Commune Rurale Mahitsy

Commune Rurale Mahitsy "Omeo andraikitra ny tanora dia hanao ny ainy tsy ho zavatra izy"

๐Ÿ€๐Ÿ€TOURNOI COMMUNALBasket-ball "TOURNOI DE VACANCES"๐Ÿ€๐Ÿ€(Lehilahy sy Vehivavy)FIANTSOANA FIVORIANAAraka ny Fivoriana tapaka...
19/08/2026

๐Ÿ€๐Ÿ€TOURNOI COMMUNAL
Basket-ball "TOURNOI DE VACANCES"๐Ÿ€๐Ÿ€
(Lehilahy sy Vehivavy)
FIANTSOANA FIVORIANA
Araka ny Fivoriana tapaka nataontsika farany dia amin'ny SABOTSY 22 AOGOSITRA 2026 izao ny Fivoriana manaraka amin'ny 03 Ora Tolakandro ao amin'ny TERRAIN DE BASKET MAHITSY
ANTONY:
1-Fanaovana Atsapaka
2-Fizarana Bordereaux
3-Fandraisana Droit d'engagement
FILANKEVITRA:
๐ŸŸขMr Rivo : 034.50.673.77
๐ŸŸขMr Hery : 034.08.921.17
Aoka hifampilaza ny Ekipa

๐Ÿ˜๏ธADY FOTOTRA SY FAMETRAHANA VATO FEHIZORO ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฟ, ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ary ๐—•๐—น๐—ผ๐—ฐ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ tao amin'ny ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ.๐Ÿ‘‰Tontosa so...
15/08/2026

๐Ÿ˜๏ธADY FOTOTRA SY FAMETRAHANA VATO FEHIZORO ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฟ, ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ ary ๐—•๐—น๐—ผ๐—ฐ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ tao amin'ny ๐—˜๐—ฃ๐—ฃ ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ฒ๐—ฟ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ.
๐Ÿ‘‰Tontosa soamantsara omaly Zoma 14 Aogositra 2026 ny ady fototra:
- ๐—•๐—น๐—ผ๐—ฐ ๐—ฆ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ
- ๐—ฅ๐—ฒฬ๐˜€๐—ฒ๐—ฟ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฟ
- ๐—™๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐—ด๐—ฒ
๐ŸคIzay tetik'asa novatsian'ny Association "๐”๐ง ๐ž๐ง๐Ÿ๐š๐ง๐ญ ๐ฉ๐š๐ซ ๐ฅ๐š ๐ฆ๐š๐ข๐ง" sy ny ๐€๐Œ๐€๐ƒ๐„๐€.
๐Ÿ”ฐTonga nanotrona izany ny:
โœ…Sekretera Jeneralin'ny Kaominina Mahitsy nisolo-tena ny Ben'ny tanana
โœ…Ny solotena avy ao amin'ny CISCO Ambohidratrimo
โœ…Ny Chef ZAP
โœ…Ny Talen'ny EPP Amberomanga
โœ…Ny Lehiben'ny Fokontany Amberomanga
โœ…Ny Ray aman-dRenin'ny Mpianatra
โœ…Ireo solotenan'ny mpanohana ara-teknika sy ara-bola: Association "un enfant par la main" sy ny AMADEA
๐ŸคNatao izao tetik'asa izao ho fanatsarana ny tontolon'ny fanabeazana sy ho tombontsoan'ny Zaza malagasy.
๐Ÿ’ชIsan'ireo EPP sangany ny EPP Amberomanga satria tao anatin'ny taona maromaro dia 100% ny tahan'ny fahafan'ny mpianatra fanadinana CEPE.
๐Ÿ™Ankasitrahana manokana ireo mpiara-miombon'antoka sy ny mpisehatra rehetra.
๐ŸซถMarihana fa efa nahazo Sekoly vaovao tamin'ireo mpiara-miombon'antoka voalaza etsy ambony etsy ireo ny EPP Amberomanga




Hafatra voaray avy amin'ny JIRAMA๐Ÿ“ฃFILAZANA FAHATAPAHAN-JIRO NOHO NY FANAMBOARANA๐Ÿ“ฃ
12/08/2026

Hafatra voaray avy amin'ny JIRAMA
๐Ÿ“ฃFILAZANA FAHATAPAHAN-JIRO NOHO NY FANAMBOARANA๐Ÿ“ฃ

