Association Antenaigny Madagascar

Call Directions Website Contact the organization

Association Antenaigny Madagascar Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Antenaigny Madagascar, Nonprofit Organization, Mahatsinjo, Mahajanga.
(1)

Solidarité, humanisme, intégrité et développement durable, Pour l’inclusion sociale, la biodiversité et la lutte contre le changement climatique à Madagascar , défenseur de droit de la femme et enfant

06/10/2026

J-4 !
4 andro sisa dia hihaona isika amin’ny World Cleanup Day Madagascar 2026!

Manasa antsika rehetra hiara-hanadio, hiara-hientana ary handray andraikitra ho an’ny tontolo iainana.

📅 10 Oktobra 2026
📍 Atsimomparihy, Ambohidratrimo
⏰ 7h45

Aza mijery fotsiny… andao handray andraikitra!

💚 ’Ndao hanadio! ’Ndao hiaro! ’Ndao hiara-hiasa!

Andao ilalao Kely ndray ary tsika e: ovina mo ilay 5 ème anniversaire ny Association Antenaigny Madagascar mba samia mil...
04/10/2026

Andao ilalao Kely ndray ary tsika e: ovina mo ilay 5 ème anniversaire ny Association Antenaigny Madagascar
mba samia milaza ao @ commentaire ary e
fans

🌍🧹 J-6 ’NDAO HANADIO !⏳ 6 andro sisa !Efa manakaiky ny World Cleanup Day Madagascar 2026! 💚🌍📅 10 Oktobra 2026📍 Atsimompa...
04/10/2026

🌍🧹 J-6 ’NDAO HANADIO !

⏳ 6 andro sisa !
Efa manakaiky ny World Cleanup Day Madagascar 2026! 💚🌍

📅 10 Oktobra 2026
📍 Atsimomparihy, Ambohidratrimo
⏰ Fahatongavana : 7h45 maraina

Tsy fanadiovana fotsiny no hataontsika amin’io andro io, fa fotoana iray hifampizarana, hianarana ary hampitomboana ny fahatsiarovan-tena momba ny fiarovana ny tontolo iainana. 🌱🤝

🗣️ Sensibilisation sy fanentanana
🧹 Marathon de nettoyage
♻️ Concours de collecte de déchets
🌱 Ateliers pratiques écolos
🤝 Networking

Amin’ny alalan’ireo hetsika ireo dia samy afaka mandray anjara amin’ny fanovana ny fomba fijerintsika sy ny fahazarantsika manoloana ny fako sy ny tontolo iainana isika.

Ary mihoatra noho ny hetsika iray andro, hametraka dian-tanana ho an’ny taranaka isika, ho mariky ny fandraisantsika andraikitra anio mba hananana tontolo iainana tsara kokoa rahampitso. 🌱💚

📍 Axe 1 : Lac Antsimomparihy
📍 Axe 2 : Rova Ambohidratrimo

💚 Ny fahadiovan’ny tontolo iainana dia andraikitsika rehetra.
🌱 Ny fanovana dia manomboka amin’ny fahatsiarovan-tena.
🤝 ’Ndao hifampitaona, ’ndao hifanentana, ’ndao hametraka dian-tanana ho an’ny taranaka !

Ministère de l'Environnement et du Développement Durable





JOYEUX ANNIVERSAIRE !RANDRIAMANANTENA N. Valiha KarèneSecrétaire Générale de l'Association Antenaigny Madagascar En ce j...
03/10/2026

JOYEUX ANNIVERSAIRE !

RANDRIAMANANTENA N. Valiha Karène
Secrétaire Générale de l'Association Antenaigny Madagascar
En ce jour spécial, l’ensemble de l’équipe de l’Association Antenaigny Madagascar se joint à nous pour te souhaiter un très joyeux anniversaire.
Nous te souhaitons une nouvelle année de vie remplie de bonheur, de santé, de réussite et de belles opportunités.

Nous tenons également à saluer ton engagement, ta disponibilité et ta contribution au sein de notre association. Que ton parcours soit toujours marqué par de belles réalisations et un engagement porteur de sens.

