Association Fi.ta.ha Officiel

Association Fi.ta.ha Officiel Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association Fi.ta.ha Officiel, Youth Organization, Cité Amborovy, Mahajanga.

20/07/2026

Mirary soa Tanora rehetra manao Fanadinana Baccalaureat rehetra eto AMBOROVY

KOA MAHATSAPA TENA FA ZANAKA AMBOROVY ANAO DIA ANDAO HANADIO SISIN-DRANOMASINA ATSIKA!!!TOMPONY TSY MANGATAK 'ATINY
17/07/2026

KOA MAHATSAPA TENA FA ZANAKA AMBOROVY ANAO DIA ANDAO HANADIO SISIN-DRANOMASINA ATSIKA!!!

TOMPONY TSY MANGATAK 'ATINY

📢 𝗙𝗘𝗣𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗞𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗧𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗟𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗙𝗜𝗗𝗬✅ Olona 𝗺𝗶𝘇𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝘁𝗮...
16/07/2026

📢 𝗙𝗘𝗣𝗘𝗧𝗥𝗔 𝗧𝗔𝗞𝗜𝗔𝗡𝗔 𝗛𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 𝗠𝗜𝗦𝗢𝗥𝗔𝗧𝗥𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗢 𝗔𝗡𝗔𝗧𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗟𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗙𝗜𝗗𝗬

✅ Olona 𝗺𝗶𝘇𝗮𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗸𝗮 (teratany Malagasy).

✅ 𝗙𝗲𝗻𝗼 𝟭𝟴 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗺𝗶𝗮𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮 amin'ny fotoana voafaritry ny lalàna.

✅ 𝗠𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗞𝗮𝗿𝗮𝗽𝗮𝗻𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 (𝗖𝗜𝗡) 𝗺𝗮𝗻𝗮𝗻𝗸𝗲𝗿𝘆.

✅ 𝗧𝘀𝘆 𝘃𝗲𝗿𝘆 𝘇𝗼 𝗵𝗶𝗳𝗶𝗱𝘆 noho ny didim-pitsarana manan-kery.
🏡 𝗘𝘇𝗮𝗸𝗮 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝗶𝗸𝘆 𝗻𝘆 𝗼𝗹𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮
🔹 Hisy ny 𝗳𝗶𝘁𝗲𝘁𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗼𝗸𝗮𝗻𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 ataon'ireo mpanao fanisana.
🔹 Afaka manatona 𝗻𝘆 𝗯𝗶𝗿𝗮𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝗙𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗸𝗮𝗶𝗸𝘆 ihany koa ny olom-pirenena 𝗺𝗶𝘁𝗼𝗻𝗱??𝗮 𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗿??𝗽𝗮𝗻𝗼𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿??𝗻𝗲𝗻𝗮 (𝗖𝗜𝗡).

👥 𝗡𝘆 𝗦𝗲𝗳𝗼 𝗙𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 no hitarika sy hanara-maso ireo mpanao fanisana eny ifotony mba hiantohana ny fahatomombanan'ny fisoratana anarana.

𝗭𝗼𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗻𝘆 𝗺𝗶𝗳𝗶𝗱𝘆, 𝗺𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗱𝗶𝗱𝘆‼️




🚨 𝗔𝗩𝗜𝗦 𝗗𝗘 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 : 𝗥𝗘𝗖𝗥𝗨𝗧𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗘 𝟭𝟬𝟬 𝗘́𝗟𝗘̀𝗩𝗘𝗦 𝗜𝗡𝗦𝗣𝗘𝗖𝗧𝗘𝗨𝗥𝗦 𝗗𝗘 𝗣𝗢𝗟𝗜𝗖𝗘 (𝗘𝗜𝗣) 𝟮𝟬𝟮𝟲 🇲🇬Le Ministère de la Sécurité Publique...
15/07/2026

🚨 𝗔𝗩𝗜𝗦 𝗗𝗘 𝗖𝗢𝗡𝗖𝗢𝗨𝗥𝗦 : 𝗥𝗘𝗖𝗥𝗨𝗧𝗘𝗠𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗘 𝟭𝟬𝟬 𝗘́𝗟𝗘̀𝗩𝗘𝗦 𝗜𝗡𝗦𝗣𝗘𝗖𝗧𝗘𝗨𝗥𝗦 𝗗𝗘 𝗣𝗢𝗟𝗜𝗖𝗘 (𝗘𝗜𝗣) 𝟮𝟬𝟮𝟲 🇲🇬

Le Ministère de la Sécurité Publique, en collaboration avec le Ministère du Travail, de l'Emploi et de la Fonction Publique, ouvre un concours d'entrée à l'École Nationale des Inspecteurs et Agents de Police (ENIAP) d'Antsirabe pour le recrutement de 100 Élèves Inspecteurs de Police (EIP).