โšฝโšฝTOURNOI COMMUNAL FOOT-BALL"OPEN sy INTER-FOKONTANY"โšฝโšฝ๐Ÿ“ฃAntsoina isika Ekipa Football rehetra eto amin'ny Kaominina Mahi...
10/08/2026

โšฝโšฝTOURNOI COMMUNAL FOOT-BALL
"OPEN sy INTER-FOKONTANY"โšฝโšฝ
๐Ÿ“ฃAntsoina isika Ekipa Football rehetra eto amin'ny Kaominina Mahitsy sy ny handray anjara amin'ny "Tournoi Foo-tball OPEN sy INTER-FOKONTANY"
๐Ÿ“œFisoratana anarana manomboka izao ka hatramin'ny Sabotsy 29 Aogositra 2026 amin'ireto laharana ireto:
๐ŸŸขMr Rivo : 034.50.673.77
๐ŸŸขMr Hery : 034.08.921.17
โ™ฆ๏ธN.B: Fivoriana ny Sabotsy 29 Aogositra 2026 ao amin'ny Kaominina Mahitsy amin'ny 03 Ora Tolakandro
๐ŸŽŸ๏ธDroit d'engagement :
๐Ÿ”ฐOPEN: 100.000 Ar
๐Ÿ”ฐINTER-FOKONTANY: 80.000 Ar
โŒVOAFETRA NY TOERANAโŒ
๐ŸคMisaotra antsika sahady, ary entano ny Ekipa

๐ŸซถHafatra avy amin'Andriamatoa Ben'ny Tanร na Kaominina Ambanivohitra Mahitsy  ๐Ÿ™Mirary soa ny faran'ny herinandro ho antsi...
08/08/2026

๐ŸซถHafatra avy amin'Andriamatoa Ben'ny Tanร na Kaominina Ambanivohitra Mahitsy
๐Ÿ™Mirary soa ny faran'ny herinandro ho antsika vahoaka Mahitsy rehetra
๐Ÿ˜‡Samia ho tahin'Andriamanitra

Ho Fankalazana ny faha-10 Taona ny Ekipa Mpilalao Baolina kitra  ๐Ÿ‘‰Eo ambany fiahian'Andriamatoa Ben'ny Tanร na Kaominina ...
07/08/2026

Ho Fankalazana ny faha-10 Taona ny Ekipa Mpilalao Baolina kitra
๐Ÿ‘‰Eo ambany fiahian'Andriamatoa Ben'ny Tanร na Kaominina Ambanivohitra Mahitsy
๐Ÿ†GRANDE FINALE - AJESAIA CUP๐Ÿ†
๐Ÿ—“๏ธNy Alahady 09 Aogositra 2026
๐ŸŸ๏ธAo Kianjabe Mahitsy
๐ŸคTongava maro manohana ny Ekipa sy ny fanatanjahantena indrindra ny fitaizana Tanora eto amin'ny Kaominina



๐Ÿ€๐Ÿ€TOURNOI COMMUNALBasket-ball "TOURNOI DE VACANCES"๐Ÿ€๐Ÿ€(Lehilahy sy Vehivavy)๐Ÿ“ฃAntsoina isika Ekipa Basket-ball rehetra(LOC...
06/08/2026

๐Ÿ€๐Ÿ€TOURNOI COMMUNAL
Basket-ball "TOURNOI DE VACANCES"๐Ÿ€๐Ÿ€
(Lehilahy sy Vehivavy)
๐Ÿ“ฃAntsoina isika Ekipa Basket-ball rehetra(LOCAUX) eto amin'ny Kaominina Mahitsy handray anjara amin'ny "Tournoi de vacances"
๐Ÿ“œFisoratana anarana manomboka izao ka hatramin'ny Sabotsy 15 Aogositra 2026 amin'ireto laharana ireto:
๐ŸŸขMr Rivo : 034.50.673.77
๐ŸŸขMr Hery : 034.08.921.17
โ™ฆ๏ธN.B: Fivoriana ny Sabotsy 15 Aogositra 2026 ao amin'ny Kaominina Mahitsy amin'ny 03 Ora Tolakandro
๐ŸŽŸ๏ธDroit d'engagement : 80.000 Ar
๐ŸคMisaotra antsika sahady, ary entano ny Ekipa