Joyeux anniversaire, Karène !
Avec toute notre considération et nos meilleurs vœux,
L’ensemble de l’équipe de l’Association Antenaigny Madagascar

ANDAO HAHAFANTATRA NY ÉQUIPE  BEALANANA Faritra Sofia  Ao anatin’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Association Antenaig...
03/10/2026

ANDAO HAHAFANTATRA NY ÉQUIPE BEALANANA Faritra Sofia

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Association Antenaigny Madagascar, dia faly izahay mampahafantatra anareo ireo membres mandrafitra ny équipe eto Bealanana.

Nandritra izay 5 taona izay, samy nitondra ny anjara birikiny tamin’ny alalan’ny fahaiza-manao, ny traikefa ary ny fanoloran-tenany ireo membres, ho fanohanana ireo hetsika sy initiatives tanterahin’ny Association.

Ao ambadik’ireo activités hita eny an-kianja dia misy hatrany ny équipe dynamique sy engagée, izay miara-miasa, mifampizara hevitra ary mandray andraikitra amin’ny fanatanterahana ireo asa.

Samy manana ny andraikiny ny tsirairay, saingy tanjona iray no iombonana: ny hanome ny anjara birikiny ho an’ny fiarahamonina sy ny fampandrosoana maharitra eto Madagasikara.

5 TAONA NANOLORAN-TENA HO AN’NY FIAHARAMONINA SY NY FAMPANDROSOANA AN’I MADAGASIKARA.

SOLIDARITÉ • HUMANISME • INTÉGRITÉ • DÉVELOPPEMENT DURABLE
MIARA-MIENTANA. MIARA-MIASA. MIARA-MANDROSO.

REJOIGNEZ L’AVENTURE À FIANARANTSOA !Vous souhaitez agir concrètement en faveur de l’environnement, de la biodiversité e...
02/10/2026

REJOIGNEZ L’AVENTURE À FIANARANTSOA !

Vous souhaitez agir concrètement en faveur de l’environnement, de la biodiversité et de la jeunesse ?

Vous avez envie de mettre vos compétences au service d’une initiative engagée, de partager vos idées, d’acquérir de nouvelles expériences et de participer à des actions concrètes sur terrain ?

👉 L’Association Antenaigny Madagascar ouvre ses portes aux bénévoles à Fianarantsoa !
🤝 Rejoignez une équipe dynamique et engagée, et contribuez à des initiatives en faveur de la protection de l’environnement, de la préservation de la biodiversité et de l’engagement des jeunes.

📍 Lieu : Fianarantsoa
📝 Pour participer : remplissez le formulaire via le lien Google Forms et joignez votre CV.https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSc0NTapDMIPjUh2QywtuTB6hGwrKohRU0hopE_G3ukd1I8vRA/viewform?usp=publish-editor

Chaque engagement compte. Ensemble, transformons nos idées en actions pour un avenir plus durable.

J-8   ’NDAO HANADIO HO AN’NY TONTOLO IAINANA⏳ 09 andro sisa no hiandrasantsika ny World Cleanup Day Madagascar 2026!📅 10...
02/10/2026

J-8 ’NDAO HANADIO HO AN’NY TONTOLO IAINANA

⏳ 09 andro sisa no hiandrasantsika ny World Cleanup Day Madagascar 2026!
📅 10 Oktobra 2026

📍 Toerana fihaonana : Atsimomparihy, Ambohidratrimo

⏰ Fahatongavana : 7h45 maraina

🧹 Axe roa no hifantohana amin’ny fanadiovana :
🔹 Axe 1 : Lac Antsimomparihy
🔹 Axe 2 : Rova Ambohidratrimo

Tsy fanadiovana fotsiny, fa hetsika iombonana entina mampiroborobo ny fahadiovana, ny fiarovana ny tontolo iainana ary ny fandraisana andraikitry ny olom-pirenena.
🤝 Faly ny Association Antenaigny Madagascar miara-mientana amin’ireo fikambanana, vondrona, tanora, mpilatsaka an-tsitrapo ary olom-pirenena rehetra vonona handray anjara amin’ity hetsika ity.
🙏 Mankasitraka sahady ireo mpiara-miombon’antoka sy mpandray anjara rehetra amin’ny fahavononana, ny fotoana ary ny herinareo atolotra ho an’ny tontolo iainana.

