05/06/2026
"L A S Y T E K N I K A 2026"
DIOSEZY MAHAJANGA
EKIPAM-PANABEAZANA
Antilin'i Madagasikara Diosezy Mahajanga :
🎯 Daty: 07-08-09 AOGOSITRA 2026
🎯 Toerana: KABINGO, AMPAREMAHINTSY- MAHAJANGA
🎯 Saran-dasy: Vary 6 kapoaka, Vola: 10.000ar
Fisoratana anarana: 4.000ar, Zoma faha-24 Jolay 2026 ny farany Fisoratana anarana.
🎯 Mpandray anjara: Tompon’andraikitra ny Sampana rehetra ato anatin’ny Diosezy
(Mp sy FISA: OBLIGATOIRE💯)
----------------+-----------------
🟦FANAMARIHANA:
🎯 Mpiandraikitra tsirairay tonga amin’io LASY TEKNIKA io dia :
✅️Mitondra tady 🪢telo (03) metatra ny halavany sy Hazo mirefy iray (01)metatra sy sasany avy, izay vita haingo miavaka tsara ( Hisy fanomezana hoan’izay manana ny tsara indrindra🎁🎁🎁).
✅️ Mitondra fitaovana ny lasy rehetra, Fandraisana antsoratra, Fidiovana, Fisakafoanana, ...
✅️ Hisy Fanamiana manokana momban’ny LASY TEKNIKA 2026 ( Tee-shirt, 👕👕👕 amin’ny vidiny mirary).
🔊MITONGAVA ANTSIKA JIABY!!!
➡️Filoha Fanabeazana Diosezy Mahajanga :
Yannick Rabearison
Filoha OMBIMANGA Miandra🫎🫎🫎
Fifandraisana:
032.59.114.06
038.91.625.12
Mailaka:
[email protected]