Fikambanan'ny teraky ny faritany Antananarivo eto Maevatanana

Fikambanan'ny teraky ny faritany Antananarivo eto Maevatanana Fikambanana natsangana hoan'ny teraky ny faritra Antananarivo rehetra tsy an-kanavaka eto Maevatanana

Arahabaina ny vehivavy rehetra nahatratra ny andro anio, singanina manokana ny vehivavin’ny FITEFAM 😊
08/03/2026

Arahabaina ny vehivavy rehetra nahatratra ny andro anio, singanina manokana ny vehivavin’ny FITEFAM 😊

Fampatsiahivana !!Samy mitondra carte membre, boissons sy tsakitsaky sahaza. Eo amin’ny parc IDEALY ny fotoanantsika am ...
28/01/2026

Fampatsiahivana !!
Samy mitondra carte membre, boissons sy tsakitsaky sahaza.
Eo amin’ny parc IDEALY ny fotoanantsika am 6 ora maraina ny asabotsy ho avt izao, ampitapitao

Aza adino ny fotoanantsika amin’ny 31 Desambra ao am ESPACE TINAHHiara-hifaly , hiara-hikorana hitsena izany 2026 izany
28/12/2025

Aza adino ny fotoanantsika amin’ny 31 Desambra ao am ESPACE TINAH
Hiara-hifaly , hiara-hikorana hitsena izany 2026 izany

Address

Maevatanana
412

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanan'ny teraky ny faritany Antananarivo eto Maevatanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share