The Adjet Scoult

The Adjet Scoult Mamboly Hazo ho Fiarovana ny Tontolo Iainana (Arovako Mandrakariva ny Tanindrazako)

09/03/2023

Faly miarahaba atsika rehetra vahoaka ny Mahajanga iray foko eto an-toerana sy any ambanivohitra eto izahay mpikambana mampilaza amin'nareo fa efa tsy mandray mpikambana intsony izahay , ka noho ny zany dia mandray fepetra ho anareo izay mangala olona antsokosoko io fa manimba ny image n'a koa manaratsy ny fikambana ihalanatsiny mialoha eto amin'ny zay fisolokina izay fa raha misy ny vaovao avy atiky aminay dia mampafantatra mialoha izahay ka misaotra indrindra tompoko n'y manao ny filazana dia ny tomponandraikitra (Président) ato amin'ny (projet) association de reforestation the Adjet Scoult ny siége lot 0211j0210 secteur 05 Ambohimandamina

05/03/2023

Salama ee, eto sahady izahay efa miarahaba anareo Vehivavy rehetra amin'i tiky akatrokan'i fetin'areo itiky zany hoe 08Mars ee mirary soa hoany Reny rehetra mba ho tanteraka izahay fanirihanareo hafa ihany ny Mama ee.

14/02/2023

Salama jiaby eee, hoatsika izay ato anatiny groupe mialatsiny indrindra tompoko amin'ny fahatarana amin'ny tsy famaliana msssage nareo fa miezaka izahay amaly izany misaotra tompoko

10/02/2023

Ny publication izay alefa ato amin'ny pejy projet the Adjet Scoult dia tsy fafaina

10/02/2023

Salama tompoko, ho atsika rehetra izay efa anatiny groupe na page the Adjet Scoult dia entano ny namana rehetra izay efa mpikambana ato mba ho maro anisa isika satria ato ihany no anarahanao ny vaovao rehetra

T@ zay nandrefy tany ambolena mafinaritra ery zn mitaingina vedette, ndao mba iharaka @ nay eee
10/02/2023

T@ zay nandrefy tany ambolena mafinaritra ery zn mitaingina vedette, ndao mba iharaka @ nay eee

04/02/2023

Eto ihany no anarahanao ny vaovao sy maresaka ary ny fahalalana sy fampahafantarana ny mahakasika ny momban'i Tontolo iainana eto Madagasikara voasokajy voalohany amin'i zany

Mafinaritra ery zany maita ny Tontolo maintso sy ireo zava-boara, izay miaina eto ambony tany,, ny zanak'olombelona sy b...
04/02/2023

Mafinaritra ery zany maita ny Tontolo maintso sy ireo zava-boara, izay miaina eto ambony tany,, ny zanak'olombelona sy biby maro samihafa...

Maina ny tany  nohon'i tsy fampiany rotsakorana, potika sy simba ny ala ka nohoy zany ndeh ifanome tanana isika amerina ...
01/02/2023

Maina ny tany nohon'i tsy fampiany rotsakorana, potika sy simba ny ala ka nohoy zany ndeh ifanome tanana isika amerina any Madagasikara ho Nosy maintso jereo aneee izan eee!

31/01/2023
Zo ve de mb rariny eee mila arovatsika Mandrakariva itiky Tontolo iainan- tsika itiki fa potika tanteraka
30/01/2023

Zo ve de mb rariny eee mila arovatsika Mandrakariva itiky Tontolo iainan- tsika itiki fa potika tanteraka

Address

AMBOHIMANDAMINA
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when The Adjet Scoult posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share