We Are One Mada

We Are One Mada We Are One Mada- Iray Isika Madagasikara

Atolotra ho an'ireo vehivavy, na kely, na tovovavy, na ramatoa, na anti-bavy, tsy an-kanavaka 🌷
08/03/2024

Atolotra ho an'ireo vehivavy, na kely, na tovovavy, na ramatoa, na anti-bavy, tsy an-kanavaka 🌷

Nous sommes "un". Soyons en paix avec autrui πŸ€—
04/03/2024

Nous sommes "un". Soyons en paix avec autrui πŸ€—

WE ARE RUN tany ivelany tany 😊😊😊
11/11/2023

WE ARE RUN tany ivelany tany 😊😊😊

~ We Are One ~Mety mahavita zavatra ihany raha miasa irery, fa hafa kokoa rehefa mitambatra sy miara-miasa...Mahajanga a...
17/10/2023

~ We Are One ~

Mety mahavita zavatra ihany raha miasa irery, fa hafa kokoa rehefa mitambatra sy miara-miasa...

Mahajanga afaka mitambatra ho IRAY

πŸ‘ŸπŸƒ Vita soa ny hetsika androanyMankasitraka feno antsika rehetra nanome aina iny hetsika volohany sy tsotsotra kely iny....
15/10/2023

πŸ‘ŸπŸƒ Vita soa ny hetsika androany

Mankasitraka feno antsika rehetra nanome aina iny hetsika volohany sy tsotsotra kely iny. Ary ialana tsiny ny tsi-fahatomombanana tompoko.

Inoana fa raha isika rehetra hiara-hifanolo-tanana hanatsarana ny manaraka (eny, ho asiantsika manaraka), dia mbola hahafinaritra be noho iny. πŸ₯³

Fa tena faly izahay fa tsy nisalasala ianareo namaly ny antso, We are One eto ihany koa raha misy hetsika tiana hifampitaomana ✨

πŸŒ… Samia mba mandefa sary iray nanamarika ny androany πŸŒ…

Mahajanga Mandroso πŸƒπŸƒπŸƒ
Misaotra indrindra re!!!

15/10/2023

Mbola tsara Mahajanga

Androany ity hetsika ity an. Indro ny toromarika vitsivitsy tsara ho fantatra anio maraina

πŸ‘ŸπŸ‘Ÿ Efa vonombonona ve ny tongotra sy ny saina hiara-hanatontosa ny 5 km? πŸ˜ƒπŸ₯‡ TanΓ na lohalaharana amin'ny firahalahiana, M...
11/10/2023

πŸ‘ŸπŸ‘Ÿ Efa vonombonona ve ny tongotra sy ny saina hiara-hanatontosa ny 5 km? πŸ˜ƒ

πŸ₯‡ TanΓ na lohalaharana amin'ny firahalahiana, Mahajanga πŸ₯‡
We Are One βœ“

10/10/2023

πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬ πŸ‡²πŸ‡¬
izay akanjo anaovanao lahy mety fΓ΄

πŸƒ Efa parΓ© ve? πŸƒπŸ‘• Manao akanjo fotsy ambony isika, raha tsy manana dia akanjo mazava foana dia mety πŸ‘•
10/10/2023

πŸƒ Efa parΓ© ve? πŸƒ

πŸ‘• Manao akanjo fotsy ambony isika, raha tsy manana dia akanjo mazava foana dia mety πŸ‘•

09/10/2023

Ankehitriny, amin'ny toerana izay misy antsika dia tsaroana ny zavatra avelan'ny fizarazarana sy ny fihenjanana.

Eto amin'ny ity tany ity, izay misy ady ara-kolontsaina sy ara-pivavahana dia tianay ho tehirizina ho an'ny taranaka ny soatoavina toy ny fahalalahana, ny fandriam-pahalemana ary ny zon'olombelona, izay mifanaraka amin'ny hetahetan'ny mpihazakazaka manerana izao tontolo izao.

Ny halavirana lavitra indrindra miodidina ny tany iray manontolo 40 120 km no 'ndeha hihazakazahana.
Ahoana Γ ry?

πŸ₯‡ WE ARE RUN πŸ₯‡
-> Olona maro maneran-tany no miara-manatanteraka fihazakazahana ity volana Oktobra ity, ka izay dia ho vitanao dia efa tafiditra anatin'io 40 120 Km io.

πŸ‡²πŸ‡¬ Ho antsika eto Madagasikara: 5 Km isan'olona hihazakazaka πŸ₯‡

Andao basy fa vitantsika io e!

AllΓ΄ atsika eto Mahajanga πŸ–οΈIty 'ndray ny hetsika hiarahantsika maneho ny maha-iray antsika. Vitantsika rehetra izany 5 ...
09/10/2023

AllΓ΄ atsika eto Mahajanga πŸ–οΈ

Ity 'ndray ny hetsika hiarahantsika maneho ny maha-iray antsika. Vitantsika rehetra izany
5 Km izany, sady mihazakazaka no mifankahafantatra eny πŸ₯‡

Ampanjakantsika eto amin'ity nosy ity ny firahalahiana, ka 'ndao isika eto Mahajanga no hanatanteraka izany voalohany. MisorΓ ta anarana amin'ny hafatra miafina na ilay laharam-pinday.

Taomy jiaby la famille

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when We Are One Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share