika ny fanavaozana

👉 Tongava maro

📢 FILAZANA FIVORIANA TSY ARA-POTOANAAmpandrenesina ny mpikambana rehetra (FIKAMBANAN'NY TANORA) fa hisy fivoriana tsy ar...
14/05/2026

📢 FILAZANA FIVORIANA TSY ARA-POTOANA

Ampandrenesina ny mpikambana rehetra (FIKAMBANAN'NY TANORA) fa hisy fivoriana tsy ara-potoana hatao ny :

🗓 Sabotsy 16 Mey 2026
⏰ Amin’ny 12 ora atoandro
📍 Espace des Jeunes (Jeunesse et Sports Boeny)

🎯 Hisy lohahevitra sy fanapahan-kevitra manan-danja hodinihina, ary vaovao lehibe mikasika ny hoavin’ny fikambantsika sy ny fiarahamonina iombonana.

SOLONTENAN'NY FIKAMBANANA IRAY IHANY NO ANTSOINA.

⚠️ Manan-danja ny fahatongavana. Raha tsy afaka manatrika ianao dia iangaviana handefa solontena afaka mandray fanapahan-kevitra.

✨ Se réunir pour bâtir

Wifi milalalalaaaa nefa mibanaka
14/05/2026

Wifi milalalalaaaa nefa mibanaka

📢 MITOHY NY FANDRAISANA MPIKAMBANA SY HO MPISITRAKA – PLATEFORME TAFAVORI🌍 Ho an’ny tanora sy ny fikambanana eto Mahajan...
14/05/2026

📢 MITOHY NY FANDRAISANA MPIKAMBANA SY HO MPISITRAKA – PLATEFORME TAFAVORI

🌍 Ho an’ny tanora sy ny fikambanana eto Mahajanga :

🎯 Iza no afaka miditra ?
✅ Tanora 14–35 ans
✅ Fikambanana / OSCs
✅ Mpianatra, bénévoles, porteurs de projets ary jeunes leaders

🔹 TOMBONTSOA HO AN’NY “BÉNÉFICIAIRE” (olona tsirairay)
✔ Tarif réduit amin’ny connexion Wifi Starlink
✔ Accès bibliothèque sy espace de lecture
✔ Toerana azo hianarana sy hanaovana recherche
✔ Participation amin’ny formations sy ateliers
✔ Club de Français
✔ Conseils sy accompagnement ho an’ny tanora
✔ Priorité amin’ny opportunités sy activités
✔ Réduction na gratuité amin’ny services sasany

🔹 TOMBONTSOA HO AN’NY FIKAMBANANA / OSCs
✔ Birao sy espace de réunion
✔ Toerana hanaovana formations sy activités
✔ Fanohanana sy accompagnement projet
✔ Fampifandraisana amin’ny partenaires
✔ Fampahafantarana sy visibilité
✔ Fiaraha-miasa amin’ny réseau des jeunes eto Boeny
✔ Fampiasana ny Espace des Jeunes amin’ny activités communautaires

📝 HISORATRA ANARANA :
🔗 OSCs / Associations :
https://forms.gle/nWwitfb74fe4W48a8

🔗 Bénéficiaires :
https://forms.gle/xqrS3ywND1HZk53Y6

📍 Espace des Jeunes – (ao amin'ny Jeunesse et Sports Boeny)
Plateforme TAFAVORI
« Se réunir pour bâtir »

14/05/2026

Espace des Jeunes
WIFI STARLINK ILLIMITE 500 Ar
Détail Commentaire

Address

Amborovy
Majunga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plateforme TAFAVORI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share