📢 Mbola misokatra hatrany ny fandraisana anjara !
Vonona handray anjara ve ianao? Ento miaraka aminao ny namana, ny mpiara-miasa, ny fikambanana, ny sekoly na ny vondrona misy anao, ary andao hiara-hientana hanao hetsika mivaingana ho an’ny tontolo iainana. 🌍💚

📩 Ho an’ny fisoratana anarana sy ny antsipiriany, alefaso amin’ny hafatra miafina amin’ny Pejy HARP na Move Up Madagascar ny mombamomba anao sy ny fikambanana na vondrona misy anao.

💚 ’Ndao hanadio.
🤝 Andao hiara-hientana.
🌍 Andao hihetsika ho an’ny tontolo iainana.

Ministère de l'Environnement et du Développement Durable








WORLD CLEANUP DAY 2026  ANDAO HIARAKA HANADIO NY TONTOLONTSIKA! Ao anatin’ny hetsika iraisam-pirenena World Cleanup Day ...
01/10/2026

WORLD CLEANUP DAY 2026 ANDAO HIARAKA HANADIO NY TONTOLONTSIKA!

Ao anatin’ny hetsika iraisam-pirenena World Cleanup Day 2026, ny Association Antenaigny Madagascar (A.A.M.) dia manentana ny rehetra hiara-hientana amin’ny fanadiovana sy ny fiarovana ny tontolo iainana.

Tsy fanadiovana fotsiny no tanjona, fa indrindra ny fanamafisana ny fahatsapana maha-olom-pirenena, ny fandraisana andraikitra ary ny fiarovana ny tontolo iainana, indrindra amin’ny ady amin’ny fako plastika.

🤝 Andao hiara-hiasa!
🧹 Andao hanadio!
♻️ Andao hampihena ny fako!
🌱 Andao hiaro ny tontolo iainantsika!
📅 Daty : 10 Oktobra 2026
📍 Toerana : Ambohidratrimo, Analamanga
Ny tontolo iainana madio dia andraikitsika rehetra.

Association Antenaigny Madagascar
Solidarité • Humanisme • Intégrité • Développement durable

🇲🇬

PRÉPARATION DES ACTIVITÉS DU CLUB VERT – ANTANANARIVODans le cadre du renforcement de ses actions en faveur de l’éducati...
26/09/2026

PRÉPARATION DES ACTIVITÉS DU CLUB VERT – ANTANANARIVO

Dans le cadre du renforcement de ses actions en faveur de l’éducation environnementale et de la mobilisation des jeunes, l’Association Antenaigny Madagascar poursuit la préparation du Club Vert à Antananarivo.
Une réunion de staff s’est tenue à Tana Water Front – Radisson Blu, sous la coordination de,Joannah Présidente ,et Alfredo Vice-Président, avec l’équipe d’Antananarivo.

Cette rencontre a permis de définir les prochaines activités, de coordonner les responsabilités et de renforcer la préparation organisationnelle et logistique.
À travers le Club Vert, l’Association Antenaigny Madagascar réaffirme son engagement pour une jeunesse active, responsable et engagée dans la protection de l’environnement et de la biodiversité.

Apprendre. Agir. Protéger.
Jeunesse engagée • Biodiversité préservée • Avenir durable

ANDAO HAHAFANTATRA NY ÉQUIPE – ANTANANARIVOAo anatin’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Association Antenaigny Madagasca...
25/09/2026

ANDAO HAHAFANTATRA NY ÉQUIPE – ANTANANARIVO

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Association Antenaigny Madagascar , dia faly izahay mampahafantatra anareo ireo membres mandrafitra ny équipe eto Antananarivo.

Ireo no anisan’ireo olona manome ny fotoanany, ny fahaiza-manaony, ny traikefany ary ny fanoloran-tenany ho an’ny fanatanterahana ireo hetsika sy initiatives ataon’ny Association.

Ao anatin’izao 5 taona nanaovana engagement izao, samy manana ny andraikiny ny tsirairay, saingy tanjona iray no iombonana: ny fiarahamonina sy ny fampandrosoana maharitra eto Madagasikara.

5 TAONA NANOLORAN-TENA HO AN’NY FIAHARAMONINA SY NY FAMPANDROSOANA AN’I MADAGASIKARA.

SOLIDARITÉ • HUMANISME • INTÉGRITÉ • DÉVELOPPEMENT DURABLE
MIARA-MIENTANA. MIARA-MIASA. MIARA-MANDROSO.

Address

Mahatsinjo
Mahajanga
401

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Antenaigny Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Antenaigny Madagascar:

Shortcuts

Share