๐—™๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—น๐˜† 2027 ๐‘๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ˆ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง-๐๐จ๐ก๐š (๐’๐ญ๐ซ๐ฎ๐œ๐ญ๐ฎ๐ซ...
30/07/2026

๐—™๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—น๐˜† 2027
๐‘๐š๐Ÿ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ˆ๐Ÿ๐จ๐ญ๐จ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง-๐๐จ๐ก๐š (๐’๐ญ๐ซ๐ฎ๐œ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ž ๐‹๐จ๐œ๐š๐ฅ๐ž ๐๐ž ๐‚๐จ๐ง๐œ๐ž๐ซ๐ญ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง "S.L.C")

๐Ÿ‘‰Notontosaina omaly Alarobia 29 Jolay 2026 ny fivorian'ny Rafitra Ifotony Fikaonan-doha teto anivon'ny Kaominina Mahitsy. Voasolo-tena avokoa ireo kolejy rehetra mandrafitra izany niaraka tamin'ireo Chef fokontany 31.
๐Ÿ‘‰Ny ๐—ฅ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—œ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ผ๐—ต๐—ฎ moa dia ๐—ฅ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ž๐—ฎ๐—ผ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ, ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ-๐—ธ๐—ฒ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—•๐—ฒ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ-๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ, ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฃ๐——๐—Ÿ๐—œ๐—œ ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฝ๐—ผ๐—ป๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ป'๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

๐Ÿ‘‰Natomboka tamin'ny tsiahy sy fanamafisam-pahalalana ny fotoana izay notarihan'ny mpampiofana matihanina avy ao amin'ny ๐— ๐—ฆ๐—œ๐—ฆ๐—ง๐—”๐—ง๐—”๐—ข.
๐Ÿ‘‰Nisy ihany koa ny fiaraha-mandinika ireo olana fototra amin'ny sehatra maro lafy ary narahina dinika nikatsahana vahaolana sy asa enti-mamaha ireo olana sy hisian'ny fampandrosoana.

๐Ÿ‘ŒFanamby napetraka ny ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ถ-๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ผ๐—น๐—ผ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ฒ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฒ๐—ป๐˜† ๐—ถ๐—ณ๐—ผ๐˜๐—ผ๐—ป๐˜†.

โœ…Marihana fa ny Kaominina Ambanivohitra Mahitsy dia manana ๐——๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ถ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜๐˜† ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ผ (๐—ฃ๐——๐—Ÿ๐—œ๐—œ: ๐—ฃ๐—น๐—ฎ๐—ป ๐—ฑ๐—ฒ ๐——๐—ฒฬ๐˜ƒ๐—ฒ๐—น๐—ผ๐—ฝ๐—ฝ๐—ฒ๐—บ๐—ฒ๐—ป๐˜ ๐—Ÿ๐—ผ๐—ฐ๐—ฎ๐—น ๐—œ๐—ป๐˜๐—ฒฬ๐—ด๐—ฟ๐—ฒฬ ๐—ฒ๐˜ ๐—œ๐—ป๐—ฐ๐—น๐˜‚๐˜€๐—ถ๐—ณ).

๐Ÿ™Isaorana manokana ireo mpandray anjara rehetra: ny Mpandraharaha, ny avy amin'ny Sehatry ny Fanabeazana, Fahasalamana, Fitaterana, ny Mpitandro ny Filaminana, ny Ray aman-dReny(Soja be), ny Fikambanana samihafa, ny Tantsaha, ny Tanora, ny Vehivavy, ireo Olona manana fahasembanana,....




29/07/2026

โœ… ๐…๐€๐๐Ž๐Œ๐๐Ž๐‡๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐€๐Œ๐๐Ž๐€๐‘๐€๐-๐ƒ๐€๐‹๐€๐๐€ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐Œ๐€๐‡๐ˆ๐“๐’๐˜.
๐Ÿ˜‡Fandraisam-pitenenana nataon'Andriamatoa Ben'ny Tanร na sy Ramatoa Lehiben'ny Faritra Analamanga

๐Ÿ๐Ÿ– ๐ฃ๐จ๐ฅ๐š๐ฒ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”

Address

RN4
Mahitsy
105

Telephone

+261342058362

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Mahitsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share