Fik Lehilahy Miabo Boeni

Fik Lehilahy Miabo Boeni Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fik Lehilahy Miabo Boeni, Nonprofit Organization, Mahajanga.

Fanadihadiana nataon'ny ECPAT Tana sy ny CDEF Mahajanga momba ny Herisetra tamin'ireo Groupe d'homme ka an'isan'izany ny...
19/12/2025

Fanadihadiana nataon'ny ECPAT Tana sy ny CDEF Mahajanga momba ny Herisetra tamin'ireo Groupe d'homme ka an'isan'izany ny Fik Lehilahy Miabo Boeni na FLMB Mahavoky Atsimo !

26/11/2025

Base eky izay herisetra atao amin’ny zazaviavy sy ny viavy.
France Madagascar
amin’ny herisetra

30/09/2025
Miandahy miambavy ireo Mpikambana nikarakara n'y fetin'ny Bonne année 2025 satria misy Lahy sy Vavy ato @ FLMB
29/09/2025

Miandahy miambavy ireo Mpikambana nikarakara n'y fetin'ny Bonne année 2025 satria misy Lahy sy Vavy ato @ FLMB

Membre ny FLMB mametaka Banderole !
29/09/2025

Membre ny FLMB mametaka Banderole !

Ny fahatongavan-tsainan’ny lehilahy manoloana ireo tsindry avy amin’ny fiarahamôina mahatonga fifandraisana mitanila eo...
25/09/2025

Ny fahatongavan-tsainan’ny lehilahy manoloana ireo tsindry avy amin’ny fiarahamôina mahatonga fifandraisana mitanila eo amin’ny lehilahy syvny vehivvay dia mitondr aa vokatsoa maro:
•Mora ny fifaniroana sy fifampizarana eo eo amin’ny samy lehilahy
• Mora ny hamahan’ny lehilahy ny olany réhabilitation tsapany ny fatalement sy ny filany fanampiana
•Manatsara ny fifandraisana amin’ny vehivavy sy ny ankizy ny "LEHILAHY MIABO"
•Mampifankatia ny mpianakavy ny fiainana ny .

19/09/2025

NY lehilahy MIABOdia entina ilazana NY fampiasan’ny LEHILAHY NY HERY sy ny FAHEFANY isorohana ny herisetra sy ny tsy fitovian-jo eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy. Tanterahana amin’ny fiainan aandavanandro izany amin’ny fanaovana fihetsika sy fitondratena mahasoa, ohatra, ohatra mikarakara tokatrano, mikarakara ny zanaka, mifanakalo hevitra am-pilaminana aminy vady, fa indrindra miaro ny ankizy manoloana ny fanataraotana mamoafady.

19/09/2025

ary Ianao?

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fik Lehilahy Miabo Boeni posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share