11/09/2026
🎓 Vao nahazo BACC ka te hahafantatra bebe kokoa momba ny fianarana vétérinaire? 🐾
Ahoana ny fidirana? Inona avy no ianarana? Ary inona no tena fiainan’ny mpianatra vétérinaire?
🎥 Voavaly ao anatin’ity vidéo ity ireo fanontaniana ireo sy ny maro hafa.
👉 Jereo ny vidéo ary zarao amin’ireo bachelier mety liana!
UEVM — Union des étudiants vétérinaire de Mahajanga
Université de Mahajanga Officiel
vétérinaire
étudiante