10/07/2026
Magnano mbolatsara atsika jiaby.
Ilazagna Atsika mpikambagna jiaby ato Fitefa Mahajanga na izay magniry hiditry hagnatevin-daharagna mba ho Tonga hamonjy ny fivoriam-be izay ho atao ny sabotsy 11 juillet ho avy zio ao @ CEG MARCOZ AMPISIKINA manomboko @ 3 ora tolak'andro.
Magnategna ny fahatongavan-tsika maro fa zava-dehibe no ho dinihigny.
Antsiranana tsy aroe ππ
Fimam: Fikambanan'ny Magnangin'Avaratra eto Mahajanga
FIZASAVA-Mahajanga
Fizama - Fikambanan'i zanaka Ambilobe eto Mahajanga
Za.DS Mahajanga: Zanaky ny Distrika ny Diego I Sy Diego II eto Mahajanga
Fimpitefa Mahajanga