📌 **Répartition des places**
✅ 80 places pour le concours direct.
✅ 20 places pour le concours professionnel, réservé aux fonctionnaires de police justifiant d'au moins 4 années de service effectif.

📌 **Conditions de participation (Concours direct)**
✅ Être de nationalité malagasy.
✅ Être âgé de 21 à 35 ans au plus au 1er janvier 2026.
✅ Être titulaire du Baccalauréat ou d'un diplôme reconnu équivalent.
✅ J***r de ses droits civiques et être de bonne vie et mœurs.
✅ N'avoir fait l'objet d'aucune condamnation incompatible avec les fonctions de police.
✅ Être en règle vis-à-vis du Service National.
✅ Mesurer au minimum 1,65 mètre (hommes et femmes).
✅ Avoir une acuité visuelle de 10/10 à chaque œil.
✅ Être reconnu apte physiquement et médicalement à exercer les fonctions de police.

📌 **Calendrier**
✅ Dépôt des dossiers : jusqu'au 11 septembre 2026 à 16h00.
✅ Épreuves écrites : 26 et 27 septembre 2026.
✅ Les candidats admissibles passeront ensuite un entretien oral, des épreuves physiques et sportives, ainsi qu'une visite médicale.

📌 **Épreuves écrites (Concours direct)**
✅ Questions à choix multiples sur les cultures générales.
✅ Composition sur l'Histoire et la Géographie de Madagascar.
✅ Composition sur les Techniques d'expression en français.
✅ Composition sur les Sciences de la Vie et de la Terre (SVT).

📌 **Centres d'examen**
✅ Antananarivo Renivohitra, Antsirabe I, Mahajanga I, Antsohihy, Maintirano, Fianarantsoa I, Ambositra, Manakara, Antsiranana I, Sambava, Toamasina I, Ambatondrazaka, Maroantsetra, Toliary I, M

13/07/2026

Birao na toerana afaka hanantonana mombany Fikambanana, Ampitany Pharmacie CROISEMENT Zahamotel Amborovy

Nanomboka androany Atrik'asa Fampiarana avy hatrany, miaraka amin'ny Teknika hafantarana azy malaky🥰Fitaovana ampiasana:...
11/07/2026

Nanomboka androany Atrik'asa Fampiarana avy hatrany, miaraka amin'ny Teknika hafantarana azy malaky🥰

Fitaovana ampiasana: "Machine Electrique et Manuelle!

Tanora 6 no nanomboka azy voalohany aty

Mbola afaka mandray izay vonona, araraoty "vacance"

Marihina fa isaka Sabotsy! Manomboka maraina ka hatramin'ny folakandro no vita...

Misy Fanomezana lehibe hoany izay tena mazoto ,tsy nanapaka ary mahay tsara

Contact mp na 0328043413

  niarahana tamin'ny TRANSPARENCY INTERANATIONAL INITIATIVE MADAGASCARPresentation: "EVALUATION DE L'INTÉGRITÉ DU FINANC...
11/07/2026

niarahana tamin'ny TRANSPARENCY INTERANATIONAL INITIATIVE MADAGASCAR

Presentation: "EVALUATION DE L'INTÉGRITÉ DU FINANCEMENT POLITIQUE À MADAGASCAR"

Ary "PRESENTATION DE LA VIDEO SUR LA GRATUITÉ DE L'EDUCATION DE NIVEAU DE BASE DANS LES ÉTABLISSEMENTS PUBLICS D'ENSEIGNEMENT"

Izay natao tao amin'ny Hotel CocoLodge - Majunga
Ny omaly maraina ka hatramin'ny folakandro

Niarahana tamin'ny ireo fikambanana maro isan-karazany!

Fehiny tao dia:
Fiaraha mientana atsika rehetra amin'ny fanovana mahakasika ny fanomanana fifidianana miainga amin'ny fikaonandoham-pirenena mba hisiany mangarahara sy hitsiny

Ary fijerevana manokana ireo mpianatra madinika any Ambanivohitra eny na dia eto andrenivohitra izay sahirana tokoa amin'ny fanabeazana izany!

09/07/2026

Hoavy izahay tanora hanentana eto Amborovy mikasika fitandremana amin'ny halatr'olona!

08/07/2026

Asabotsy hoavy izao manomboka "Formation pratique" ZAITRA aty Amborovy mbola tsy tara izay hanao
Info: 0328043413

07/07/2026

Hala-jaza
Karohy ireo fototrin'ny Ratsy

Address

Cité Amborovy
Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Fi.ta.ha Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share