RANGY Mahefa

Directions

RANGY Mahefa 🇲🇬Ambassadeur Hay'Zara | ECS🇨🇵 • Autonomisation des jeunes • Santé sexuelle & égalité 🌟

𝐏𝐡𝐨𝐭𝐨𝐠𝐫𝐚𝐩𝐡𝐞 | 𝐕𝐢𝐝𝐞́𝐚𝐬𝐭𝐞 🎨🌍

🦠 Aza atao tsinontsinona ny IST (Infection Sexuellement Transmissible)Maro ireo aretina azo avy amin’ny firaisana ara-no...
23/09/2026

🦠 Aza atao tsinontsinona ny IST (Infection Sexuellement Transmissible)

Maro ireo aretina azo avy amin’ny firaisana ara-nofo izay mety tsy haneho soritr’aretina mazava.
Raha misy ahiahy dia mitadiava torohevitra sy fitiliana amin’ny mpiasan’ny fahasalamana.


Ambassade de France à Madagascar

🧠 Fantaro ny vatanaoNy fahafantaranao ny vatanao dia manampy anao hahafantatra izay ara-dalàna sy izay tokony hampanahy....
22/09/2026

🧠 Fantaro ny vatanao
Ny fahafantaranao ny vatanao dia manampy anao hahafantatra izay ara-dalàna sy izay tokony hampanahy.
🩺 Raha misy fiovana tsy mahazatra dia aza misalasala manatona mpiasan’ny fahasalamana.

Before the final shot, there’s a whole story behind the lens. 📸✨Planning. Light. Direction. Result.⬇️ 1er coms
21/09/2026

Before the final shot, there’s a whole story behind the lens. 📸✨
Planning. Light. Direction. Result.

⬇️ 1er coms

👶 NY ANKIZY DIA MANANA ZO HO VOAARONy ankizy dia tokony hitombo ao anatin’ny tontolo azo antoka, lavitry ny herisetra, f...
19/09/2026

👶 NY ANKIZY DIA MANANA ZO HO VOAARO

Ny ankizy dia tokony hitombo ao anatin’ny tontolo azo antoka, lavitry ny herisetra, fanararaotana ary fanerena.
Ny fiarovana ny ankizy dia andraikitry ny olon-dehibe rehetra.
🤝 Aoka isika hihaino, hiaro ary hitady fanampiana rehefa misy ahiahy.

🌱 NY HOAVINAO DIA SAROBIDYNy fanapahan-kevitra momba ny fahasalamana ara-pananahana dia tokony hifototra amin’ny fahalal...
18/09/2026

🌱 NY HOAVINAO DIA SAROBIDY

Ny fanapahan-kevitra momba ny fahasalamana ara-pananahana dia tokony hifototra amin’ny fahalalana, fanajana ary fiarovana.

Tsy misy olona tokony terena hanao zavatra tsy tiany.
Mianara. Manontania. Miaro tena. Manaja ny hafa.

La douceur d’un instant, capturée entre lumière, élégance et simplicité. 📖✨Une image qui raconte bien plus qu’un moment…...
17/09/2026

La douceur d’un instant, capturée entre lumière, élégance et simplicité. 📖✨
Une image qui raconte bien plus qu’un moment…
🎂 Joyeux anniversaire à toi ! I mevakely 🤎

📸 RANGY Mahefa

🌍💜 16 SEPTAMBRA — ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO FIAROVANA NY SOSONA OZONE🌱 Ny fiarovana ny tontolo iainana dia fiarovana ny ...
16/09/2026

🌍💜 16 SEPTAMBRA — ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO FIAROVANA NY SOSONA OZONE
🌱 Ny fiarovana ny tontolo iainana dia fiarovana ny hoavintsika.
Ny sosona Ozone dia manana anjara lehibe amin’ny fiarovana ny aina eto an-tany amin’ny taratra ultraviolet manimba avy amin’ny Masoandro. Noho izany, andraikitsika rehetra ny mandray anjara amin’ny fiarovana azy. 🌎✨

👧🏽👦🏽 Ny tanora no ampahany lehibe amin’ny fanovana.
Amin’ny alalan’ny fahalalana, ny fanabeazana ary ny fihetsika tsotra ataontsika isan’andro, afaka mandray anjara amin’ny fananganana tontolo iainana azo antoka kokoa isika.

🌸 NY ANKIZY REHETRA DIA TOKONY HANANA FOTOANA HIANARANA SY HANOFISANANy fanambadiana aloha loatra dia mety hisy fiantrai...
15/09/2026

🌸 NY ANKIZY REHETRA DIA TOKONY HANANA FOTOANA HIANARANA SY HANOFISANA

Ny fanambadiana aloha loatra dia mety hisy fiantraikany amin’ny fahasalamana, ny fianarana ary ny hoavin’ny ankizy.

Aoka isika hanohana ny fanabeazana sy hiaro ny ankizy amin’ny fanerena sy ny herisetra.

🤌🏻 Ny fampahafantarana ve midika oe famporisihana???
14/09/2026

🤌🏻 Ny fampahafantarana ve midika oe famporisihana???

📣 ALLO! ALLO! VAOVAO MAFANA 🔥

Nivoaka ny Note n°2026-1460/MEN/SG mahakasika ny Fanabeazana Ara-pananahana Feno (ECS) eny an-tsekoly.

Araka ny voalaza ao, mandritra ny fotoam-pianarana sy ireo hetsika tarihin’ny Ministera dia voarara ny FIZARANA sy ny FAMPORISIHANA ny fampiasana fomba na fitaovana fanabeazana aizana, ary voafetra ihany koa ireo hetsika mikasika ny ECS.

❓ Fa eto no mipetraka ny fanontaniana:

👉 Mitovy ve ny “MAMPAHAFANTATRA” sy ny “MAMPORISIKA”?

Raha ampianarina ny tanora hoe inona ny préservatif, contraception, IST, consentement, grossesse non désirée sy ny fomba hiarovana ny tenany…
👉 Fanomezana fahalalana ve izany, sa famporisihana azy hanao firaisana ara-nofo?

🛡️ VBG = HERISETRA MIFOTOTRA AMIN’NY MAHA-LAHY NA MAHA-VAVYNy VBG dia herisetra atao amin’olona noho ny maha-lahy na mah...
10/09/2026

🛡️ VBG = HERISETRA MIFOTOTRA AMIN’NY MAHA-LAHY NA MAHA-VAVY

Ny VBG dia herisetra atao amin’olona noho ny maha-lahy na maha-vavy azy, na noho ny tsy fitovian-kery eo amin’ny olona.
Mety ho herisetra ara-batana, ara-nofo, ara-tsaina, na endrika fanerena sy fanararaotana hafa izany.

Tsy misy olona mendrika iharan’ny herisetra.
📢 Aoka isika hisoroka, hiaro ary hanohana.

Ambassade de France à Madagascar Mmpf Madagascar RANGY Mahefa

Address

Mahitsy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RANGY Mahefa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share